Volon'andron'ny mpanohitra ? toy ny ririnina.

1. essera ( 09/04/2009 08:33)
Jereo tsara ange fa efa lasa mihaina à l'inspiration du jour ny mpanohitra.
Alatsinainy : manaiky hifampidinika
Talata : miongana Tgv
Alarobia : Manaiky izahay raha...
Alakamisy : ho avy ny invité surprise
Zoma : Tamin'ny anaran'ny tenany manokana no nidiran-dranona tany am hat.
Sabotsy : fiaraha-mientana

D indraindray aza dia lasa mangala-tahaka sisa :

Ndao akanjo fotsy sy folara fotsy no anaovana rahampitso.

Maninona raha atao orange dia betsaka ny manana am zay satria izay tsy manana dia ampindraminay indray.

Ndao fa hoe tsy misy programme matotra ny HAT ? Dia ekeko ary fa tsy maninona. Fa ianareo koa manohitra tsy tena mitombina sy stable dia tsy hitako zay atao anareo.
novalian'i essera ny 09/04/2009 10:03
2. KALACK ( 09/04/2009 09:40)

rah izah mihits ny mpanohitr amzao ririnina lava hiainany izao les ry essera de ny mitady olona hafa mihitsy alo izao no mety !! ohatra oe i Harinaivo no tohanana mafy hatao prezida ndray sao de mba tafa ihany !! fa rah i dadandray le rony zany manko toa ts mi existe tson fa efa nahita lalàna afera be ndray izy zao ka ts mikl amz fitondrana zan tson !! ny tim anfa ato mbol miandrandra be ny fiverenany !! tsy aleo ve ny fiverenan'ny Tompo eny amin rahon'ny lanitra no andrandraina toy izay ny fiverenadravalo e!! sa ve de tena Mesia tokoa no fandraisanareo azy iny e!!???
3. xxx ( 09/04/2009 09:57)
essera:

Jereo tsara ange fa efa lasa mihaina à l'inspiration du jour ny mpanohitra.
Alatsinainy : manaiky hifampidinika
Talata : miongana Tgv
Alarobia : Manaiky izahay raha...
Alakamisy : ho avy ny invité surprise
Zoma : Tamin'ny anaran'ny tenany manokana no nidiran-dranona tany am hat.
Sabotsy : fiaraha-mientana

D indraindray aza dia lasa mangala-tahaka sisa :

Ndao akanjo fotsy sy folara fotsy no anaovana rahampitso.

Maninona raha atao orange dia betsaka ny manana am zay satria izay tsy manana dia ampindraminay indray.

Ndao fa hoe tsy misy programme matotra ny HAT ? Dia ekeko ary fa tsy maninona. Fa ianareo koa manohitra tsy tena mitombina sy stable dia tsy hitako zay atao anareo.



adinonao koa le assise nangalana tahaka hahaha! tena vendrana!, ny tenany ihany no esoiny am le teniny oe tgvendrana, fa zareo mantsy efa zatra misaina am ...
4. essera ( 09/04/2009 10:03)
Tokony mi-recadrer- ny tir mihitsy aloha ny mpanohitra fa matoa ange tao anatin'ny 2 volana dia nianjera be tampoka na inona na inona filazana azy, na forcing na tsy forcing dia misy zavatra marefo be ao amin'ny mpikambana ao amin'ny manaradalàna.
Asa raha ho vitanareo 2 volana ny fandrodanana an'ity HAT ity fa toa 6 bolana aza no niangavaian'ny avy any ivelany ametrapetrahan'ny mpitondra izao ny lamina.

Eritrereto ihany ny tactique-nareo fa aza entina amin'ny fo be fotsiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1306