ny ririn-dasa tsy tsaroana................
1. mibalika
(
27/03/2009 08:44)
miarahaba,
asa aloha ianareo,fa zaho mahatsiaro ny filaharambary sy menaka ,ary tataraiko ny zanako zany ,fa nisy fotoana tsy misy ho hanina mihitsy tamin'ny andro ratsiraka,andro Ra8 mba tsy mandany andro milahatra fa ny asa no atao mba hihinanana,tsy misy mana milatsaka avy any an-danitra akory fa ny hatsembohinao no hihinananao,fifaninana ny eto an-tany ry havana rehefa tsy hikofoka ianao d very, tgv indray d hino v ianao fa ho tsara noho ny teo ny farimpiainanao??????????????????

novalian'i soanja ny 28/03/2009 18:52
2. xxx
(
27/03/2009 08:53)
Tsy raharahin'ny TGV sy ny mpanao politika izany fa rehefa voahodiny ny volan'ny banque centrale dia veloma ianao tsy vahoaka hoy izy.
3. Oay
(
27/03/2009 09:09)
mibalika:
miarahaba,
asa aloha ianareo,fa zaho mahatsiaro ny filaharambary sy menaka ,ary tataraiko ny zanako zany ,fa nisy fotoana tsy misy ho hanina mihitsy tamin'ny andro ratsiraka,andro Ra8 mba tsy mandany andro milahatra fa ny asa no atao mba hihinanana,tsy misy mana milatsaka avy any an-danitra akory fa ny hatsembohinao no hihinananao,fifaninana ny eto an-tany ry havana rehefa tsy hikofoka ianao d very, tgv indray d hino v ianao fa ho tsara noho ny teo ny farimpiainanao??????????????????
Mialatsiny fa raha izao firesakao izao d efa zoky be ianao ka d mila hajaina na izany aza anefa d misy fiteny manao hoe "Tsy misy lehibe tsy handrian-keloka na kely tsy mba mamindro" fa ny hevitra toa ny terambary ka samy hafa ny famokany.
Aoka isika tsy hampitovy ny tsy tokony ampitoviana satria ry Ratsiraka d resaka sosialista nentina namonoana vahoaka no nataony raha araka ny tantara satria ny tenanay moa tsy niaina izany, aiza ve tsy afaka nanafatra entana avy any ivelany kanefa tsy mbola afaka namokatra ary alao ao anatin'ny sainao fa tsy hiverina eto Madagsikara intsony ny fitondrana sosialista toa ny nataon'i Ratsiraka.
Ny an'i Ravalomanana indra d efa feno taona ny tenanay ka nahita fa ny olana d tsotra "Fahalalahana natao ho an'olombitsy" mba tsy hilazako hoe natao ho an'ny TIKO marina fa nisy daholo ny zavatra ilaina satria izay ilay fanatontoloana (Mondialisation) fa ny zavatra niainana teto Madagasikara d ny zavatra rehetra mandeha d tsy maintsy zaraina @ i Sarah sy Dada.
4. bozyboleta
(
27/03/2009 09:17)
Mbaliana =>>>> Izaho koa toa anao.
Averiko @ zanako foana ny tantara t@ taona 80.
Anisan'ny antony ankahalaiko tanteraka an'ilay ratsy iraka iny ny nangalarany ny fahazazako. Tsy mba afaka nilalao toy ny ankizy rehetra fa lany andro teny am-pilaharam-bary, menaka, siramamy, savony ny alakamisy hariva sy ny sabotsy tontolo.
Izany ve no mbola tian'ny adala averina?
Teo nitobaka ny PPN rehetra @ vidiny mirary fa ianao no mila mitady vola hividianana azy.
Miasa ihany no hihinanana fa tsy hisy na dia mpitondra iray hanatitra vary ho anao eo.
Saingy, tsy takatry ny marivo salosana izany.

5. Rafahafahana
(
27/03/2009 09:22)
Zaho sahy milaza fa dia mbola ho ratsy noho ny teo aloha ny fitondrana ho avy eo, fa dia miomana tsara nareo any Madagasikara any fa raharaha notadiavinareo io, ka dia mahereza.
