Mila qualifications izany filohan ny Repoblika izany!

1. lemenakely ( 01/04/2009 20:27)
Mila fahaizana mihintsy amiko ny fitantanana firenena izany!Ny firenena mandroso aza ity mikaikaika noho ny crise.

Ny antsika raha jerena toa rehefa mahay mitarik olona dia lazaina vahoaka , dia mamitaka olona etsy sy eroa , dia lasa Filoha !

Aiza no tsy hiverimberina ny olana?
2. sadeky ( 01/04/2009 20:31)
ohatran'i bush izao vendrana nefa president tsy fantany akory ny premier ministre tany pakistan t@ izany :^) :^) :^)
3. tgvra8 ( 01/04/2009 20:47)
rehefa mahay mipeka sipa de prezida :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
4. fijo ( 01/04/2009 21:02)
maro ny filoham pirenena no tsy mahay akory izay tena tokony hoataony.na tany mandroso io ,na tany mahantra.indrisy;iska isan'izany
5. patrick2002 ( 02/04/2009 01:51)
Tena marina fa ny tany ohatry ny Madagasikara dia izay mahavory olona ,no lasa filoha ,antony mbola ambany loatra ny fahalalana any ,jereo aza moa isika eto @ serasera ,mba olona mahay mijery internet ihany nefa dia misy manao hevitra :{ :{ :{ .
Fa ny any @ tany mandroso ,dia fitiliana @ antsipiriany ny fiainan'izany olona hilatsaka filoha izany ,fiainany @ lafiny rehetra mihintsy ,hatramin'i vie privee aza, ny fandraisany anjara eo @ lafiny sosialy ,fitiava-tanindrazana ,nandoa hetra veh? manao ahoana ny fananany ary azony t@ inona.
6. milamm ( 02/04/2009 06:12)
i Andri izao nahazo fanjakana raha ny filazany azony t@ rà latsaka sy fampihorohoroana tsy nandalo ireo sivana ireo,iaraha-mahita ny vokany dia ny isan'ny maty mitombo ve no mahafaly sa ny mijery fiainan'ireo malagasy mitotongana sy ireo tsy mbola tonga saina mampirisika ity henatry ny firenena
ity ?
7. saranga ( 02/04/2009 06:47)
Zao kosa nama, na vendrana aza i Bush efa mpanao politika ela izy, fa ity DJ sy mpisolelaka rafozana ity ange no tena loza e ! Hanaovan'ny olona ironie mihitsy ny Gasy
8. Oay ( 02/04/2009 07:43)
Ka ny tena gaigy araka ny fahitako anazy d ny console na DJ aza mbola mila mahay mi-mixe zany hoe mbola mila fahaizana fa ny mivarodronono @ bisikleta zany anie zalahy d tsy fanatatro hoe iza no tsy afaka anao an'izany é!
9. andraso ( 02/04/2009 07:56)
lemenakely:

Mila fahaizana mihintsy amiko ny fitantanana firenena izany!Ny firenena mandroso aza ity mikaikaika noho ny crise.

Ny antsika raha jerena toa rehefa mahay mitarik olona dia lazaina vahoaka , dia mamitaka olona etsy sy eroa , dia lasa Filoha !

Aiza no tsy hiverimberina ny olana?


ka olona mpivarotra habobo no atao filoha ka aiza no tsy izao no iafarany?
10. xxx ( 02/04/2009 10:00)
raha asina sivana ve leitsy eo de hisy olona mendrika ny ho filoha eto dago ah!
aza mampihomehy ho ah
:-D :-D :-D
11. lemenakely ( 02/04/2009 10:10)
xxx:

raha asina sivana ve leitsy eo de hisy olona mendrika ny ho filoha eto dago ah!
aza mampihomehy ho ah
:-D :-D :-D



sivana ve ahatanty rano?

