KAREMY + Mon Père

1. xxx ( 08/04/2009 12:35)
Tena lasa ny saiko talohaloha teo nahita Damopra tsy manala volom-bava mandritry ny Karemy ity , nanontany ny antony aho ka hoy izy , KAREMY anie izao ry letia ee...... Tsy nasiako tohiny intsony le resaka avy eo ... Sendra nanontany ankizivavy namako indray aho raha mba tafaresaka iny zahay de hoy izy ireo , Tena tsy tiko aky raha Lehilahy no misy volom-bava be izany ....ha ha ha...

Teo vao tsaroako le hiran'i Samoela hoe : Zahay tsy magnano karemy amin'io .. nefa jereo .....
ha ha ha . Mba tsetsatsetsa tsy aritra iny ee

novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 12:30
2. sarobidy ( 10/04/2009 12:30)
Ko zany ary izy oe damompra de tsy maninona fa raha lehilahy hafa izay vao mety tsy ho tin'le vehivavy teneninao ry xxx a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1702