"On ne peut pas dire que la France a aidé (Andry Rajoelina
1. Mirananirina
(
24/03/2009 10:45)
PARIS (AFP) — La France n'a "pas privilégié" le changement de pouvoir à Madagascar, mais a voulu préserver la paix et la sécurité de ses 20.000 ressortissants vivant dans ce pays, a déclaré mardi le secrétaire d'Etat à la Coopération, Alain Joyandet, sur la chaîne d'information LCI.
"On ne peut pas dire que la France a aidé (Andry Rajoelina), ce n'est pas vrai, parce que nous avons été très attentifs aux institutions malgaches", a déclaré M. Joyandet
Io izany no tena marina e,
"On ne peut pas dire que la France a aidé (Andry Rajoelina), ce n'est pas vrai, parce que nous avons été très attentifs aux institutions malgaches", a déclaré M. Joyandet
Io izany no tena marina e,
répondu par andrywui le 24/03/2009 15:29
2. vilambava
(
24/03/2009 10:55)
Zavatra efa hita mazava tsara izao fa adin'ny Zamerika sy Lafrantsa no miseho eto Madagasikara. Ny ambasady frantsay no niresaka voalohany tamin-dRadomelina ary ny ambasady amerikana no nanameloka voalohany. Izao indray ny amerikanina dia mampitamby an'ilay 110 million de dolar hoe tsy halefany ho an'i Madagasikara ireo mandra-pa.... de tsy hay izay dikan'ny hoe jusqu'à nouvel ordre.
Fa ny sisin-tanin'i Madagasikara izao no tokony hambenana tsara raha te-haharitra amin'ny fitondrana ny TGV sy ny tariny. Tsy matiko lolo io nandehanan-dra-8 any Swaziland io raha tena marina ny vaovao navoakan'i Sobika fa hoe any zao lery. Tsy lavitra an'i Madagasikara i Swaziland ka tsy ho sarotra ho an'ireo mpanafika ny manamboatra plana amin'ny fanafihana ka tokony ho mailo ihany ny Capsat sy ny troupeny.

3. ratavao
(
24/03/2009 11:15)
De tsy ho tanteraka izany ary tsy ho lasa lavitra raha mbola izany no ataon'io R-8 io. De ahona ireo mbola mitaky ny hiverenany ireo, tsy ho faty eo daholo zany, ka hiteny ireo mbola averina ihany ny mpano ody mpamono vahoka, tsy vitan'ny vahoka fa i Madagasikara mihitsy no efa nokasaina sy kasaina ho potehina. Izany ve no mpitondra mbola takina averina amin'ny fitondrany ihany. Fa olona tsy nianatra ve ireo eo Ambohijatovo ireo sa mbola itoeran'ny ody maherin'i R-8 ihany e!
4. xxx
(
24/03/2009 11:44)
ratavao :
olona tena nianatra ny ankamaroanireo fa tsy le olona zatra mpisam ka vao notambazandRADOMELINA sôsy dia nandroba erany tanàna
olona tena nianatra ny ankamaroanireo fa tsy le olona zatra mpisam ka vao notambazandRADOMELINA sôsy dia nandroba erany tanàna
5. Mirananirina
(
24/03/2009 12:43)
Ny tadavina aloha amin'izao dia président vaovao,manana expérience politique,dia manampahaizana.
Nisy ankizy izay niteny tamiko.Tsy mila mianatra izany raha te ho filoha mpirenena Malagasy?Tsia hoy aho,ilaina ny fahaizana,ary mitaky izany ny firenena.Izay no tsy mampandroso antsika,mivarilavo
Nisy ankizy izay niteny tamiko.Tsy mila mianatra izany raha te ho filoha mpirenena Malagasy?Tsia hoy aho,ilaina ny fahaizana,ary mitaky izany ny firenena.Izay no tsy mampandroso antsika,mivarilavo
6. mion
(
24/03/2009 12:58)
Marina ny an'i Miranannirina , fa tokony ny fitondrana ra8 no manomana izany handaniany ny mandat-ny ; sinon mbola eligible ra8 à manaraka ary sarotra ny miteny fa tsy ho lany intsony izy. Porofo mbola maro ny pro-ra8 ary avatage be an-dra8 ny nanaovan'i TGV azy ho victime
7. sitlo
(
24/03/2009 12:59)
Somary maika aho fa mba nanintona ahy ity dia valiako haingana.
Na izaho vendrana ity aza ve dia hiteny hoe nanohana an'i TGV nefa ny firenena hafa rehetra manameloka azy daholo.
Tadidio ny tenin'ilay ambassadeur frantsay vaovao tamin'izy notsenain'i TGV.
Misy fitenin-jatovo izay manao hoe: "Iza no hiteny hoe misy T ny divoko?"

