Lehilahy be moto miridana be ireny fa tsy scooter akory!

1. soanja ( 04/04/2009 04:24)
Hono hoy aho nareo lehilahy tia moto na ny manana na ny tsy manana azy. Moa ve tena ilaina io moto io raha toa ka efa manana fiara ianao ohatra sady tsy hoe natao entina hiasana ilay izy fa hoe hilalaovana fotsiny sy hiodikodinana na hanaovana kitsiditsidina/ spaoro, raha toa ka efa manam-bady aman-janaka ianao ka mbola kely ny zanakao tena mbola mila anao mafy, dia ilaina ve ny filalaovanao an'io? Ka raha sanatria ka maty amin'iny ianao na hoe voan'ny accident dia ahoana ny fahitana azy? Tsy vao maika ve ka tena mampiditra faisana ny fianakaviana na ny vola hitsaboana na ny fotoana lany hiandrasana ny maratra ho sitrana ary indrindra ny fotoana tokony hikarakarana ankizy mety tsy hanana ianao? Somary fitiavan-tena ihany io sa ve diso aho? Amiko mantsy dia mora maratra ny mpitaingina moto raha oharina amin'ny mpitaingina fiara. Ry zareo rahateo toa tia misetrasetra rehefa mandeha.

Ny fahitako azy dia raha mbola mpitovo dia tsara ny manana moto fa rehefa hanambady sy indrindra hitondra tokatrano dia io angamba no afoy voalohany? Ny hevitrareo?
2. lolove83 ( 04/04/2009 08:26)
slt ka ny azy anie soanja l moto dia entina isintonana olona hoe aty jerena e amin`izay n sipa kely rehetra tara aminy daholo , tamin`izaho nipetraka teny Akatso de tsy maita tory mitsy am alina f misy feona moto be foana sady tena faran`izay mafy ...ny tanjona de hoe ATY JERENA raha efa raim-pianakaviana dia tsy aleo ve mba mandeha normale e zany moa e (l)
3. Mirananirina ( 04/04/2009 09:10)
bisikileta ihany no tsara e,
4. simplex ( 05/04/2009 22:08)

za dia tsy mba navelan'i neninay hitaingina moto izany mintsy... tsy nahazo naka permis moto... dia rehefa hitsoaka dia mbola tsy maintsy ni-promettre ihany hoe tsy hitaingina moto izany mintsy :)

:arrow: sao dia mba any no kle an'le izy... ny reny no mitandrina ny zanany tsy hitaingina moto... dia lasa tsy tia wazy eny izy...

otran'ny le hoe lelah macho sy manambany vevavy ihany io ee... ny vevavy no tena fototry le izy en fin de compte :-P

mihetsiketsika nareo eee

;-)
5. ikaretsaka ( 06/04/2009 00:41)
harley ry soanja ..za aloha tia e...
fa tsy atakaloko gitara basse :wink:
6. xxx ( 06/04/2009 12:33)
Mety ho ilay hoe aty jerena, fa mety fitiavana vitesse koa ka, misy koa tia mécanique dia tia azy

Fa rehefa manambady sy miteraka dia hafa indray : misy mbola manao ihany , hoentina miasa izy pratique ohatra , raha olona mitandrina ianao fa tsy ilay mitrifatrifana ireny, dia azo atao tsara. Misy risque kokoa izy noho ny fiara

Manana voisins aho, moto no fitondran'ilay rangahy miasa, olona matotra tsara izy ary raha hitanao eny an-dalana dia hita fa tena mitandrina. Tsy mbola nahita azy nitondra an'i madama aho na ny ankizy anefa
7. soanja ( 07/04/2009 05:35)
simplex:

za dia tsy mba navelan'i neninay hitaingina moto izany mintsy... tsy nahazo naka permis moto... dia rehefa hitsoaka dia mbola tsy maintsy ni-promettre ihany hoe tsy hitaingina moto izany mintsy :)

:arrow: sao dia mba any no kle an'le izy... ny reny no mitandrina ny zanany tsy hitaingina moto... dia lasa tsy tia wazy eny izy...

otran'ny le hoe lelah macho sy manambany vevavy ihany io ee... ny vevavy no tena fototry le izy en fin de compte :-P

mihetsiketsika nareo eee

;-)

Asa tokoa fa mety ilay olona mihitsy no mahalala ny fetra tokony hidirana sy tsy hidirana amin'ny fiainana angamba no fahitako azy.

