Nahoana no ??? TIM sasany
1. essera
(
03/04/2009 07:46)
Raha tena mandinika ianareo dia olona efa notsipahin'i Dada teny amin'n ambavafony daholo ireo olona ireo. Nisy namana efa nanazava an'io tao ambany tao momba an'i Tsiapody, Rajemson sns.
Raha misy tena ts mampino hoe alefa ambassadeur ange dia Rajemson ireny. Tena akaiky dia akaiky an ra8 ireny fa vao tsy nitovy fijery kely fotsiny d nomeny ny hafatra. Ireny amiko dia toy ny fihantrana sisa hoe mba tsy hialan'ialah am fitondrana carrément dia andana manao vacances définitive mihitsy aloha. Rafalimanana, Patrick Ramiaramanan, Radavidson... Ireny efa bedy be daholo ireny dia nampanginina am-panajana.
Tsy tia mifanakalo hevitra i Ra8 no tena marina fa efa any aminy daholo ny zavatra hatao rehetra sy ny caprice-ny rehetra fa formalité ny conseil des ministres s etc...

novalian'i essera ny 03/04/2009 11:03
2. xxx
(
03/04/2009 08:00)
ireny lé olona sahy niteny é. ireny tsy nila nahita kianjan'ny demokrasia, vo niloa-bava. refa tsy nety, dé tsy nety taminy.
ka na handà aza ny TIM @zao, dé ireny no solon-tenany ao @ assise. toa an'i Betiana Bruno avy @ CRN
sà V???? sao dé nahazo volaB ndray reo é? araky ny fiteny mahazatra :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

4. yuka
(
03/04/2009 09:01)
ireny ilay nahita ny tsiron-tseza dia tsy te hiala fa manao tanalahy :D mba hitoy ny fihinanana e!
TSY MATY TSY AKORY NY OLO MANGINA :)
TSY MATY TSY AKORY NY OLO MANGINA :)
5. Oay
(
03/04/2009 09:27)
yuka:
ireny ilay nahita ny tsiron-tseza dia tsy te hiala fa manao tanalahy :D mba hitoy ny fihinanana e!
TSY MATY TSY AKORY NY OLO MANGINA :)
yuka raha i Rajemisa kosa aloha d tena tsy marina é!
i Marc Ravalomanana d efa ela no tsy nahatoky an'azy aiza ve ka vitan'i Marc Ravalomanana hatramin'ny manao tazandavitra an'i Rajemisa @ alalan'ny maso lavitra, ohatran'izao ilay film:
Marc R:mijery an'i Rajelisa d manontany @ telefonina manao hoe aiza lety elah ry james!
D rajemisa mamaly hoe atao @ birao za
D Marc manao hoe hay ve ao anatin'ny biraon'elaha famanian'ny alika é!satria i rajemisa mamoka ny alikany teo antokontaniny!
D rajemisa manao hoe fa aiza enao prézidà
D marc manao hoe hitako elah!
D eritrereto amin'izany ilay torture morale ry yuka!
Tena zava-nisy io an!
6. ravatorano
(
03/04/2009 09:42)
notambazan\'ny tgv vola be marina reo ah
sa reefa ny tim no manao an\'zany d ratsy
:p :p :p :p =)) =)) =))
sa reefa ny tim no manao an\'zany d ratsy
:p :p :p :p =)) =)) =))
7. essera
(
03/04/2009 09:53)
Ts voater kosa ilay hoe notambazana vola be ireo. Misy olona mbola tsy teo amin'ny sehatra politika mihitsy ange ao amin'ny HAT ao e. Tsy ho teneniko eto ny anarany fa ex-député izy ra rava ny député izao. (aleo garder-na ny anonymat-ny fa sao d tsipazan zalah grenade eo ny tranony).
Miresaka amiko zao lery tena ao mihitsy ilay fitiavana te hanala ilay hoe ho ahy samirery.
Miresaka amiko zao lery tena ao mihitsy ilay fitiavana te hanala ilay hoe ho ahy samirery.
8. essera
(
03/04/2009 09:54)
Oay,
Aiza lti no misy an'io film lazain'lah io fa mba mi-intéresser anah. Tsy sanatria hanevatevana an ra8 akory na hoe anontsana fa izay ilay hoe :
"raison de plus ..."
Aiza lti no misy an'io film lazain'lah io fa mba mi-intéresser anah. Tsy sanatria hanevatevana an ra8 akory na hoe anontsana fa izay ilay hoe :
"raison de plus ..."
9. essera
(
03/04/2009 11:03)
yuka:
ireny ilay nahita ny tsiron-tseza dia tsy te hiala fa manao tanalahy :D mba hitoy ny fihinanana e!
TSY MATY TSY AKORY NY OLO MANGINA :)
anareo fahiny ihany ireny ry Yuka dia avy eo na mpiray tampo sy nifampizara ny manta sy ny masaka aza dia lazaina fa tsy manana an'ireny izahay.
Raha tsara ny décision-n'ireny dia tsara ny toetran'ny pro-ra8.
Raha ratsy toetra ireny dia izay koa izany.
Nareo oa tsy miaraka amin'ny tsy afaka tsy tia olona afa-tsy classe rehefa mande mitolona.