6. mibalika
(
27/03/2009 09:28)
misaotra ny oay namaly , fa lasa fotsiny ny saiko hoe:andeha indray ny risoriso sy ny mahitahita satria tsy hisy toy ny teo ny etana,ary zaho mijery reto olona maro milaza ho mpivavaka kanefa tsy manaiky ny fona nataony RA8?zaho aloha d nanaiky ary raha zaho no nifidy d naleoko nanohana azy hamita ny taona 2012,mino aho fa tonga saina izy,nahita izaozava misy izao,ka nanao zay hamerenana ny toky taminy,ny fahadisoana anie d anatra ho an'ny hendry e,ary ataoko fa mbola misaina izy,ny gasy moa mora entimpo d tsy mihevitra alavitra indrayindray !!!!!!!!!asa ....anjaran'ny tsirairay no misaina,fa zaho d very finoana am'ity tgv ity
7. Oay
(
27/03/2009 09:55)
Misaotra anareo ary hitako fa mahafinaritra ny resaka rehefa ampitoniana ny hanaovana anazy!
Ary nareo izany efa zoky be daholo ka d omena fanajana é!
Bozy a! lazaiko anao fa ny zokinay d tena nitondra faisana t@ fitondran-dratsiraka satria nahoana "zanaka tambanivohitra" izy anefa major de promotion kanefa d tsy mba nahazo vatsimpianarana nandeha tany ivelany.
Nianatra teny Ankatso d mbola mafy be ihany koa d nanao projet d nentiny tao @ CSR d nangalarin-dry zalahy tao.
Fa na izany aza anefa d nihiratra ihany ny masoandrony satria lasa fonctionnaire international izy amin'izao.
Ka raha misy ny tsy mila ny fiverenan'i Ratsiraka eo @ fitondrana d anisan'izany ny fianakavianay ary mbola averiko fa izahay ohatra d maharaka tsara fa izahay tsy mila ny goaika antitra mpivarotra tanindrazana sy mpananaraotra ny vahoaka izay tsy ampy fahalalana.
Momba ny hoe hiverina ny risoriso, za aloha tsy mahatoky ny hiverenan'ny tsy fisian'ny entana satria mbola averiko hoe ny resaka proctetionnisme d efa tsy mety intsony eo @ tsena iraisampirenena satria efa mondialisation izao é!
Ny risoriso ry zoky ray amandreny tsy hiverina intsony fa ny kolikoly eny anivon'ny asampanjakana kosa aloha d tsy ho afaka mihintsy é!

8. bozyboleta
(
27/03/2009 10:13)
Oay==> Ka io mondialisation io no novoizin-dRavalomanana teto ange e!
Fa ireto orinasa gasy sy karana tsy mety mivoatra ireto no tsy tia an'io fa manimba ny tsenany hono. Jereo ny savonnerie tropicale e! tsy mivoatra mitsy fa mikiribiby @ io savony manitra nofinofiny io. Refa mitobaka ny hafa dia lazaina fa fanalalahana sôvazy...
Ny fisian'ny indostria agro-alimentaire matanjaka toa ny TIKO koa nankaloiloy ny karana satria tsisy nanaovany risoriso t@ fanafarana PPN sy fanaovana afera t@ devizy.
Nosokafana t@ vahiny ankoatra ny frantsay koa ny fampiasam-bola dia tsy mahatanty ry zareo.
Raha natao ny fiantsoana mpandraharaha, tsisy firy ange ny orinasa frantsay mahazaka tsena e! Mitsipozipozy daholo ny orinasa frantsay tsy mahazaka tolobidy ambony.
Ary tsy afaka nanao kolikoly ambany latabatra koa.
Dia tezitra mahita ny firenena hafa mahazo ny tsena.
Izany no fototry ny olana @ zao.

9. Oay
(
27/03/2009 10:36)
Mialatsiny ry bozy fa tena any ambadikin'ny tamboho mihintsy izany fijerinao izany.
