Ho an'ny mpanara-dalàna !!!

1. essera ( 31/03/2009 08:25)
Misaotra anareo manara-dalàna, mba porofoy aminay hatramin'ny farany izany satria efa nifidy an'izay lalana izay ianareo.

Izao mantsy, mba nojereko ihany izay hetsika teny Ambohijatovo, nijoro ohatra anareo teny aho, fa ny mahagaga dia mandritra ny famelabelaran-kevitra dia tsy maintsy misy foana ny lalitra atsofoka any am-bava à 60% minimum. Ankoatra izay ny fandranitana ny olona hanao ny tsy fanao. Modiako asiana ny tehaka tsara mihitsy koa ranona.

Raha hendry tsara nareo mandrapahatongan'i Dada dia araho tsara ny rindran-damina apetraka satria efa hainareo ilay manara-dalàna. Misaotra a.

Izahay mantsy izao efa mametraka ny lalàna tena izy mba ho samy tsy ambonin'ny lalàna intsony isika mianakavy.
novalian'i fanou14 ny 01/04/2009 07:01
2. mazavajery ( 31/03/2009 10:28)
eny ho aho ry tgv sy ny forongony mba aradalana ve ny fakiana ministera atitany tamin ny baramina hety goana be tamin ny gadana sy rojo burin sy maritoa ireo ministera maro izay hitan izao tontolo izao ary ireo tank nangalana lapa panjakana ireny minisitra mpandroba ireny ve dia mendrika hitondra nefa mampianadratsy vahoaka tsy mahagaga raha gadra avy no mibaiko minisitra ny fitsarana kanefa dia misy diakona mpiandry loholona ireo minisitra mpanongapankana ireo jehovah saropiaro amin ny olony ary mamaly amin ny zanaka zafy ka hatramin ny zafindohalika ho an ny izay manao ratsy ny mpanompony samy hotsarain ny tantara
3. fanou14 ( 01/04/2009 07:01)
ary ny lainga feno ataon'ny filohampiangonana sy ny fanaovana fanafody mba hitazonana ny fahefafana ,asa lahy iza marina no ho voatsara eto @^ ty tany ty , ny tank namonoana olona teny anosy . ny tank teny antaninarenina natao angalana trano fa tsy natao hamonoana ny gasy mitovy ny tena ihany , ra tia ny gasy ve dadanareo , dia navelany teto fotsiny nareo ? sady mazava be nge fa ny olona netina teny ambohijatovo no tena mpanakorontana e n aiza no mbola misy an'izany hoe asiana vato erak'i lalana mba hitorahan olona , milaza fa endry fa tsy tss.tss, dia ny acide hitorahana olona dia mba mendrika ve reny ? ny vola anie ka ho lany afaka fotoana fohy fa ny henjehin'ny heritreritra hanahirana ihany e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0654