VAHOAKA???
1. yonikafopl
(
04/04/2009 20:27)
hono ho aho e, inona marina no antsoina hoe vahoaka? rehefa toa inona sy ohatran'ny inona no antsoina fa vahoaka?
Nigrevy manko ny TGV, dia nilaza zareo fa vahoaka, an'ny vahoaka ny teny farany, ny vahoaka no tompon'ny teny, mila mihaino ny feon'ny vahoaka ny mpitondra sns, nampiasaina foana ilay teny hoe vahoaka,
Fa zao nigrevy ny mpomba ny ara-dalana, amin'i TGV ve ireo tsy vahoaka? tsy tokony hihaino ny feon'ireo ve izy? tsy ireo ve no tompon'ny teny???
Tsy asiako resaka demokrasia satria tsy mbola zakan'ny lohan'ny gasy zany, mbola ny raha ho faty aho matesa rahavako, sy ny paosiko aloha vao ny paosinao, didin'ny besandry no miasa, izay matanjaka mahazo plasy.

novalian'i andrywui ny 05/04/2009 20:48
2. vilambava
(
04/04/2009 21:52)
Raha ny fijerin'y malagasy aloha dia ny olona tokana ihany no tsy vahoaka. Izany no lazainy amin'ny ohabolana hoe: "olona iray tsy mba vahoaka". Donc rehefa mihoatra ny iray izany defa vahoaka.
3. yonikafopl
(
05/04/2009 06:34)
Donky tokony hanaja ny teny nolazainy le Andry ra tena tia tanindrazana, mitaky ny fialany ny vahoaka de tokony hiala izy??
Sa mety mbola hameno paosy kely ngamba, hummmmmmmmm
Sa mety mbola hameno paosy kely ngamba, hummmmmmmmm
4. endrika01
(
05/04/2009 07:06)
yonikafopl:
Donky tokony hanaja ny teny nolazainy le Andry ra tena tia tanindrazana, mitaky ny fialany ny vahoaka de tokony hiala izy??
Sa mety mbola hameno paosy kely ngamba, hummmmmmmmm
Avelao alou izy ry yonnika kosa mba hampiseho amin'ny Dada we,vizana ve enao mba soloiko kely,hi hi hi hi,de tohizana ara-drariny zay asa efa teo,fa tsy we aleo potika zay potika fa zahay alou mba hanao conte de fee. :roll: :roll: :roll: hotran'ny we conte de Fee zany anie le adilahy politika amzao,fa tsy tsapan-dreo mpanao politika ireo fa potika ny Firenena,rava doly zay kely efa najoro,vao miezaka miarina lay Madagasikara kelintsika de misy mamely kobay avy ato aoriana,de torana ndray,de tsotsofina ndray mba hovelona raha hotafarina ntsony!!! (l)
5. yuka
(
05/04/2009 12:40)
Za reto mieritreritra ho tsy ho afaka eo tsony ireo 15 taona farafahakeliny :(
6. Mirananirina
(
05/04/2009 19:12)
Raha ny fijerin'y malagasy aloha dia ny olona tokana ihany no tsy vahoaka. Izany no lazainy amin'ny ohabolana hoe: "olona iray tsy mba vahoaka". Donc rehefa mihoatra ny iray izany defa vahoaka.
izay mihitsy no izy.
7. Andribe
(
05/04/2009 20:13)
Ny atao hoe vahoaka dia izay olona vitsivitsy manaraka anao sy ny demagozianao dia ianao mampiasa basy rehfavieo mitifitra izay tsy manaraka anao 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O
8. andrywui
(
05/04/2009 20:48)
zany ary izy oe fopla ko innn ndray no hihainoana azy !!! aleo izy hitentezn fon eo !! hi hi hi hi hi az tezitr yonika a!!! hi hi hi hi !!tadidin'i yonika xve le TIM voatifitifitra be ndray mandé ry de le za nimeme be ???