Tsy very olo-manga ny gasy na ny any ampita na ny eto antoerana ,fa ny olana dia mi se noyer ao anatin ny merdier na ny élites aza rehefa tonga eto,raisiko ohatra @ izany itpkl HERIZO
12. soanja ( 02/04/2009 13:48)
patrick2002:

Tena marina fa ny tany ohatry ny Madagasikara dia izay mahavory olona ,no lasa filoha ,antony mbola ambany loatra ny fahalalana any ,jereo aza moa isika eto @ serasera ,mba olona mahay mijery internet ihany nefa dia misy manao hevitra :{ :{ :{ .
Fa ny any @ tany mandroso ,dia fitiliana @ antsipiriany ny fiainan'izany olona hilatsaka filoha izany ,fiainany @ lafiny rehetra mihintsy ,hatramin'i vie privee aza, ny fandraisany anjara eo @ lafiny sosialy ,fitiava-tanindrazana ,nandoa hetra veh? manao ahoana ny fananany ary azony t@ inona.


Marina ny tenin-dRaPat . Io notsipihako io ihany no tsy ekeko loatra satria isika eto koa mantsy samy manana ny taonany sy fahavorian'ny sainy. Misy tokoa zaza mbola tsy mbola firy ranonorana dia efa eto mifaly avanja eto.


=D> =D> =D>
13. soanja ( 02/04/2009 14:00)
lemenakely:

xxx:

raha asina sivana ve leitsy eo de hisy olona mendrika ny ho filoha eto dago ah!
aza mampihomehy ho ah
:-D :-D :-D



sivana ve ahatanty rano?

Tsy very olo-manga ny gasy na ny any ampita na ny eto antoerana ,fa ny olana dia mi se noyer ao anatin ny merdier na ny élites aza rehefa tonga eto,raisiko ohatra @ izany itpkl HERIZO


Resaka fanabeazana daholo no fototr'izany olana izany ka.

Raha afaka mifanaja sy manome lanja ny toetra tsy mitovy ny rehetra ary ampafantarina ny rehetra ny mahatsara an'ireo dia mety hisokatra ny mason'ny tsirairay hahay hifidy.

Ny ao Mada mantsy ny fandinihako dia izay manana anarana nalaza sy olona nanana ny hanitra ho azy tany ny razany na ny ray aman-dreniny no tonga dia heverin'ny olona fa tokony hitondra na dia hita aza fa tsy misy afitsoka io zafiafiny io ohatra. Izay be vava no matetika mandresy raha vao hoe hanao propagandy. Moa ny manam-pahaizana sy manam-pahendrena tia mipiripirina sady tsy dia tia miseho vahoaka loatra. Satria tao anaty kolontsaina koa ilay hevitra hoe aza tia sehoseho sns... ahoana anefa moa no ahafantaran'ny sasany fa mety mahay mitondra ianao raha tsy mihetsika, nefa dia izay tonga eo tsikerainao daholo hoe tsy mety. Olana daholo izany!

Mila misy system aorina ahafantarana hoe iza no mahay mitondra ary iza no tsy ahavita an'izany. Dieny mbola kely dia efa atao ao anaty fandaharam-pianarana ny leadership sy ny communication. Samy omena an'io fahaizana io daholo ary avy eo samy mampiasa azy mifanaraka amin'izay mety aminy rehefa lehibe.

Io no tsy ampy ao Mada.


14. patrick2002 ( 02/04/2009 14:34)
ka tsy samy te ho leadership daholo ve ny ao MADA na ny tany andalam-pandrosoana rehetra ,mahita izaho fa rehefa misy election presidentielle any @ tany mahantra misy candidat eo @ 50 eo ho eo ,tany nicaragua roa taona lasa izay 135 ny candidat record de guiness io t@ isany candidat :-D :-D :-D
Izay no hitako olana Samy te ho leader aby nefa ny sasany tsy dia ao loatra ,misy mpihaino foana ianao rehefa mahasahy , tsy faute nilay olona nitono-tena ho leader fa ilay olona nihaino no hitako diso , ka ahoana no hametrahana an'ilay systeme mba tsy hisian'izay?
Miteny anaho izaho fa hisy ny election presidentielle @ manaraka eo any Madagasikara fa tsy ho latsaky ny 40 ny candidat eo ,democratie hono izany. :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0447