Araka ny hevitrareo dia nivadika ve i Atoa Rajemison? Sa araka ny nambarany dia tena "en tant que citoyen et ancien chef d'institution" no antony nanatrehany ilay "assises nationales"?
Ny hoe nivadika na tsia tsy aiko.
Fa izao: Na t@ izy mbola teo @ fitondrana niaraka @ Ravalo aza anie dia i Rajemison (irery?) no sahy nanohitra ny hevitr'i Ravalo rehefa hitany fa tsy nety e! (ny TIM zany fa tsy ny opposition a!) Hany ka zany no nahatonga azy ho nahidina grady ary farany nalefa any ivelany mihitsy... ka noho izany raha hoe tsy miray hevitra ara-politika @ Ra8 v izy fa mijery izay ahasoa ny firenena dia mivadika ny dikany? (NonRa8=OuiTGV=OuiRatsiraka???)
Fa bon, ho hita eo aloha izay tohiny e! :roll: ;-)