>>Ny zava nisy d tsy hoe tsy nampety ny mpandraharaha malagasy ny mondialisation fa ny tena marina d tsy zakan'i Marc Ravalomanana ny fifaninanana satria mampihena ny marge-ny izany! Tsy izaho mihintsy no ampianatra an'i bozy @ resaka lalanan'ny tolotra sy ny tinady, rehefa betsaka ny tolotra d midina ny vidinjavatra, ny zavatra nalentik'i Ravalomanana tao anatin'ny lohan'ny olona d hoe: isakin'ny misy olona mahita entana mora noho ny anazy d lazaina fa manao risoriso ilay olona.
Tsy marina io satria Ravalomanana no teo @ fitondrana ka rehefa mahaloa ny hetra rehetra momba ny fampidirana entana eto Madagasikara ilay mpanafatra d tokony avela malalaka anao ny asany, tsy izay no zavanisy fa ny nataon'i Ravalomanana d ny fanakanana ny olona tsy hifaninana aminy.
Aleo omeko ohatra i Bozy, misy koperativa nahita olona avy any frantsa any, d vonona ny hitondra vola ilay olona hampiroborobona ny famokarana ronono @ faitr'i Soanirariny, rehefa tonga teto Madagasikara ilay olona d ny zavatra nahazo azy d tonga tao Toamasina ny fitaovana vao tsy afaka niditra, satria tsotra ny antony raha tafiditra ireo fitaovana ireo d afaka nitahiry ny rononony ny mpamokatra ronono d afaka nandà ny prix napetrakin'ny TIKO satria tsy matahotra intsony ny olona fa rehefa tsy amidiny amin'ny TIKO ny rononony d hosimba d hitanao fa toa izany fomba fiasan'i Marc Ravalomanana.
Momba ny frantsay d asa taiza no nahitanao an'io vaovao io fa mbola mazava fa 70% ny mpampiasa vola eto Madagasikara d mbola frantsay ary vao maika nitombo io nandritra ny fitondran'i Marc Ravalomanana, ary satria ny frantsay no be vola miasa indrindra eto Madagasikara d izay no nahatonga ny Sinoa sy ny Amerikanina nandefitra ka namela ny frantsay nametraka an'i Andry Rajoelina ka ny amerikana d nanery an'i Marc Ravalomanana hametrampialana ary tsy navelany niteny na a aza fa lasa tsy nanao veloma nitsoaka.

10. myaina
(
27/03/2009 11:02)
oay: tsy diso ny filazanao, nefa tsy marina koa hoe any ambadiky ny tamboho i bozyboleta!!
Amiko, samy mitombona ireo lazainao ireo!!
mahafinaritra ny ady hevitra!!

11. Oay
(
27/03/2009 11:13)
Ny resaka protectionnisme ry myaina d tsy ny mpandraraha no miandraikitra an'izany fa ny politique a! noho izany tsy mitombina ny filazana fa tsy ankasitrahan'ny mpandraraha ny fanalalahana ara-ekonomika a!
Mbola averiko foana hoe apetraho ny fanontaniana rehefa manoloana zavatra!
Ohatra iza no mpandraraha mahazo tombotsoa rehefa tsy mahazo miditra eto Madagasikara ny PPN ambany vidy?
D valio io!
D rehefa hitanareo ny valiny d iza izany no mahazo tombotsoa @ fametrahana anazy!
Azavaiko indray fa tsy hoe tsy nahazo nampiditra entana avy any ivelany ny gasy fa hoe iza no olona afaka nanao izany?
Mba valio d hitanao hoe ' na any ambadikin'ny tamboho na miaro ny tombotsoa satria anisan'ireo nahita tombotsoa t@ izany d zay! d mbola averiko fa tsy manome tsiny za raha toa ka ilay oolona very tombotsoa no mivazavaza eto mitady ny hiarovana ny tombotsoany fa raha olona mba mandalina sy mitady ny metimety kokoa d ozy za hoe any ambadikin'ny tamboho é!

12. bozyboleta
(
27/03/2009 12:22)
Ambadiky ny tamboho ahoana e.
Vakio tsara ny nosoratako
Seha-pihariana maro izao no tsy ahitan'ny frantsay mangirana firy intsony rehefa avy nanjakazakany nandritra ny taona maro:
BTP: tsy i colas irery intsony no rôle fa mifampizara @ DAIHO sy ny Sinoa...
