Tandremo ny poste politique ???

1. essera ( 10/04/2009 08:21)
Nisy dinika nandeha tao ambany tao ary nandeha ny resaka hoe olona napetraka tany amin'ny sehatra maro tany izany. Ny tena tiana ahatongavana eto dia ilay kitranoantrano ka na tsy ao aza ilay compétence-n'ilay olona dia nomena azy aloha ny toerana.
Izaho mino fa betsaka amin'ny vahoaka ilay manara-dalàna no notendrena tamin'ny ara-dalàna hanantotosa asa iray izay mety tsy dia mifanaraka amin'ny trai-kefany loatra ka henjana be ny hiarao an'io fauteil io vao misy savorovoro.
Anatra ho amin'ny manaraka fotsiny dia tsy marin-toerana loatra eto Mcar ny resaka politika ka raha mbola azonao ialana ny fametrahana ara-politika (nomination sns...) dia aleo mandeha amin'ny normal mba tsy hidinana eny an-dalam-be intsony ho an'ny sasantsasany.

Minoa fotsiny ihany...
novalian'i essera ny 10/04/2009 10:40
2. xxx ( 10/04/2009 09:14)
Ny fiarovana seza aloh hatramzao eto M/car de miatra aman'aina mihitsy ho an' politisiana , asa maninnn lotra no mahatsara io seza io
3. essera ( 10/04/2009 10:40)
Ka seza tao am luxor le iadivany io hoe tena mis confort.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0442