decolonisation 2009
1. xxx
(
22/03/2009 15:51)
Izahay taranaka merina, tanora tonga saina ary te hanandratra ny soatoavina nolovainay t@ ireo razanay izay reharehanay tokoa. Ny fahatsapanay ny fiboiboikan'ny ran'ireo razanay izay mikoriana ato anatinay dia manao antso avo @ ireo ray aman-dreny Merina rehetra mba hiaino sy hamakafaka lalina ary handray fepetra hentitra @ izay ho avin'ny firenena Merina. Fotoana izao Tompoko, dieny mbola tsy tara !
Noho izao zava misy @ izao taona 2009 izao, tsy hilaza ny teo aloha intsony izahay (2002, 1991, 1972, 1947, menalamba, 1896, 1885, sns ...), ny zavatra rehetra nianjady t@ firenena Merina dia tsy maintsy hapetraka ny fanontaniana vitsivitsy :
1 - Tsy famotehana antsika ve ny fananganana ny repoblika malagasy ? ny "faratay" ange no nametraka io rafitra io e? fomba hamonoana miadana ny firenena merina io? ary tsy nisy zavatra nanjary mihitsy teto h@ izay nisian'io rafitra io. Ny tsapa dia midi-kizo ny vahoaka merina na eo aza ny finiavantsika te hivoatra sy hampivoatra an'ireo Malagasy rahalahintsika.
2 - Nodorana ny harentsika dia Anatirova izany. Soa ihany fa nisy zanaka merina nitondra teto fito taona lasa izay. Narenin'io reharehantsika io ny mariky ny lazantsika fahiny. Efa tafoina izao Anatirova, kanefa tsy zakan'ireo tsy maty voalavo ankibo izany ka tadiavin'ireo tsy valahara ho dorana indray ! Mbola ho ekentsika ve izany? Tetika fotsiny ny fandrobana magazay etsy sy eroa fa io no tena tanjony. TSIA !
3- Tompoko, ampy izay ny 113 taona nandeferantsika t@ mpanjanaka (1896-2009). Nataotsika izay mety hanavotana an'ity Madagasikara ity, fa mbola maro ireo tsy vonona ny hiroso. Zakantsika ve ny mahita ny zanantsika merina atositosik'ireo "poraka" satria mba te ho tafita ka miezaka ny mandeha mianatra? fambara ratsy izany tompoko ka tongava saina !!! Noho izany, ny mety dia ny misitaka @ izay @ fanjakan'i Madagasikara. Rehefa tsy vonona ny Malagasy, azy ny azy, fa sahinay no milaza fa raha mitokana sy misitaka isika Merina ka manangana ny firenentsika, ... afaka 20 taona raha ela indrindra dia isika no anisan'ny firenena matanjaka indrindra aty Afrika sy ny Ranomasimbe Indiana. Tsarovy fa isika no tompon'ny saina sy ny fahaizana, ary tena atahoran'ireo "faratay" indrindra @ ireo nozanahany.
4 - Tsy azo eritreretina ve tompoko ny fisian'ny firenena merina mahaleotena eto Madagasikara? ENY satria rehefa tsy mahavita azy sy vesatra ho antsika ny foko hafa dia ny mety dia ny manorina ho antsika. Jereo ny any Belgique, tsikarir'ireo Flamands (neerlandais) fa tsy misy ilavana azy ny Wallons (faratay) ka tapak'hevitra ireo ny hiala sy hanorina ny fanjakany manokana. Marina ny azy ! ny faratay hikoizana mihitsy raha hakamoana, fitsetsefana ny hatsemboan'ny hafa kanefa raha vava sy diplomasia voalohany nefa poakaty be !!!
5 - Rehefa hita sy mibaribary be fa famonoana (genosida) no ao ambadik'izao ary tena mbola ketrehin'ny faratay hatao @ tsika mafy (jereo rwanda, congo, ...) dia ny mety dia ny miala haingana. Jereo ange ry zareo tibetana e! fantany fa tsy ahasoa azy sy ny taranany ny fiarahana @ firenena sinoa, dia aleony misitaka satria ho faty ao ry zareo raha mbola miziriziry hijanona ao ihany. Tonga ary izao ny fotoana handinihantsika sy hamakafakantsika lalina ny ho @ izay ho avintsika. Tsarovy fa nanana ny firentsika ange isika fahiny e! nisy izany "Ankova" izany, indrisy anefa fa tonga ry Faratay nanimba antsika. Ary mety ho ratsy fiafara mihitsy isika raha tsy maka fepetra haingana.