Grande distribution: niditra ny Shoprite sy ny MAGRO
Agro-alimentaire: rangitra ny star fa nitsofohan'ny TIKO. Ny laitage moa tsisy mpanao.
Mines: voasongon'ny Rio Tinto, Sheritt, Kores, Sumitomo, SNC-Lavalin sns. Izao hanao afera @ madagascar oil
Ny fizahantany sisa no azony hilibana satria iny mbola misy sakana ara-pitenenana sy tarazo ara-kolotsaina.
Aleo @ zay zaho hivadika atsy ambadiky ny tamboho. :-*
Momba ny frantsay d asa taiza no nahitanao an'io vaovao io fa mbola mazava fa 70% ny mpampiasa vola eto Madagasikara d mbola frantsay ary vao maika nitombo io nandritra ny fitondran'i Marc Ravalomanana, ary satria ny frantsay no be vola miasa indrindra eto Madagasikara
Vakio tsara ny nosoratako
Nosokafana t@ vahiny ankoatra ny frantsay koa ny fampiasam-bola dia tsy mahatanty ry zareo.
Raha natao ny fiantsoana mpandraharaha, tsisy firy ange ny orinasa frantsay mahazaka tsena e! Mitsipozipozy daholo ny orinasa frantsay tsy mahazaka tolobidy ambony.
Ary tsy afaka nanao kolikoly ambany latabatra koa.
Dia tezitra mahita ny firenena hafa mahazo ny tsena.
Izany no fototry ny olana @ zao.
Seha-pihariana maro izao no tsy ahitan'ny frantsay mangirana firy intsony rehefa avy nanjakazakany nandritra ny taona maro:
BTP: tsy i colas irery intsony no rôle fa mifampizara @ DAIHO sy ny Sinoa...
Grande distribution: niditra ny Shoprite sy ny MAGRO
Agro-alimentaire: rangitra ny star fa nitsofohan'ny TIKO. Ny laitage moa tsisy mpanao.
Mines: voasongon'ny Rio Tinto, Sheritt, Kores, Sumitomo, SNC-Lavalin sns. Izao hanao afera @ madagascar oil
Ny fizahantany sisa no azony hilibana satria iny mbola misy sakana ara-pitenenana sy tarazo ara-kolotsaina.
Aleo @ zay zaho hivadika atsy ambadiky ny tamboho. :-*
13. Oay
(
27/03/2009 12:52)
Ka ny hikazako anao hoe ao ambadikin'ny tamboho ianao d ny hoe:
>>>Tsy mila manaporofo intsony ianao fa napetraka ny fanalalahana teto Madagasikara satria izay ilay zavamisy erantany.
>>>Raha tianao hofantatra d fantatro tsara ohatra ny fiarahamiasa teo @ Sinoa sy ny CUA t@ andron'ny Rafalimanana, olona fantatro ny mpanelanelana teo @ resaka fa ny tsy fantatrao d hoe: natao izay hahamafy ny sinoa sy ny amerikanina ary nezahina novonoina ny frantsay, ny nahagaga anefa ary mahagaga ana hoe maninn no tsy mety hohazonao d mbola ny frantsay ihany no mbola nitondra vola betsaka teto Madagasikara.
Porofo mitohaka amin'ny tenda ny naneken'ny amerikana sy ny sinoa ny nanampian'ny frantsay t@ fanonganana an'i Ravalomanana satria tsotra ny resaka ny frantsay no be vola miasa eto Madagasikara ka rehefa tsy milamina i Madagasikara d ny frantsay no maty antoka amin'izany.
Ny tsy hifanarahantsika d hoe volonté politique n'i Ravalomanana ny famonoana ny orinasa frantsay teto Madagasikara satria iny anie efa nazava hatramin'ny voalohany, ary raha mandinika ianao d resaka perso ihany ilay izy.
