mandoava hetra ry vahoaka fa mila vola ny Fanjakana a

21. reeves ( 11/04/2009 11:32)
io ne andrywui tsy pbm Ra8 na tsy Ra8 e , tsy resaka olona ilay izy fa hoe ara-dalana sa tsia ? Izay ihany !!! Misy voie hafa azo hanenjehana an-dRa8 raha izay ny pbm fa MILA MANARAKA LALANA ( miaraka amin`ny porofo mazava ho azy fa tsy affirmation gratuite sy hoe tatasiaka a gauche a droite ) ary ny fifandimbiasam-pahefana dia MILA MANARAKA NY LALAM-PANORENANA fa tsy Coup d`Etat . Izao betsaka amin`ny gasy izay tonga saina no lasa fahavalon`i TGV tsy fidiny noho izao fanimbana ny Firenena ataony izao ary minoa ahy ianao fa raha milatsaka ho fidiana am`mandat electif io ato anatin`ny dimy taona manaraka ( na Maire , io na lehiben`ny fokontany ..sns ) , manahy aho fa zara fa hahazo vato .
22. xxx ( 11/04/2009 11:43)
hetra ahoana e? ny ronono ny vokatra ary izao tsy misy mandray intsony ko hetra a hetra, tongava aty aminy tanana raha mahasahy de ho eto koa ry capsat
23. patrick2002 ( 11/04/2009 11:54)
tena efa hita mihintsy ireto TIM ireto fa efa zatra tsy nandoa hetra hatramin'izay ,zatra ny paradis fiscal ,
Fa dia mbola misy milaza ihany ve fa tsy ara-dalana io fitondrana io , ny HCC aza izay efa nanaiky ny maha- ara-dalana ny fitondrana TGV .
Izay indray dia handoa hetra na iza mpitondra na iza mpitondra, vokatra any ampiangonana sy droit de culte ,ary rakitra isaky ny alahady aza tsy hadino koa no maika fa ny an''i Firenena .
24. tovolahy007 ( 12/04/2009 02:58)
hahahahaha! Ara-dalana io aminao sy ny mitovy hevitra aminao fa tsy ara-dalana io @ sasany ko. Ary tsy misy azonao terena mitsy hoe tsy maintsy hanaiky an'io ho ara-adalana izany ko. Efa hita ko anie kainy fa le TGV anie ka atao TERY VAY MANTA DAOLO NY ZAVATRA REHETRA E.
Za zao de tsy manaiky an'io hoe ara-dalana, ary tsy hisy afaka ny hanery ahy @ zany na KAPOSATY 1 Million aza no ho tonga eto ambaravarako. Ny antony tsy hanekeko azy dia satria izany filohampirenena izany amiko raha @ tany Demokratika toa an'ny Madagasikara (ra tsy hoe efa novaina ho tsy demokratika tsony ko i Mada) dia tsy maintsy NOFIDIN'NY VAHOAKA fa tsy andeha hitondra miaramila eny @ HCC de terena hanao sonia sy hanaiky an'io hoe ara-dalana io fa ra tsy izany de entinay eny Soanerana.

Ka eto tsy misy ankanery zany mitsy fa aleo samy hanao izay fantany fa mety e. Ataoko fa hoe vahoaka no nametraka azy teo ka gaga aho fa aiza ireo vahoaka ireo izao. Raha ireo vahoaka nolazainy ireo ve no mandoha hetra tsy efa ampy? Sa olona vitsy kely ny vahoakany izany. hahahahaha
25. xxx ( 14/04/2009 10:49)
lol! zany ny aina ka te hanao aminy eo! Matoa nasahy nadray an'io fitondrana io dia efa nivonona t@izany lesy Dj kely a! Ary aza mitaraina fa mba mahaiza miketrika mba ho hitan'ny olona fa favy ela e! sa...
Ny blem zao dia tsy handray karama intsony ny mpiasam-panjakana atsy ho atsy. de hita eo ny tohiny e! ny fandohavana hetra tsy tokony atao satria mbola tsy ara-dalàna io fitondrana io; hita be mantsy hoe maika hanodina ry lerony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.5218