mandoava hetra ry vahoaka fa mila vola ny Fanjakana a

1. KALACK ( 10/04/2009 16:49)
Manao antso avo amin'ny vahoaka Malagasy rehetra zany ny Fanjakana mba handoha hetra sy ny taxes sy ze impot rehetra tokony ho anjaratsika isika fa mila vola ny Fanjakanan-tsika hanarenana ity Firenentsika ty fa Lany nataon'ny TIM tantely aea-drakotra tao daholo ny volampanjakana rehetra toy ny tao amin TRESOR sy ny BANK centrl rehetra tao ,, ka tsy te hiady na hila vaniny amin'izy ireo amzany ny Fanjakana ka mandoava ry reto HETRA daholo aa!! mandoava PENGUIN a !!!!
novalian'i xxx ny 14/04/2009 10:49
2. Mirananirina ( 10/04/2009 16:56)
esssssee e,ritra daholo ve?Sa izao vao ritra.
Omaly izao France nampidera ny volamenany tao aminy banque centrale,fa hoa.aie...milliards,milliards d'euros.Aiza isika e,na iraimbilanja aza ve ry Kalack dia tsy misy.
3. KALACK ( 10/04/2009 17:03)
Mandoava aloha ry Mirana hetra fa ho hita eo ihany zany aa,, lazao ny olona rehetra , lazao Hery sady mety efa bebe zao cny an'ny Hery no tsy voaloha ,, aloavy ny adidy ry sefo Forum fa mila vola ny Firenena ,, ny tao rehetra efa napoakan'ny TIM sy Ravalo tao daholo
4. andrywui ( 10/04/2009 17:06)
Misaotr amin antso avo ry zoky fa ho avy mihits isika handoh hetra sy impot ka !!!! okay les amin fanentanan fa handoha ny azy koa zan ra- Hery mba anjara adidiny amin firenena zany ee!!!! de mba manaraha ko hianareo TIM sy ny TGV rehetr ato mba anjara biriky zany eee!! ha ha
5. Mirananirina ( 10/04/2009 17:50)
Mandoava aloha ry Mirana hetra fa ho hita eo ihany zany aa

Za ange ry Kalack efa mandoa impot sy taxe foncière ,redevence télé sns.....aty e,tsy misy vola andoavana ny any Dago intsony e
6. xxx ( 10/04/2009 18:13)
mandoava hetra hono re olona fa tsisy karama ho raisiny reto HAT reto mihitsy a! efa manomboka mifamaly ry zalahy ao!
7. xxx ( 10/04/2009 18:30)
aiza le 50millions dollars hoe hisy firenena hanomeha,ny tantely afa drakotra ve lesy misy ohatrany ataon'i ry tgv io.
efa ho lany le vary sy menaka dia mipanika :-D :-D :-D :-D :-D
8. ravalotgv ( 10/04/2009 18:32)
de za tsy manana de ahoana sa mila fandohavana hetra ny fahavelomana eto madagasikara nareo any andafindranomasina any zany ahoana tsy mandoha hetra ho an ny malagasy ve sa zay le hoe velona mba hihinana sa hihinanana mba ho velona


tchouff
sniff
9. rapresi ( 10/04/2009 18:47)
hetra in e?rehefa tsy mahita hohanina la dia mipitsika
10. fijo ( 10/04/2009 18:50)
izahay ngah ano nandoro sy nanimba ny fiharian karena tao????,ary aiz aihany le firenena efa vonona hanome le 50 milllionnnnn e,sa resaky ny mpandainga fotsiny io
11. xxx ( 10/04/2009 19:07)
aleo aloha hipoitra avy any andrefana ny masoandro vao handoha izahay e! :-D
12. fijo ( 10/04/2009 19:09)
izay mihintsy.rehefa main'ny nataony dia miala eo
13. Noue ( 10/04/2009 19:51)
KALACK:
Manao antso avo amin'ny vahoaka Malagasy rehetra zany ny Fanjakana mba handoha hetra sy ny taxes sy ze impot rehetra tokony ho anjaratsika isika fa mila vola ny Fanjakanan-tsika
ahahahaha zany izy io aa ?? nahoana no hasaina handoha hetra ny olona?? handohavana ny karaman'ny capsat sy ny mutins ve?? andraso eo paoly ozy ranamana zay !! ary efa nilaza mahintsiny ny olona fa tsy hisy hety handohan zany hetra zany eo eee !! fa nga lany ilay vola be notatatataina teo à 13 Mai eee ?? ohatrinona moa izy zay??