D ny mbola tsy hifanarahantsika mianaka ihany koa d ny hoe nopotehan'i Ravalomanana ny mpanakarena teo aloha fa ny nataony kosa d nangalatahaka ny fanaon'ny teo aloha. Izay no mahatonga ana hoe ao ambadikin'ny tamboho ihany ianao nefa ny fahitako indray d tena miaro ny nataon'i Ravalomanana fotsiny tsotra izao ianao d tonga ary @ ilay teniko hoe sao d culte de personnalité na kosa angamba ny tena marina d mpiaramisosy ianareo ka raha izay no marina d efa hatrany amin'ny tsinaymainty ilay izy ka lasa polémique izy ity fa tsy hisy vahaolana knou!

14. bozyboleta
(
27/03/2009 13:25)
Porofo mitohaka amin'ny tenda ny naneken'ny amerikana sy ny sinoa ny nanampian'ny frantsay t@ fanonganana an'i Ravalomanana satria tsotra ny resaka ny frantsay no be vola miasa eto
Io afera manokan'ny ambasadora fa tsy ny firenena solony tena akory. Nanana fifandraisana akaiky ny ambasadora amerikana sy ilay chargé d'affaire frantsay ka mora t@ ity farany ny nandresy lahatra azy hankahala an-dRavalomanana.
Ary fankahalana manokana an-dRavalomanana nananan'ity ambasadora amerikana ity no nampanaonao foana azy nanery fotsiny an-dRavalomanana hivarotra an'i TIKO. I Bolloré efa niandry fotsiny tao ambadika tao.
Na hilaza aza ianao hoe ny frantsay no nitondra vola betsaka eto Madagasikara, efa vizana daholo izao ny orinasa frantsay tratra ny krizy iraisampirenena. Ary io no ihazakazahan'ny tatsinanana sy ny firenena hafa maro te-hampiasa vola eto. Manginy fotsiny ny resaka solika...
Fantatry ny frantsay izany dia io nanaovany fanonganam-panjakana io.
Mody natao resaka hoe daewoo, sns...
15. ari.malala
(
27/03/2009 14:17)
Anisan'ny nilahatra vary sy menaka sy siramamy sy savony t@ andron-ratsiraka ny tenako, niaina fanagasiana tany am-pianarana, sady tsy mahay tsara ny teny malagasy nefa tsy tena mahafehy ny teny frantsay... :( nandritra ny fotoana nitondrandravalomanana indray, ekeko hoe nitobaka ny rehetra saingy opérateur 1 iany no mifehy ny rehetra, hany ka izay vidiny tiany anaovana azy dia izay izany! ohatra ftsn ny menaka, t@ 2002 après crise reny mbola nividy menaka à 12500F ny litre (izany aza efa azo lazaina hoe niakatra satria 9500F ny litre n menaka en cacheté talohan'izany) nefa tampotampoka teo, tsy crise nihatra teto @ firenena, tsy nisy inona tsy nisy inona fa tonga dia mividy menaka à 21500F ny litre taona vitsivitsy aty aoriana... Io moa nisy crise dia 28000F fotsiny izao... Betsaka ny tan-tsaha no mimenomenona momba ny fakàna an-keriny ny tanin'izy ireo, ankoatr'izany ny tany tokony hamokatra totofana miampy ny avonavom-bava sy ny décision à la hâte sy tsy am-pisainana... Betsaka e! Ny filazako izany rehetra izany koa nefa tsy midika fa manohana an'ilay bandikely mitonantonana io aho... Sanatria! zaza tsy ampy taona mitondra henatra hoan'ny firenena sy ny Malagasy, no mampahantra ny Malagasy...
16. Oay
(
27/03/2009 14:40)
bozyboleta:
Io afera manokan'ny ambasadora fa tsy ny firenena solony tena akory. Nanana fifandraisana akaiky ny ambasadora amerikana sy ilay chargé d'affaire frantsay ka mora t@ ity farany ny nandresy lahatra azy hankahala an-dRavalomanana.
Ary fankahalana manokana an-dRavalomanana nananan'ity ambasadora amerikana ity no nampanaonao foana azy nanery fotsiny an-dRavalomanana hivarotra an'i TIKO. I Bolloré efa niandry fotsiny tao ambadika tao.
Na hilaza aza ianao hoe ny frantsay no nitondra vola betsaka eto Madagasikara, efa vizana daholo izao ny orinasa frantsay tratra ny krizy iraisampirenena. Ary io no ihazakazahan'ny tatsinanana sy ny firenena hafa maro te-hampiasa vola eto. Manginy fotsiny ny resaka solika...
