Iny lalana iny ...
1. a256011
(
26/03/2009 11:11)
Iny lalana iny /Tohizo ny lalantsika
Minoa fotsiny ihany / Manana finoana
Bomm Bomm/ Pam pam...
Minoa fotsiny ihany / Manana finoana
Bomm Bomm/ Pam pam...
novalian'i tsiafoi1 ny 26/03/2009 15:10
3. ratavao
(
26/03/2009 11:51)
Minoa ahy ianareo fa ho avy aho!
Tsy hamela anareo ho irery aho
Fa hiaro anareo hatramin'ny farany
De hampandroso haingana ity firenentsika ity!
Tsy hamela anareo ho irery aho
Fa hiaro anareo hatramin'ny farany
De hampandroso haingana ity firenentsika ity!
5. xxx
(
26/03/2009 12:22)
Sur décision du président de la HAT, 28 détenus politiques sur 48 ont été relâchés de suite. Les 20 restants demeurent encore sous résidence surveillée, attendant l’examen de leurs dossiers.
Dia zany sahady no zava-misy kou.
TGV no hatao hisolo ireo raha izany kou.
Dia zany sahady no zava-misy kou.
TGV no hatao hisolo ireo raha izany kou.
6. tsiafoi1
(
26/03/2009 15:10)
De tsy hay intsony moa izy ity e. Tsy ho ela de hokekerin'ny amboa kely tiany ihany ilaitonaka io fa mitetateta loatra.