TGV volana vitsy monja de miala e
1. yvaj
(
02/04/2009 11:35)
Nanala andra8 klou no tanjona niarahana t@ TGV, fa ankehitriny kosa de voatery tsy maintsy miala izy fa omena olona ny toerany.
Vao2 vao t@ maraian io no azoko.
Nifampiresaka t@ olona iray mivory miaraka aminy mantsy za de zay no nolazainy. Tsy nety nilaza le olona izy fa aleo hoy izy ho surprise le izy.
Fa tsy maintsy zay no atao fa raha tsy izany de.....
Ka ahoana inn no hevitra? Mety ho iza le olona ary tena vrai ve io ?

novalian'i moi ny 02/04/2009 13:18
2. xxx
(
02/04/2009 11:54)
fa manin no ny olona no hanontanianao hoe "vrai" ve io? angaha tsy ianao no niresaka t@ izany olona izany? de ianao koa izao no manome ny vaovao?
3. yvaj
(
02/04/2009 12:17)
Sao de ba efa misy naheno kou, de ba naka hevitra aho.
Lay izy aloha efa sure fa lay olona no tsy fantatro mitsy hoe iza.
Lay izy aloha efa sure fa lay olona no tsy fantatro mitsy hoe iza.
5. xxx
(
02/04/2009 12:20)
ka tsy Rolland ratsiraka ve izany e? na raha tafody soamantsara i Pierrot de izy izany, ireny mantsy no isan'ny spons be t@ ty afera iray ty!
6. essera
(
02/04/2009 13:13)
Ataovy complet les le info ry ivaj d mazoto iresaka a fa lasa bruit de couloir fotsn le iz d ts matsiro
7. xxx
(
02/04/2009 13:16)
efa fomban\'i gasy io mahita volana aloan\'ny biby io,le resaka en telephone io koa izao dia nisy olona niteny azy an\'izany dia miampitapita le resaka ,ny farany dia rehefa hinoana le izy dia miinvente hoe izaho mihitsy no niresaka en telephone nefa finoana le izy
8. moi
(
02/04/2009 13:18)
ka ilay izy ary ve mbola hiandry volana araka ny lohateny ? vao tapa-bola anie izay e !