Alarobia 25 Mars fangatahana ny fialan'i odon
1. Noue
(
23/03/2009 06:17)
Hiaraka isika katolika @ alarobia @ herinandro masina (messe chrismale) mba hiaraka anohitra amin'ilay fotoana hoe tsy maintsy mamerina ny fanekeny ny eveka (ODON) ireo pretra : izay mantsy no araraotiny ka heveriny tsy maintsy manaiky azy ny katolika.
-HIARAKA ANGATAKA NY FANALANA AN'i ODON TSY HO EVEKA ETO TANA ISIKA
zany zao hono no atao koa @ alarobia satria efa samy nahafantatra avokoa isika ny zavatra nataon'io odon io !!!
izy irery no nitonatonana teny mahamasina t@ sabotsy, tsy mba nahay niarahinat@ FFKM ,
nanaiky ny nampijaliana an'i pasitera Lala
mpiatsaravelatsy t@ ireny fihaonana fandaminana miaraka ireny
fa inona no maha eveka an'io odon io ???
novalian'i rakaroka ny 23/03/2009 22:27
2. ifiona
(
23/03/2009 06:29)
aleo hiala tany koa iny tsy vanona iny e, jere izy irery no mitonantonana mankasitraka ny asan-devolin'ny CAPSAT sy TGV.
pouah!
pouah!
3. rakaroka
(
23/03/2009 06:31)
'zao izany no "ére d'élimination", nisy nangataka ny demission'ny minisitr'i Ra-8, avy eo Ra-8, "tourn'i Odon 'ndray izao!", dia rahampitso an'iza?....Mbô marina raha hisy mpiandraikitra ho tavela @ ito Nosy raha izao no mitohy!...
4. Noue
(
23/03/2009 06:46)
aleo miala tany io odon io fa :evil: :evil: :evil: zany ve no mba atao oe eveka ?? mahamenatra !! tena tsivanona mahintsiny !! dia ahoana ?? nahazo seza tao ve aloha ee ???
5. BlackGasy
(
23/03/2009 07:12)
rakaroka:
'zao izany no "ére d'élimination", nisy nangataka ny demission'ny minisitr'i Ra-8, avy eo Ra-8, "tourn'i Odon 'ndray izao!", dia rahampitso an'iza?....Mbô marina raha hisy mpiandraikitra ho tavela @ ito Nosy raha izao no mitohy!...
Calme ianao fa msesy tskalikely daol zay ts ara-dàlana sy ny manao tsy rariny rehetra eh, n'iza izy n'iza
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
6. TsinGeVana
(
23/03/2009 07:24)
ka aiza no atao ilay fijetsika fa tsy mampanambina fanahy vatana ny mpino koa ny mbola mivavavaka ho an'iny devoly latsak'antany iny. Mila manao izay anàlana azy maika Vatican sinon hivadika secte évangélique , fara faharatsiny anglican ireo catholique eto Madagascar
7. xxx
(
23/03/2009 07:34)
Noue:
Hiaraka isika katolika @ alarobia @ herinandro masina (messe chrismale) mba hiaraka anohitra amin'ilay fotoana hoe tsy maintsy mamerina ny fanekeny ny eveka (ODON) ireo pretra : izay mantsy no araraotiny ka heveriny tsy maintsy manaiky azy ny katolika.
-HIARAKA ANGATAKA NY FANALANA AN'i ODON TSY HO EVEKA ETO TANA ISIKA
zany zao hono no atao koa @ alarobia satria efa samy nahafantatra avokoa isika ny zavatra nataon'io odon io !!!
izy irery no nitonatonana teny mahamasina t@ sabotsy, tsy mba nahay niarahinat@ FFKM ,
nanaiky ny nampijaliana an'i pasitera Lala
mpiatsaravelatsy t@ ireny fihaonana fandaminana miaraka ireny
fa inona no maha eveka an'io odon io ???
rehefa tsy manaraka ny sitra-ponareo zany de alana izy? mba mieritrereta ihany lahy, izy ary no tena hitako sahy mijoro milaza ny heviny, saingy tsy hevitrareo ny heviny . Ny tena mety zao de mitady toerana hafa koa nareo de mivorivory eo de maneho ny hevitrareo koa
8. ravatorano
(
23/03/2009 07:40)
momba ny fanalana an'o Mgr Odon izany aloha dia sarotra ba satria tsy ny olona na ny vahaoaka katolika no nifidy sy nametraka azy ho eveka fa ny Papa Ray Masina izay any Roma no nanao ny fanendrena.
Zaho dia manaraka ny ara dalana (fifandimbiasam-pitondrana amin'ny alalan'ny fifidianana) fa tsy izany no hampivadika ahy finoana sy hialako amin'ny maha katolika ahy ary koa tsy hankatoavako na'i Mgr Odon Razanakolona.Resaka samihafa ny finoana sy ny fivavahana ary ny politika ka aoka tsy afangaro mihitsy.

