Fantaro ny fanalavana ny hoe T.G.V.
3. essera
(
02/04/2009 11:08)
Misy diso ny teny fanalavana nataonao :
T = Tena
G = Gasy
V = Vrai
Tsy afaka cepe ianao fa aleo amin'ny herintaona indray mamerina.
T = Tena
G = Gasy
V = Vrai
Tsy afaka cepe ianao fa aleo amin'ny herintaona indray mamerina.
4. Oay
(
02/04/2009 11:21)
eliou:
[color=white]
Ny fanalavana ny hoe T.G.V. dia:
T = Troupe des
G = Grands
V = Voleurs
eliou d inn ny hevitra mety hampandroso ny firenena @ izao fanalavana izao.
D Raha ataoko koa izan'izao hoe
T= Troupes des
I= incompétents
M= Malagasy
d tena izay marina ve ilay TIM navelan'i dadanay, pohy hiakatra é!
6. andraso
(
02/04/2009 12:37)
eliou:
[color=white]
Ny fanalavana ny hoe T.G.V. dia:
T = Troupe des
G = Grands
V = Voleurs
manilika ny heloka vitany amin'ny hafa ihany! sao de vendrana daholo ary ny malagasy
8. essera
(
02/04/2009 12:48)
ifiona:
tena gasy hono dia mbola asiana hoe "vrai" ihany :-D :-D
Bonjour Ifiona,
Injy ko ra iad amiko. Teneniko tena teneniko am dada njy fa za milalao tsara d gafinjy. Maninona zao dada namorona orin'asa nataony hoe TIKÔ fa tsy gasy tena izy hoe "TIAKO".
Mba asiana haingony kely zan retsy e.
:lol: :lol: :lol:
