tratry ny tetezamita daholo eh!

1. mazavajery ( 04/04/2009 14:02)
arahabaina isika rehetra fa tafiditra natao anterisetra toy ireny mampiditra omby anaty vala hatao vakisiny ireny; atao ahoana moa fa tsy mba mananjo hiteny sy haneho hevitra intsony ny tena fa raha vao mba miteny dia grenady sy totobasy dakavody sy latsalatsa ary vavabasy no miandry ;izay no fanomezana lehibe izay lazina fa demokrasia tena izy nomen ireo mpitondra sadasada ireo. koa mivavaka isika mba samy ho tonga any amin ny 4 eme republika , tsy ho tetezana hazo boboka anie izy ity koa raha sanatria mifandramatra ao anaty tetezana ao isika dia tsy misy hafa miala fa dia any anaty rano daholo ka dia izay tsara vintana sisa symahay milomano no tsy ho lanin ny voay sy maty andrano, azontsika atao koa anefa ny mitady lalankafa na tetezana azo antoka dieny mbola tsy eny afovony isika ka ho faty mianakavy eo ! izay eh! by ! by!..........
2. Mirananirina ( 04/04/2009 14:07)
Arabaina koa ianao e.Ka tsy maintsy izay no hiafarana,rendrika daholo na ny mahay milomano aza, fa lalina loatra ny rano.
3. xxx ( 04/04/2009 14:11)
ka zay no mba takatry ny sainkelin'io TGVENDRANA io !!! nandiha fianarana nha hono io no ahafantatra ny dikan'zany hoe democratie zany? hoy ranamana atsy ambadika atsy
Mpandefa : Picsou [ Valio ] 04-04-2009 15:28:54
Lohateny : De aôna koa ity olona tendritendrena foana ity?
voatendry ho ben'ny tanàna fianarantsoa i pety. tsy mbola tokony haka saina kely ve izy aloha. raha ny resaka mandeha mantsy dia tsy misy tia azy ny ao fianar ao. jiolahy izy io raha izay no mahalaza azy. mba nisaina ve ny hat @io, sa rehefa atahorana dia omena toerana?sao mba tsy rariny kosa e! ny teo aloha ange ka nofidiam-bahoaka e! ny eto moa fanehoan-kevitra fa ny tena izy dia tsy afaka manampy eny andalam-be zahay dia aty no miresaka.
dia io e! atao didy jadona avokoa!!! fatina gadra ireny no avy dia hapetraka eo @ toerana efa an'olona !!!!

HAUTE TRAHISON !!! efa mampitandrina sahady ny rehetra

Le proviseur du Lycée Moderne d’Ampefiloha (LMA), Nirina Razafindralambo, a été remplacé sur décision du ministre de l’éducation de la HAT. L’ancien proviseur est introuvable depuis lundi d’après les Nouvelles.

dia ho iza indray ny manaraka???

ANDRY TGVENDRANA HAUTE TRAHISON !! HAUTE TRAHISON !!!

4. Mirananirina ( 04/04/2009 14:19)
Le proviseur du Lycée Moderne d’Ampefiloha (LMA), Nirina Razafindralambo, a été remplacé sur décision du ministre de l’éducation de la HAT. L’ancien proviseur est introuvable depuis lundi d’après les Nouvelles.

Tena tsy rariny ity,soloina tgv daholo izao tontolo izao.
5. bazylou ( 04/04/2009 14:28)
samy tratry ny goavy manta daholo e!!!! :* :* :*
6. yuka ( 04/04/2009 15:05)
arabaina daholo ianareo vahoakan'i sareraka ry bazylou a!
orange no loko fanevan'ny TGV sady mitovy loko amin'ny mason'sareka :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. tsinjo ( 04/04/2009 15:37)
:-D :-D :-D
8. vilambava ( 04/04/2009 17:23)
Mahafinaritra ilay fiarahabana satria misy hodinihina tsara hoe tetezana mita mankaiza tokoa moa ity hizorana ity?
Mivadika ny pejy, hoy ny kabary. Kanefa pejy mivadika ho amin'ny fanantenana mitondra fivoarana sa pejy mivadika mba ho fanamafisana ny ratsy sy ny tsy mety izay efa hita sy niainana teo aloha?
Samy tratry ny tetezamita daholo na ny nitolona na ny tsy manaiky izao fiovana izao fa iza no hahazo tombon-tsoa? Ny valalabemandry sa ireo lohadohan'ny mpisorona mpitarika ihany. Ataoko ary mino aho fa ireto faharoa no hahazo betsaka satria tsy maintsy hanao izay ho afany eo amin'ny fanangonana izy ireo: Fohifohy ihany ny 19 volana ary tsy mbola fantatra izay ao aorian'izay ka raha ho faty aho matesa rahavana, sady tsy maintsy atao koa ny mitsinjo ny vodiandro ho merika. Tsy misy hanome valimbabena manko ka aleo mihary ho an'ny tenany rehefa misy ny fahafahana manao an'izany.
9. mazavajery ( 05/04/2009 16:01)
amin ny fomba mahitsyno hilzako aminao anio fa tetezana boboka no napidiran i tgv sy capsat ary mon ami odon sy ny forongony antsika malagasy. lalina ny rano hoy miranirina ka na mahay milomano aza maty dia hoy aho hoe sady misy voay no hantsana no miandry antsika;mino ve ianao fa aharitra 15j io vary 500 sy menaka 2500 io, menaka mbola mila diovina possibla misy collesterol 50./. koa dia asa aloha; ary mba ho tonga eny amin ny epicerie ve ity izy.. mahatsiaro ny 2eme republique sahady aho amin izato filaharana.manahy aho fa hoterana izahay atsy ho atsy hivarotra ny vary akotrinay 200 ny kilao amin ny fanjakana tetezamita ka ny capsat no heripamoretana eny andalana na isamboditranon ny izay be sompitra,toy ny tamin ny andrn ny legionera eh! efa nihainan ny dadabenay izany ka tadidiko ny tantarany,tsy vary sy menaka ihany no hivelomana fa ao ny sira savony siramamy kafe frais sns... fanafody...dia ho voavinavinanao ny fiakaran izany atsy ho atsy;hotehirizintsika tsara ity lohahevitra iray ity hamoronantsika tononkira ary havadintsika hira maredona atsy ho atsy :sa ahoana ny hevitrareo...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0554