9. saranga
(
23/03/2009 08:13)
Ity vaovao marina : handray fepetra i Vatican mikasika an'i Mgr Odon Marie Arsène RAZANAKOLONA. Nisy eveka nihaona tamin'ny Papa Benoït XVI nampita ny zava-misy aty Madagasikara. Mivavaha mba hisy vokany ny fitakian'ny vahoaka malagasy
10. xxx
(
23/03/2009 09:22)
ravatorano:
Resaka samihafa ny finoana sy ny fivavahana ary ny politika ka aoka tsy afangaro mihitsy.
Nefa dia nafangaron'i Monseigneur ilay izy ???
Iza no afaka manafangaro dia iza no tsy afaka ???
11. elyzo
(
23/03/2009 09:47)
Fotoanan'ny Karemy zao zany we fibebahana, fitodihanaamin'Andriamanitra manokana ka tsy tokony horebirebena amin'izany ny vahoakan'Andriamanitra! Tsy tokony afangaro ny resaka politika sy resaka fivavahana, fa rahaizayno heverinareo fa nataon'y Eveka dia azy ho azy any ny azy! Izy aza mahavita anznay! Fa saingy aza adalaina amzay ny Kristianina Katolika fa tsy ay znay akory no ampivadika azy amin'ny finoany! Tsy Odon no arahany eo fa I Jesoa Kristy maty teo ambony hazo fijaliana ary nitsanganko velona tamin'y andro fahatelo!
12. Noue
(
23/03/2009 09:50)
Nefa dia nafangaron'i Monseigneur ilay izy ???fanontaniana tsara fipetraka ireo, sa kosa ve oe @ maha eveka azy dia izy irery ihany no afaka manafangaro???
Iza no afaka manafangaro dia iza no tsy afaka ???
13. Oay
(
23/03/2009 10:22)
Noue:
Nefa dia nafangaron'i Monseigneur ilay izy ???fanontaniana tsara fipetraka ireo, sa kosa ve oe @ maha eveka azy dia izy irery ihany no afaka manafangaro???
Iza no afaka manafangaro dia iza no tsy afaka ???
Mba hamaliana ilay fanontaniana d tsara apetraka ny fanontaniana:
1°Iza no manendry ny Eveka
>>>Valiny ny Vatican
2°Raha toa ka ny vatican no nanedry d azo eritreretina ve hoe notendren'ny vatican ny eveka mba hiandany @ mpanohitra
>>>Valiny Tsia satria tsy hanao politika no nanendrena ny eveka fa hitarika ny fiangonana katolika
3°Nahoana no tafiditra @ raharaha politika ny mpitarika fivavahana
>>>Valiny ny ankamaroan'ny malagasy d mpino Kristianina ka ny mpitondra fivavahana d napetraka ho ray amandreny noho izany rehefa mikorontana ny zanaka ka tsy afaka mifandamina d ny ray amandreny no mpanelanelana.
4°Ka rehefa manelanelana ny ray amandreny d ahoana ny tokony ataony:
>>>Valiny tsy maintsy mamaetraka fitsipika izy ho an'ny zanany d izao izany:
1°Ajanony ny fifampiantsiana satria tsy mampety ny fifanankalozankevitra izany.
2°Avelao haneo hevitra malalaka ny tsiairay satria raha tsy afaka miteny ny sasany d tsy hisy filaminana satria tsy misy fifanakalozankevitra.
3°Aoka tsy hisy hanao didy ny be sandry satria raha ny mafy be foana no hiteny d tsy hisy filaminana.
Ka sahia misy milaza amintsika hoe raha miady @ zokinao enao na @ zandrinao d tsy maintsy ireo fepetra ireo no apetrakin'ny ray amandreny alohan'ny hanaovana fanelanelanana, fony isika mbola kely d ny ray amandreny tonga d miteny hoe mangina daholo!
15. pitchou
(
23/03/2009 21:45)
lasa lavitra be ny fitakian'i Noue zany an! raha hanala an'i Mgr Odon nareo katolika d mba halanay koa izany i Psr Lala! samy tsy nanaraka ny hevitry ny 3 hafa ireo! ny an'i Psr Lala aza mbola azonay ampiana hoe fanekena fanjakazakana @ fiangonana! nefa ve mendrika ny kristiana izany? izy ireny angaha no ivavahana? tsy tokony ho ny kristiana ve no mivavaka ho azy mba hitarihan'ny Fanahy Masina azy hanao izay tena sitrapon'Andriamanitra tokoa?
Fa tsy misy mahalala ny hevitra heverin'Andriamanitra hitondrana antsika isika, ka ndrao dia izay kosa ny sitrapon'Andriamanitra ary dia isika indray no manohitra? satria tsy izay metimety @ fisainantsika olombelona no voatery hifanitsy @ sitrapon'Andriamanitra

16. rakaroka
(
23/03/2009 22:27)
Justement, rehefa metimety amin'ny sainy dia lazaina fa "tendrin'Atra" iny,
ka 'za koa mahita hoe matoa voatendry i Odon dia efa sitrak'Atra ka tsy ny ol izay tsy nahatsapa ny "valeurn'ilay olona, tsy nanendry ...no hianakendry! :roll: 8O 8O 8O
ka 'za koa mahita hoe matoa voatendry i Odon dia efa sitrak'Atra ka tsy ny ol izay tsy nahatsapa ny "valeurn'ilay olona, tsy nanendry ...no hianakendry! :roll: 8O 8O 8O