allô allô
1. Koriana
(
24/03/2009 09:40)
Manao antso avo ho antsika malagasy rehetra izay mipetraka aty ampitan-dranomasina,miantso antsika rehetra mba ho tonga eny @ TROCADERO ny Asabotsy 28 mars ho avy izao, tsy manohana n'iza n'iza fa mba hanavotana ny tany mamintsika dia i Madagasikara no tanjona koa tongava maro
novalian'i andrywui ny 24/03/2009 14:50
2. Mirananirina
(
24/03/2009 10:10)
Inona ary no afaka ataon-tsika?????????????tsy misy;sa anao coup d'état indrepa indray.
3. tgvra8
(
24/03/2009 11:02)
geragera kely mifamono kely angamba dia mety mitohy indray aloha :roll: :roll: :roll:
5. andrywui
(
24/03/2009 14:50)
Esssy !!! efa teny aho fa TIM be no tena votoatiny ee !! iza ko no ho avy eny tsony ! raha avelanareo hikabary kely aho de hoa vy eny saint_denis eny !! ka ahoana ?? avela ve aho ??