6 - Mety hitondra any @ adim-poko sy ny fanavakavaham-bolokoditra ve izay fanapahan-kevitra mety ho raisina ? TSIA ny valiny raha mahay sy hendry isika Merina. Satria tsy ny malagasy no fahavalontsika fa ny fahantrana sy ny "mena sofina". Rahalahantsika ny foko 17 ambiny. Iray ny fitenintsika ary misy ifandraisana ny fihaviantsika. Na ny mpanjakantsika fahiny ary nifanambady sy nifampaka taranaka (radama & rasalimo ohatra). Samy manana ny hanitra mampiavaka azy ny foko tsirairay avy, izay irariana ho lasy firenena tsirairay avy. Samy hahaleotena daholo ireo firenena ireo, ary samy hiezaka hampandroso ny tenany. Hisy ny fifandraisana ara-barotra manokana, hisy ny fifaninanana masina amin'ireo firenena ireo. Ary ny fizakana ny zom-pirenena iray dia tsy voatery hiankina @ fiaviany velively fa mety @ fahavononana ny hivoatra sy ny fanarahana ny soatovin'ilay firenena tiany hidirana.
7 - Fisainana lany andro ve ny filazana hoe "andao hisintaka sy hijora ka hanangana ny firenentsika " ? TSIA. Jereo ry zareo any Kosovo. Vao tsy ela akory ry zareo no nilaza ho ren-tany ren-danitra ny fahaleovantenany. Fihetsika maha te hidera izany, satria tsapany fa izay no mahasoa azy sy ny taranany. Ho fatin'ry zareo Serbe ao ry zareo raha ohatra ka tsy mijoro. Ary raha misy amintsika mpamaky ho alaim-panahy hieritreritra hoe tetika hanaovana balkanisation an'i Madagasikara izao dia diso hevitra izy tompoko. Ny firenena Merina efa nisy hatrizay (taonjato folo raha kely indrindra) fa ny repoblika malagasy zara raha ampy 50 taona. Ka iza no tokony ho arahina ? ny napetrak'ireo razantsika izay nanome lova sarobidy hoan'ny taranany sa ny nomen'ny faratay ho antsika? Am-po mieritreritra tompokolahy sy tompokovavy isany !
Koa dia mamerina manao antso avo @ ireo Ray amandreny, zokiolona Merina. Indrindra ianareo zoky mba hampivondrona ny taranaka Merina amin'izay. Andao hatambatra ny hery, andao re tompoko raisina @ izay ny hoavintsika.
Koa dia misokatra eto @ blog ary ny ady hevitra sy ny soso-kevitra rehetra mety hanampy antsika mba ahatonga @ izany tanjona izany, satria raha tiantsika ny taranatsika ho vanona sy ho valahara dia mety ho izay ihany no hany lalàntokana.

novalian'i rakaroka ny 23/03/2009 06:24
2. rakaroka
(
22/03/2009 16:45)
8O 8O 8O 8O 8O :roll: :roll: :roll: :roll: :^) :^) :^) :^) :^)
:-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) :@ :@ :@ :@ :-$
Rehefa misy tsanga-kevitra tiana ho tohanana, dia mbô misehoa aloha lay tsangan'olona nanolotra izany fa tsy miafina ho xxx , indrindra moa hoe
hanangana firenena hono ! Ary aza isalorana ny anarana hoe : "isika merina" satria mety ho ianao irery no mierina eto. sady tsy azo koa anie 'ty fomba firesakao ... Bref tsy mi ka ... 'tsony 'ngaha ny ankizy
:roll: :?: Dia rehefa tsy "mahavita tena" araka ny fiteny hoe "fahavitan-tena ara-tsakafo tsy mety ho tratra foana!"de 'ndana mangataka any @ Frantsay!
:wink:

3. xxx
(
22/03/2009 18:03)
i bary injay io nahavita gazety lava be tsy nampidi-bola ho azy akory io , aza donjona b ihany toa an'i soatoavina
5. rakaroka
(
23/03/2009 06:24)
Dia lasa tsy hoe "Ny ranomasina no valaparihiko" fa mihena "Antananarivo" fotsiny. Maninn raha milatsaka ho "Mairen'Antananarivo e :wink: :roll: :-w :-w :-$ Fa rehefa tonga "mairen'Antananarivo anie tô mihazo ho "Filohan'i Dago 'ngamba lé toerana io knou :-D :-D :-P Asa 'nefa!... :wink: