Dondrona loatra!

1. xxx ( 27/03/2009 00:06)
za d gaga mitsy...dondrona lotra ny vahoaka gasy...tia ady atrano mitsiny...aiza ary ilay tia filaminana.mba manana saina ambony tia fandrosoana ve???

Zao vao teo no nigrevy ny iray , vita iny, manomboka koa ny vaovao...ambany saian zany!!!! maninna ram iarakam itady hevitra hampandrosoana ny tanindrazana ra samy tia tanindrazana....nefa tsy hainy ny politikany mpitarika andry zareo fa hampanakarena ny olombitsy namany ihany sy izy tenany mpitarika fotsiny izay efa voakarama rahateo ihany koa moa... fa hataon'ol toatra ekarana fotsiny ny vahoaka nefa tonga eo ny pitondra tsy nijery azy nitolona akory, fa tsisy ariary miditra aposiny akory eo, ny fotoana lany fotsiny...ny aina matiamty foana tany.tsisy zava-baovao eo nizaniza mitondra eo fa vao mesa mande @ pire en pire...

Ié d zao koa ny vaovao fa manao koa....nefany tsy hainy fa korontana no takin'ny le8 ao ambadikn'io mba afahany mampiditra ny sadec sy ny miaramila misatromanga, @ zay d hoe tsy nahavita ny filaminana ry i Andry TGV fa asory teo...d hiverina izy....satria mantsy ny anton yd tratra ny nataony le8 fa nihinambola panjakana fotsiny, nangalabolampajakana fotsiny: d mailo sao handoa volabe d mitady toerana hiafenana.Tena ratsy loham itsy le8..ra niala nanao demission izy tsy noterena fa sitrapony io ninna fanerena nataon'ny TGvendrana, azy ary zony iznay ra tiany afaka ny tsy niala izy, ary izy toko efa nilaza hoe tsy hiala jamais hiala ka naninna niaal ihany????...satria fantany fa tsy hahavita io intsony izy!!! de naleony nanipy gan!!! ka ra nisafidy ny niala d mangina tahaka ny nataon'n ydeba niala t@ 2002, fa tsy mbola mitarika korontana manakorontan'ol fotsiny koa....ny tanjona d hiafina @ volabe nangalarina sy hanakorotnana gasy @ zay afaka mametraka ny sadec ao d hampiady antrano n ygasy samy gasy fotsiny fotsiny...d @ izay koa miongana ny iray d hiditra izy d hanao koa ny pour ny iray d toy iznay hatrany hatrany....tena ratsy loha sy tsisy sainam itsiny le8 nareo.

jereo ity: source:http://www.gazetiko.mg/gazetiko/index.php?option=com_content&task=view&id=5773

Orinasa Tiko
Hotakian’ny Fanjakana ny vola 30 miliara Ariary tsy naloany
Handray fepetra ny Fanjakana manoloana izay heveriny fa tsy fanarahan-dalàna ataon’ny orinasa sasany. Rehefa atao ny kajikajy dia vola hatrany amin’ny 30 miliara Ariary eo ho eo no hotakian’ny Fanjakana amin’ny orinasa “Groupe Tiko”. Ny Minisitry ny Vola sy ny Tetibola Razafimahaleo Benja no nanambara izany, nandritra ny tafa nataony tamin’ny mpanao gazety omaly maraina teny amin’ny Minisiteran’ny Vola sy ny Tetibola eny Antaninarenina. Hisy ny taratasy halefa amin’ny Groupe Tiko hitakiana io volam-panjakana io, hoy ny Minisitra. Tsy maintsy miverina manara-dalàna ity orinasa ity fa raha tsy manaraka izany, na tsy mahaloa ny vola izy dia hiakatra fitsarana ny raharaha, hoy ihany ny Minisitry ny Vola. Hojerena ny fe-potoana handoavany izany, araka ny nambarany ihany. Mikasika ity vola hotakian’ny Fanjakana amin’ny orinasa Tiko ity dia voalazan’ny minisitra fa misy 25 miliara Ariary ny fadin-tseranana tokony naloan’ny orinasa tamin’ny fanafarany menaka avy any ivelany nefa tsy naloany. Ankoatra an’io dia nisy ihany koa volam-panjakana voahodinkodina, araka ny nambaran’ny Minisitra Razafimahaleo Benja ihany. Ohatra noraisiny ny vola mitentina 132 miliara Ariary nahodina avy amin’ny orinasam-panjakana vitsivitsy, isan’izany ny Seranan-tsambo, tany Toamasina.
Lucien R.


izao v aminareo d ekena koa...
mandana nareo tia ra8 miarakomana ny halatra niarahanareo tamin ytany fa tsy mijery izay mba tombontsombahoaka gasy miahmahntra andro alina!

Tsara fa tohizo ny tolonareo ao ambhijatovo ao, d miadia toerana seza eo foana nareo ao, de eo ianareo tsy handroso sy tsy hivoitra mihintsy mandrakizay ao fa hahntra mandrakizay foana nareo, ary efa v oahozona ny ahantra foana sy hiady antrano foana koa angambany, d izay ny antony mampahantra ny gasy!!! satria hitoh yfoana tsinna ny ady seza kan!!!!izay tafakatra iadina ny analana azy teo d toy iznay foana hatranihatrany d ady lava foana mandrakizay nareo ao.ny fahantrana sy ny trosa mamely ihany...ny asa tsisy....ny hohanina tsisy d hifamono hatrano foana d tsy handroso mandrakizay foana!!! zay fa mazotoa nareo manao ny tolonareo ao.
novalian'i rajy ny 27/03/2009 17:33
2. sitlo ( 27/03/2009 00:29)
Diso paika ka matim-bela. :-D

Fa iza moa no nitarika ny fandoroana tanàna teo eh! 30 miliara Ar imenomenomana, fa ny fatiantoka vokatry ny korotana $390 million (tamin'ny tourism fotsiny) odiana tsy hita an.

Ny fitondrana niorona tamin'ny herisetra izany nb tsy fanjakana fa famoretana ah! (didy jadona).

Ady amin'ny didy jadona ara-bakiteny.
3. bazylou ( 27/03/2009 00:53)
tsssle, izao ve nareo vao mahalala an'izany kle!! tara be ee
efa hiady amin'ny maizina izao no atao indray!! :-D :-D
4. xxx ( 27/03/2009 01:16)
sitlo:

Diso paika ka matim-bela. :-D

Fa iza moa no nitarika ny fandoroana tanàna teo eh! 30 miliara Ar imenomenomana, fa ny fatiantoka vokatry ny korotana $390 million (tamin'ny tourism fotsiny) odiana tsy hita an.

Ny fitondrana niorona tamin'ny herisetra izany nb tsy fanjakana fa famoretana ah! (didy jadona).

Ady amin'ny didy jadona ara-bakiteny.



hummm, znay mangony fotsiny koa....tsy voatanisako teo moa iznay koa, de miadia lava eo foana izany ianareo koa, miadia eo foana...dia hitanareo tsara ny fandrosoana sy ny hanikohanina @ zay kan...ary hofoana ny ady ataon'ny tsy manana @ fandrobana ny manana ...sy von'ol ataon'ny mpandroba @ zay vokatrin'ny tsy fisin'ny hanikohanina.tena insecure mampatahotra mitsy..nampalelo zao n yvola an'ny tourisme araka lazainao maty satria tisy mankany dago tsony ny ol fa matahotra....

Ny ahy tsotra fotsiny...ra tiana ny tanindrazana miara-miasa tahaka ny any us sy ca ny au-povoir sy contre miara-miasa...politika io hevtra no tsy mitovy fa avy eo miara-miasa miara-manome tanana mampandroso ny feirenena...fa ity ka mifamono antrano mitsiny nefa samy gasy ray ra....ka noho iznay ra teo le8 tokony niandry an'ny mandat vao nitol..niandry azy vita vao niady sady n ytena kely tsy ampy taona ataon'ny tremalahy tohatra iakarana fotsiny koa...naninna ra niara-niasa taminy niaraka nampandroso firenena....??? tampoka teo gaga aho tsy hay inna koa ze niseho tao nanipy gan ndray koa le8 , donc refa zay ny tiny le8, ny mpomba azy tokony nanaiky iznay koa satria ny izy lohany ary efa niala, fa tsy hoe mody miala ambadika nefa mampirisika ny pour azy ankolaka mba hankorontana hivernana eo, quel hypocrite!...naninna ra tonga d tsy nanaiky niala fotsiny tsotra izao araka ny teny notnenniny hoe jamais hiala fa hanao sorona ny tenako d vita....
Tsy pour Andry tsy pour le 8 no mireska eto, aoka atao mazava ny resaka....fa i otsotra fotsiny...tsisy zava-baovao eo nizaniza mitondra eo, fa io d vers le pire en pire...ary ny monde entier mitsiny no toy iznay jereo fa miakatra andro alina ny vidimpiainana...ny crise economika mondiale mamely etc...miha-ngeda n yelanelana misy eo @ mpnanana sy ny tsy manana manerantany io....ny tik oteneninna fotsiny d zava-dehibe ny aina ka tsy tokony hifamon oantrano ary tokony samy miaina amimphalalahana ny olona, ary samy manao izay mahasoa n yazy, fa tsy miaina @ horohoro toy izao...mijaly ny vahoaka gasy!ary tokony resoudrerna malaky ny olana fa tsy mifaly @ korontana hatao toy izao. Mampalelo!
5. xxx ( 27/03/2009 15:53)
tsy misy miaramiasa aminy panao coup d'etat izany eo ra x a fa nareo ve gaigy e? hiara hiasa aminy pangalatra? aza adino fa tsy safidimbahoaka no nahateo any le TGV io, izahay piasapanjakana tsy mandray ny baikonio izany, aleo ny CAPSATA nametraka azy teo no ho baikobaikony ao sady efa nomeny volabe rahateo ireo. :twisted:
6. rajy ( 27/03/2009 16:43)
Malaka ny safidy e mahazo manao X nefa ra ny tian'ny mpamaky de misy mpitondra io hevitra io fa mananiany fotsiny lasa hevitra tsisy mpanolotra.
TGV ve letsy no iaraha-miasa? TGV kilalaon'ankizy anie io e!mitovy hafainganam-pandeha @ sokatra , ny TV sy ny radio nasionaly ary tsy tafaveriny @ laoniny koa inona no andrasana aminy eo? Zavatra tsotra kely ohatr'zany de vita fa ny hitsikera an'itsy sy iry no mahamaika.
7. rajy ( 27/03/2009 16:47)
Malaka ny safidy e mahazo manao X nefa ra ny tian'ny mpamaky de misy mpitondra io hevitra io fa mananiany fotsiny lasa hevitra tsisy mpanolotra.
TGV ve letsy no iaraha-miasa? TGV kilalaon'ankizy anie io e!mitovy hafainganam-pandeha @ sokatra , ny TV sy ny radio nasionaly ary tsy tafaveriny @ laoniny koa inona no andrasana aminy eo? Zavatra tsotra kely ohatr'zany de vita fa ny hitsikera an'itsy sy iry no mahamaika.
8. rajy ( 27/03/2009 17:33)
Malaka ny safidy e mahazo manao X nefa ra ny tian'ny mpamaky de misy mpitondra io hevitra io fa mananiany fotsiny lasa hevitra tsisy mpanolotra.
TGV ve letsy no iaraha-miasa? TGV kilalaon'ankizy anie io e!mitovy hafainganam-pandeha @ sokatra , ny TV sy ny radio nasionaly ary tsy tafaveriny @ laoniny koa inona no andrasana aminy eo? Zavatra tsotra kely ohatr'zany de vita fa ny hitsikera an'itsy sy iry no mahamaika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1641