Efa notapahina ve ny an'i aby satria diso hevitra izy
1. namanabe
(
02/04/2009 11:18)
Izao fotsiny , aza avAdika ny resaka , tsy misy resa-bola ary tsy misy resaka hetraketraka fa ny zava- misy
dia foanana ny fanaovanaovampoana toa izao
i8vendrana milaza fa ny olona marary dia voasazy nefa izy aza diabetika hanao dializy atsy ho atsy , ny zanaNy obèse
manaonao foana ny ataony rehetra mivoana amin'ny lalàna avokoa tonga ny control lasa ny fidèle rehetra no complice sy mizaka ny vokatr'izany
Ka aza mirediredy rehefa tsy à la page less! fa manàla baraka tena eto fotsiny
DONC ATAOVY NY FANIRIANAO RAZANANYABY TAPAHO NY ANAO

répondu par essera le 02/04/2009 12:54
4. essera
(
02/04/2009 11:31)
mba azavao oe "namanabe" fa tena tsy arakay mihitsy izany resaka izany satria moa izahay mamaky.
Iza le bandy nifamaly taminao io ?
D mba tantarao oe ra ts madiso
Iza le bandy nifamaly taminao io ?
D mba tantarao oe ra ts madiso
5. namanabe
(
02/04/2009 11:50)
eny ary ry essera , indray andro hono i essera niezaka nanakatra zavatra , tsy nety azony ilay izy , dia nanontany izy , tsa nisy namaly na ilay kala na ilay bandy , dia hoy izy hoe eto @ virtuelle tokoa kay aho chao ooo!!!!
7. essera
(
02/04/2009 12:54)
elah ko kriminologin-doza miits. Zah lti refa manoratra eto d mora takarina kely rehefa mandinika ela ela fa io kôzy eo ambony io tena nodinihiko ela be d mbol tsy azoko vetivety ihany koa.
Milay é
Milay é