Miezaka mahatsapa ny manjo ity raim-pianakaviana iray mantsy aho hoe tokony na nahamety azy tokoa ny nahafoy tokoa ve ilay moto sa hoe haitraind-ramatoa tsy itiavany ananan-drangahy an'io no nahatonga azy nivarotra azy? satria toa ilay akoho voakapoka ilay rangahy nony tsy nanana moto intsony izy nefa ilay ramatoa nidingin-drambo!

Asa re ry fiainana, inona no misterinao!

8. soanja ( 07/04/2009 05:37)
ikaretsaka:

harley ry soanja ..za aloha tia e...
fa tsy atakaloko gitara basse :wink:

Zah koa tia Harley saingy mino aho fa ho nofy fotsiny izany satria fady io hoy ny ankilany!

:(
9. soanja ( 07/04/2009 05:44)
xxx:

Mety ho ilay hoe aty jerena, fa mety fitiavana vitesse koa ka, misy koa tia mécanique dia tia azy

Fa rehefa manambady sy miteraka dia hafa indray : misy mbola manao ihany , hoentina miasa izy pratique ohatra , raha olona mitandrina ianao fa tsy ilay mitrifatrifana ireny, dia azo atao tsara. Misy risque kokoa izy noho ny fiara

Manana voisins aho, moto no fitondran'ilay rangahy miasa, olona matotra tsara izy ary raha hitanao eny an-dalana dia hita fa tena mitandrina. Tsy mbola nahita azy nitondra an'i madama aho na ny ankizy anefa

Mety hoe fantarina izany ilay olona hovadiana sy hiterahana? ka izay tia an'ireo voalazanao (hafainganam-pandeha sy mikitika masinina) eo ambony ireo dia mety mahatsara azy ny sipaina fotsiny?

Ny fahaizana ny vady sy ny fahafahany mahalala fa manan-janaka izy ka mila mitandrina izany no tena zava-dehibe.
:)
10. ikaretsaka ( 08/04/2009 02:57)
Io fady fady de ny olona koa asaina mifady io ry soanja no hitako tsy mety koa...za zao fady akoho amamborona fa kosa tsy manery ireo izay mihinana tsy hihinana na miala rehefa misy mihinana fa za fotsiny no tsy mikitika fa aleo izy hihinana any..
Io resaka moto io koa rehefa ilaina le izy de manao aho..za manana namana mompera fa ny asany dia manao chaplain an'ireny bikers be tatoo mande harley ireny... fa dia tena ohatran ireny koa izy an
11. soanja ( 08/04/2009 04:46)

Betsaka tokoa ny fady ato an: ny coca, ny sokola, ny toaka, ny sigara, ny rongony, ny tattoo, ny pirpirsa isan-karazany, rehefa mety ho moto, ny jet ski, ny snowboarding, bungee jumping ary ny hafa tsy azo tononina eto.

:)
12. fahamarinana ( 08/04/2009 05:05)
simplex:
otran'ny le hoe lelah macho sy manambany vevavy ihany io ee... ny vevavy no tena fototry le izy en fin de compte

:arrow: tsy matiny lolo mihintsy ilay vehivavy an,k'efa hoe eva kouh !! :°)
ika:
za manana namana mompera fa ny asany dia manao chaplain an'ireny bikers be tatoo mande harley ireny... fa dia tena ohatran ireny koa izy an