Fantatry ny frantsay izany dia io nanaovany fanonganam-panjakana io.
Mody natao resaka hoe daewoo, sns...
Bozy a! tsotra be izany resaka izany a! sao everinao fa fanjakan'ny baroa ary ny be kintana sy ny frantsay ka hoe izay tian'ingahy ambasadoro d ataony fa tsy maintsy à soumettre eo @ département ny affaires étrangères ny resaka fa tsy hoe tonga d mandray initiative personnelle izany ny masoivohony.
Faharoa rehefa mandefa ambasadoro d mahazo ny fankatoavan'ny filoha ny ambasadoro vao afaka mijanona ka ny mpandefa izany d efa manadihady alohan'ny hanendreny ambasadoro @ tany iray mba ho olona afaka mifanaraka @ ilay handray ilay halefa.
Fa ny tena marina d efa nanomboka niteny an'i Ravalomanana daholo ny firenena rehetra fa mifangaro loatra ny fitantanany ny volampanjakana sy ny fananany manokana d io no nahatonga ny fifandraisana teo aminy sy ny ambasadoro niharatsy ary anisany izany ny tsy nanekeny ny ambasadoro frantsay.Porofo mbola mila averina @ bozy ve fa tsy nodébloquena ilay 35Millions de Dollars tokony nomen'ny FMI t@ décembre 2008 satria tsy nitondra porofo mahafapo i Ravalomanana ny @ handoavany ny vola nividianany ny fiaramanidina iny.
Momba ny hoe ny frantsay no nitondra vola betsaka d zavatra tsy azo iadiana hevitra izany ry bozy a! zavatra satistika mazava.
Momba ny tantsinana d mbola averiko fa ny Sinoa tsy nahita hotenenina rehefa nametraka ny veto ny frantsay satria statistique à l'appui ny frantsay no mampiasa vola betsaka eto Madagsikara noho izany d nametraka fotsiny ny frantsay hoe "Izahay no very vola ka anjaranay ny mandamina an'io @ ity.
Mbola averiko fona fa nifampizara andraikitra ny frantsay sy ny amerikana ka ny frantsay nanampy ny mpanongana ary ny amerikana nanery ny nahongana hitsoaka ohatran'ny 2002 e! efa hita fa tena corrompu hatrany @ tsinaymaintiny ny fitondrandRatsiraka d nifanaraka fotsiny ny amerikana sy ny frantsay d ny amerikana nanampy an'i Ravalomanana nanongana an'i Ratsiraka d ny frantsay nanery an-dratsiraka nitsoaka.
Mbola averiko fa ny vazaha mody miady.
Jereo ny ao Soudan angaha misy sahy mikitika satria tonga d miteny ny Sinoa hoe volabe anay io fa aleo hilamina d misesy.
Momba ny daewoo kosa aloha d satria voaterin'ny FMI sy ny Banque Mondiale i Ravalomanana hamoka porofo hoe ahoana no handoavany an'ilay fiaramanidina, d iny ny fika saika ataony hivarotra ny tany tamin'ny Koreana d iny traingo iny d tsy nisy fika fa tsy misy idiran'ny Frantsay iny.
Momba ny tatsinana raha toa ka ireo mafia russe no resahanao d tsotra initiative privée ny anazy ireny fa hatramin'izao ny russe d tsy mi-s'interesser @ Madagasikara satria efa hitany ny nahazo azy nandritra ny fitondrandratsiraka nihezaka ny nioccuper an'i Madagasikara izy ireo fa tsy nahavita ary fantany fa chasse gardée ny frantsay i Madagasikara ary mbola sarotra ny ialana ny handravana izany.Jereo fa na ny amerikanina aza efa kivy d nandeha tany chine sy sud af ry Ravalomanana d avy eo indray nandeha nikotikoty ny Canadien.Gaigy be io ry bozy a!
Fa ny resantsika d tsotra narondan'i Ravalomanana ny mpitsetsitra niaraka t@ fanjakana teo aloha d nalainy ny placen'izy ireny d naveriny ny fomba fanaon'izy ireny d ilay efa nolazaiko hoe ny olana ho an'ny Malagasy tafita d lasa adaladala rehefa tafita ka ny vodiny indray no mitondra ny lohany tadidio anefa fa matoa ny atidoha natao ety ambony ity fa ny vody eny ambany d ny atidoha no mibaiko ny zavatra rehetra.
17. mibalika
(
27/03/2009 16:05)
Misaotra ny rehetra samy mamoka ny ao ampony ampilaminana,mahafinaritra ny resaka na tsy mitovy hevitra aza rehefa mifanaja ,tena makato izany ny tenako, izaho tsy d maharaka loatra ny tatara fa ny fatatro fotsiny rehefa nihafy toy ny nanjo tam ratsiraka d mba faly rehefa misy liberté e,d izao koa ny grevy oa afaka atao toy ny eran-tany fa tsy mialà mialà nefa programa tsy misy,d izao ny rehetra no mihinan'ny........................
18. soanja
(
27/03/2009 20:46)
mibalika:
miarahaba,
asa aloha ianareo,fa zaho mahatsiaro ny filaharambary sy menaka ,ary tataraiko ny zanako zany ,fa nisy fotoana tsy misy ho hanina mihitsy tamin'ny andro ratsiraka,andro Ra8 mba tsy mandany andro milahatra fa ny asa no atao mba hihinanana,tsy misy mana milatsaka avy any an-danitra akory fa ny hatsembohinao no hihinananao,fifaninana ny eto an-tany ry havana rehefa tsy hikofoka ianao d very, tgv indray d hino v ianao fa ho tsara noho ny teo ny farimpiainanao??????????????????
Mety mitombina io hevitrao io raha ianareo tokoa no mipetraka ao andrenivohitra saingy indrisy ry izy mianakavy fa ny tenako dia mahalala tsara any ambanivohitra any, lavitra be ny renivohitra, fa na ny vola hividianana sy hilaharam-bary dia tsy nisy intsony tamin'ny andron-dRa8 ary eto aho hilaza fa nahita maso tokoa betsaka ny zaza no mandry fotsy amin'ny alina ary ny atoandro ihany no mahita sakafo apidirina ankibo raha misy.
Betsaka ny zaza raha vao nahavita kilasy farany amin'ny EPP dia tsy mandeha mianatra intsony satria tsy mahaofa trano ny ray aman-dreniny moa ny vatsy sakafo ho an'ireo tsy misy intsony.. Alaivo ambony alaivo ambany Tompoko. Aza atongilana ny maso fa maro tokoa ireo tsy nisakafo tamin'ny fotoana nitondra n-dRa8. Ny maty tsy ampy fanafody sy ny tsy nahita masoandro-pifaliana tamin'ny fiainana dia betsaka tokoa.
Tsy manan-kambara an'i TGV anfe aho satria ny tantara sy ny fiainan'ny tantsaha ihany ny ahy no amaritako an'i Madagasikara sy ny hatsarany satria ireo no maro an'isa amintsika. Misaotra indrindra!
19. fijo
(
27/03/2009 23:20)
samy nisy zavatra tsy nety rah any nataon'izy roalahy ireo.ny an dratsiraka tsy nahitana mihintsy.ny an draval nisy ,saingy azy irery .ka izay no mila hovana.
20. Oay
(
28/03/2009 05:54)
fijo:
samy nisy zavatra tsy nety rah any nataon'izy roalahy ireo.ny an dratsiraka tsy nahitana mihintsy.ny an draval nisy ,saingy azy irery .ka izay no mila hovana.
Bozy a! Tsy manankambara intsony i Oay fa d vitan'i fijo ny famintinana ".NY AN DRAVAL NISY, SAINGY AZY IRERY .KA ... THE END.Mino aho fa nampihiratra ny mason'izay ohatran'ny jambena io tenin'i fijo io.Ary ny mahafinaritra d ny fahitako (mety hodiso aho fa anjaran'i fijo no manitsy an'ilay izy) ny fahitako d ohatrany TIM i fijo fa somary menamenatra fa tsy to an'i Noue izay vonona ny hametraka baomba raha ilaina satria tratran'ilay fanatisma sa moa very fihinanana.