8. Mirananirina
(
24/03/2009 13:08)
Marina ny an'i Miranannirina , fa tokony ny fitondrana ra8 no manomana izany handaniany ny mandat-ny ; sinon mbola eligible ra8 à manaraka ary sarotra ny miteny fa tsy ho lany intsony izy. Porofo mbola maro ny pro-ra8 ary avatage be an-dra8 ny nanaovan'i TGV azy ho victime
Tsy mandà izany aho.Tokony niandry ny fifidianana ry tgv,ho hita eo indray izay lany.Milaza ireo fa mangala-bato i Ra8,manana vola be ry tgv koa maninona no tsy vitany ny manaramaso izany????
9. Mirananirina
(
24/03/2009 13:11)
Na izaho vendrana ity aza ve dia hiteny hoe nanohana an'i TGV nefa ny firenena hafa rehetra manameloka azy daholo.
Tadidio ny tenin'ilay ambassadeur frantsay vaovao tamin'izy notsenain'i TGV.
Ka tsy misy vendrana intsony izao e,miala pa daholo ny firenena fa matahotra e,hanome vola???????????????Sao lanin'ireo dia iny izy no mipà,satria mbola tsy tena président fa sarisary.
11. xxx
(
24/03/2009 13:34)
Ny tgvendrana no tena vendrana e,tsy hita intsony izao izay aleha,dia hoentiny aiza hono ny firenena,sa hamidiny isika avy eo.miaramirona ry kala alika aaaaaaaaaaaa,izay sisa e raha mbola tgvendrana foana no eo.
12. andrywui
(
24/03/2009 14:00)
IIIééeeé !! miarahà mirona ary fa tsenainay tifitra variraraka otrnle teo Ambohitsirohitra reny eo koa !! sady bebe fo zany daolo manko reto TIM reto ka tsy handé ampisainana otran TGV fa mety tonga de hanaiky ho goahana V daol izy rehetra ! ha ha ha !! de ahita TIM bobaka ho goaka zany ato ho ato !! haingana reto ndana maka lapa eny Ambotsirihitra a!! ha ha ha !! haingana !!
:-@ :-@ =D> =D> =D> :-@ :-@ ^:^ ^:^ =D> =D> :-@ :-@
:-@ :-@ =D> =D> =D> :-@ :-@ ^:^ ^:^ =D> =D> :-@ :-@
13. xxx
(
24/03/2009 14:02)
Mirananirina, mion>>>>< za koa mba nanao hoe, naninona ary isika raha mba miandry tantana d miandry élection d manaramaso tsara d hita eo ny résultat d migrevy amin izay raha sanatria ka misy tsy fetezana ka voaporofo, toy ny t@ 2002.
Indrisy ry Gasikara ô!!!
Frantsay sy amerikanina: efa hita efa ela izany olana izany!! vao nivadika sarko etc... d tsy bonne entente intsony!!!
Indrisy ry Gasikara ô!!!
Frantsay sy amerikanina: efa hita efa ela izany olana izany!! vao nivadika sarko etc... d tsy bonne entente intsony!!!
14. andrywui
(
24/03/2009 14:09)
Tsy misy matahotra ze mpikaraman'ady sarimbavy kely entin-ra8 eo e !! capsat 3lahy fotsiny de goaka vody aby zany swaziland tonga eto zany !! angah misy fatany eto !! vao mihanahana tsy mahita ze atao eny le swaziland kely de goaka beee !!
=D> =D> ^:^ ^:^ =D> =D> :-@ :-@ =D> =D>
=D> =D> ^:^ ^:^ =D> =D> :-@ :-@ =D> =D>
15. tsiafoi1
(
24/03/2009 14:39)
Ela ty ry Andrywui de tiatiaraha an'io goaka V io! Aza manapaka leisy a :) :P :D
Marina aloa ny an'là fa raha ny habibin'ireto Capsat ireto, de hanapatra tokoa rizalahy. Rizareo ihany anie le nanao "feu ouvert teny Ambotsirohitra" t@'ny 7 fév ireny mba handotoana ny fitondran-dRavalo. Tsy mila lapa zany io, fa ny any an-dapa aza mbola hivoaka aby hanatevin-daharana.
Raha ny mikasika an-Ravalo aza manahy leity fa izy aza milamina tsara aty @'ny tanàna koa Swaziland @'ny ahoana aza?

17. kalovavy
(
24/03/2009 14:59)
Manahona daholééééééééééé
fa izaho ndray aloha mba te honontany, anreo , satria mako lery tête de tgv , hotrany kely taona zany hanivony fitondrana, de mba ahoana io lalàna manamarina an'io, tsy hotrany mandika lalana ve zany sa ahoana hoy "anareo" , za mako hotrany taratara vaovao

18. andrywui
(
24/03/2009 15:29)
Angah tsy fantatrao ko fa ref nahazo fitondrana ra8 de nanova ny lalampanorenana ho azo fidiana in-3 no nahamay azy voalo !! de mba ovain'ny olona ko zany satria izy no tiambahoaka !! mazava ry vao tonga ??