14. xxx ( 10/04/2009 20:45)
Toa manao alahelom-bola koa 'i Noue izany kleeee!!!! fa angaha dia tena very fihinana mafy izato izy raha tsy eo ra8????
15. fijo ( 10/04/2009 21:03)
tsy ravalo no olan a,fa ny aradalana
16. zakilinina ( 10/04/2009 21:45)
Tsy misy firenena adala sy kentrina akory hanampy ny fanjakan'i Baroa
17. locl ( 11/04/2009 09:50)
Zay tsy handoa hetra amin'olona tsy misy loha!!!!Rehafa tsy mahita vola, mandana milelapaladia andravalomanana fa izy mahalala ny tokony hatao
18. MAZUMI ( 11/04/2009 10:22)
locl:

Zay tsy handoa hetra amin'olona tsy misy loha!!!!Rehafa tsy mahita vola, mandana milelapaladia andravalomanana fa izy mahalala ny tokony hatao

Zay koa tsy handoha hetra eh satria fanajakany baro io
atao inona ireo 44 persone ao amin'ny HAT ireo rehefa tsy misy vola de miala fa tsy ny volambahoaka no atao hamelomana ireo voay noana ireo akory zany;
izany ny aina ka te hanao aminy eo rehefa tsy hay ny mitondra io tetezamita io dde avelao
Antsoy ravalomanana fa izy no mahay an'io
19. reeves ( 11/04/2009 10:37)
ny pbm ho ahy tsy dia ny handoa hetra loatra au contraire aza devoir de citoyens izany fa saingy eo ilay hoe ara-dalàna araka ny kôzin-dRa-RaFijo tetsy ambony . Ny hetra tsinona volam-bahoaka noho izany mila olona nomem-BAHOAKA fahefana ARA-DALANA t@ FIFIDIANANA no mahazo mitantana izany fa tsy ity fatim-boto BE VOLA rehetra manana ARMEE PERSONNELLE ity akory dia andeha hiambo afaka hitantana ny volam-bahoaka daholo koa dia izaho koa dia mampirisika ny olona TSY HANDOA HETRA ALOHA raha tsy mazava tsara ilay hoe ARA-DALANA . Mahavita manakarama CAPSAT hanongam-panjakana elah tsy niera tamin`iza tamin`iza koa inona no mbola hilan`elah ny volam-bahoaka ? Sady izahay koa izany tsy mpandoa karaman`ny CAPSAT e ! Omeko ny azafady hozy Mopera izay !
20. andrywui ( 11/04/2009 11:03)
Ny mahafinaritra aloh zao xdefa xbe ireo milahatra mitomandavana be mandoh hetra eny Ambohidratrimo eny amin'izao fotoan zao e!!! mankanesa ecny ra tsy mahatoky !!! de mandehana ko eny Ambohimangakely de ahita ireo vahoaka xbobaka mandoha hetra nareo TIM be fialonann amin Fanjakana io !!!! LOCL == ravalo zany ry namana tsy mi existe eto Ma/car tsony zany fa be loatra ny ratsy vitany teto a!!! ny olona ary mitady azy mafy daol hanonerany ny zavatr nataony teto tamin vahoaka koa oe hatao prezidan ndray xhono !!!! ppfffff !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076