« Nous allons protéger la Place du 13 mai »

21. Oay ( 28/03/2009 06:04)
fijo:

ny tgv anie dia izoa ny azy e.rehefa izahay no manoa dia tsara io,fa rah aolon kafa no manao toa anay,dia fahotan amahafaty io.


Ny fahitako anazy kosa ry fijo d tsy izay: azavaiko
_Ravalomanana nadrara ny famorihambahoaka ny tany anefa t@ izany tsy hoe tany mikorontana izany hoe tsy tokony hisy antony nanakanana ny fanehoankevitra.
_Ravalomanana nanentsina ny sofiny tsy nety niresaka t@ iza niza.Noho izany tsy maintsy teny andalambe no nanehoana ny hevitra.
_Amin'izao fotoana izao kosa d tsy milamina ny tany, d manararaotra ny mpandroba ka mba tsy hifangaroan'ny mpanao asa ratsy @ mpanao fihetsiketsehana d tsara aloha raha harahamaso ny fihetsiketsehana.
_Amin'izao fotoana izao d afaka miresaka ambony latabatra d maninn no eny andalambe no maneho hevitra.
Izay ny fomba fijeriko fa misokatra ny ady hevitra an!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.9611