:arrow: mba nahita reportage nisy an'io koa za fa dia variana be ! :D (l)
13. cutie ( 09/04/2009 20:06)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 06-04-2009 02:41:45
Lohateny : Re : Lehilahy be moto miridana be ireny fa tsy scooter akory!
harley ry soanja ..za aloha tia e...
fa tsy atakaloko gitara basse

orera :-D
14. cutie ( 09/04/2009 20:07)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 07-04-2009 07:37:28
Lohateny : Re : Lehilahy be moto miridana be ireny fa tsy scooter akory
Hoy i ikaretsaka:

harley ry soanja ..za aloha tia e...
fa tsy atakaloko gitara basse

Zah koa tia Harley saingy mino aho fa ho nofy fotsiny izany satria fady io hoy ny ankilany!

za tsy tian'reny fa sady mankarary sofina no mizesta tsisy ilavan azy daholo le mpitaingina azy :-D :-D :-D :-D
15. soanja ( 11/04/2009 15:08)
cutie:

Tratry ny Paka o.

Mino aho fa izay no mahafady an'io ato aminay saingy amiko tsy voafetran'izay fihetsiky ny hafa ny sitrapo mba tianao atao. Tsy hanova azy ireo akory fa ianao koa mba manao izay mahafinaritra anao. Raha misy mihevitra hoe iny fa be zesta dia hoy aho hoe an an miaina fotsiny ka!

:-D :-D :-D
16. ikaretsaka ( 11/04/2009 15:21)
marina ny an'i soanja...
aleoko aloha harley toy izay le boldor be ireny raha moto ka...
manao tana bira @ le miondrika mankarary lamosina
17. cutie ( 11/04/2009 21:29)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 11-04-2009 17:08:33
Lohateny : Re : Lehilahy be moto miridana be ireny fa tsy scooter akory
Hoy i cutie:

Voalaza teo :
Mpandefa : soanja [ Valio ] 07-04-2009 07:37:28
Lohateny : Re : Lehilahy be moto miridana be ireny fa tsy scooter akory
Hoy i ikaretsaka:

harley ry soanja ..za aloha tia e...
fa tsy atakaloko gitara basse

Zah koa tia Harley saingy mino aho fa ho nofy fotsiny izany satria fady io hoy ny ankilany!

za tsy tian'reny fa sady mankarary sofina no mizesta tsisy ilavan azy daholo le mpitaingina azy

Tratry ny Paka o.

Mino aho fa izay no mahafady an'io ato aminay saingy amiko tsy voafetran'izay fihetsiky ny hafa ny sitrapo mba tianao atao. Tsy hanova azy ireo akory fa ianao koa mba manao izay mahafinaritra anao. Raha misy mihevitra hoe iny fa be zesta dia hoy aho hoe an an miaina fotsiny ka!
:-D :-D
le miaraka rodo be ry zareo no tena mahakamo ndrindra le refa mba manao la sieste iny ny tena :-D
18. ikaretsaka ( 13/04/2009 03:16)
iny indrindra no mampilay azy koo...
aleoko aloha feoana harley toy izay le boldor bedebe ireny e raha samy feona moto ihany
fa samy manana ny sofiny moa io
19. TWING ( 15/04/2009 12:01)
fitiavana vitesse ny moto amiko, ka maninona moa?
za zao biskleta no misy ao antanana ary efa 3 ny akama mpilalao matin ny beka.
rehefa ho avy ny loza dia vita fa tsy hoe moto foana e.
ny sipa koa anie manandro Beueu e.
nalaza ny scooter dia mierika
nalaza ny rooler dia any zany
nalaza ny beka dia ino koa
nalaza ny vam dia ao indray
malaza ny moto dia ... hein hein

ny sipa ihany no tena mahatonga an io e
variana koa moa ry zalahy eny ambony moto mijery ny sipa eny @ sisiny dia mianjera
20. ikaretsaka ( 15/04/2009 13:33)
izay mantsy..
raha za aloha no hoe mipetraka any @ dezak\\\'i bekintana de tsy mampaninona ahy ny mi harley e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3554