inona no solution azo eken'ny maroan'isa
1. dofinois
(
27/03/2009 12:46)
i ra8 iny efa tsy nekeny mpanohatra sy ny miaramaila
i tgv koa anefa efa mihamitombo androaman'alina ny tsy tia azy
ny exilé vao maika loza,dia inona ary no atao mba tena hisian'ny filamanina maharitra eto dago mba tsy hiverimberenana ny toy izao intsony.

novalian'i diamondra27 ny 27/03/2009 19:37
2. xxx
(
27/03/2009 13:30)
amidy ambongadiny i Madagasikara dia amin'izay tsy misy intsony ny miseho ho tompony,fa rahefa ny hafa no manjaka dia lasa mpankatoa daholo ny gasy dia milamina ny tany satria samy teren'ny kibo mila hanina sy vola hanaovana revy isan-karazany,amin'izay tsy misy mpanongam-panjakana gasy intsony,tsy ilaina intsony ny miaramila fa gardien no atao maro sy ny ny fiarovana ari-fomba!!!!!!!
4. Oay
(
27/03/2009 15:22)
XXX1 an fa aiza ianareo no mipetraka no d maniry ny famarotana tanindrazana, tsy anareo marina rangah io ka d tsy mampalahelo anareo a!
Nareo afaka mitsoka any ivelany any d izao ny vavanareo,
Madagasikara tsy amidy ary Madagsikara tsy maintsy tafavoaka fa tsy maintsy hiavaka ny vary sy ny tsiparifary é!
XXX2 na tsy miverina aza i dada tsy maintsy mandeha io, tadidio anie fa mpivarondronono anie i dada e! d zara raha miteny teny vahiny kanefa d tadidio fa nihezaka izy d nandroso ny asany, ny nampalahelo d tsy nahay nihonona i dada ka nanaonao fona d iny voakapoka mafy iny izy, ka ny tokony ataon'ny Malagasy d ny mihezaka toa ny nataon'i dada fa mila mahatsapa tena ka manao hoe ampy izay ary indrindraindrindra tsy tokony hanenjindresy tsy fomba ny midaroka ny kely aina noho ny tena (Tsarovy izay koziko izay)
D tadidio fa ny nahafaty an'i rapeto d nanakatra ny volana ho anjanany ka izay koa no nahavoa an'i dada.

5. KALACK
(
27/03/2009 18:39)
dada zan aleo hilamn any fa ef nadio n ran nitan , ka isik velon no aok hifandom bera , ka ny fitrandrahana maika anlé petrol tsik no tokon hezahitsik mafy ny ahazahoana vokatra positiif haingana dia aingan
6. diamondra27
(
27/03/2009 19:37)
fa tsy zay apetraka maire foana ve no lasa prezida e
toa tahaka izany foana izy ty
ry jacques chirac sy sarkozy zao samy maire doly vao lasa prezida de ravalo sy tgv koa
ka raha tsy tian'olona tgv de ze maire ao zany no miakatra
vazivazy zany fa be ny olomanga any amintsika sy mpanao politika, ireny no tokony alefa fa tsy zay mano didin'ny be sandry sy zay tia tena ka mameno ny any ampaosiny fotsiny