video manif anti tgv 21mars

1. Jackychan ( 21/03/2009 21:54)
Décidement c'est le premier président contesté même le jour de l investiture !
http://www.youtube.com/watch?v=BWn1RK1nL8Q
novalian'i pikatti ny 22/03/2009 21:58
2. xxx ( 21/03/2009 22:08)
misaotra é! tsika koa tsy hanaiky ka! avereno eo président! avereno eo président! marina zany é! mbola ho avy ny fotoana! tokony hitohy @ alatsinainy eny @ 13Mai ny tolona.
3. tovolahy007 ( 21/03/2009 22:11)
Raha izao ny fandehany tena ho tsy mbola tapitra arakin'ny lazain'ny sasany ity tantara ity a. Aza hitako ka hanampy an'ireo ko ny mpiasa sy ny mpianatra de zay VAO EO NOHO RAISINA NY TRAIN SY NY RONA LEFONA.
4. Andribe ( 21/03/2009 22:14)
aleo jerena iza ndray no spons ao aloha radem
5. tovolahy007 ( 21/03/2009 22:16)
Raha ny fahitako azy toa bobaka be ny spons kle. Toa hiverina daolo ry lerony e.
6. xxx ( 22/03/2009 10:17)
Hiditra
Tafiditra: andrywui
Hanova tenimiafina
Hivoaka
Fanoroam-pejy
Fandraisana
Fitsipi-pifehezana
Fitadiavana
Hanoratra
Statistika
Endri-tsoratra
Ny dinika
Ny dinika rehetra
Dinika manokana
Hamorona dinika
Handray email
Serasera.org
Namana Serasera
Tononkira
Tononkalo
Bizna serasera
Lalao serasera
Ohabolana
Wikianja (wiki)
Resaka mivantana
Radio Vazo Gasy
Lisitra
Tahiry serasera
Takelaka hafa
Ny dinika rehetra
Antson'ny foArtista sy HiraDiasporaEritreritra mandaloFahasalamanaFanabeazanaFanatanjahantenaFety sy fihaonanaFiaraha-moninaFiarakodiaFirariantsoa, FankaherezanaFitiavanaFivavahana, finoanaHatsikana sy lalaoHoy ny gazetyHoy ny lalànaInformatikaKolotsainaMomba ny seraseraPolitikaResa-behivavyResa-dehilahySakafoSarimihetsikaSoso-kevitraTakelaka mahalianaTetikasa sy vinavinaToekarenaTontolo iainana!!Tsetsatsetsa tsy aritraVaovao tselatraVavolombelonavetso.serasera.orgZaridainaTe handray ny hafatra farany?

Ampidiro ny adiresy:




Delivered by FeedBurner

boxleft2 Politika
Hevitra mandeha : video manif anti tgv 21mars
Isan'ny hevitra : 5

Hamaly ny hevitra

Mpandefa : Jackychan [ Valio ] 21-03-2009 22:54:14
Lohateny : video manif anti tgv 21mars
Décidement c'est le premier président contesté même le jour de l investiture !
Jereo eto Miverina ery ambony
1. Mpandefa : xxx [ Valio ] 21-03-2009 23:08:54
Lohateny : Re : video manif anti tgv 21mars
misaotra é! tsika koa tsy hanaiky ka! avereno eo président! avereno eo président! marina zany é! mbola ho avy ny fotoana! tokony hitohy @ alatsinainy eny @ 13Mai ny tolona. Miverina ery ambony
2. Mpandefa : tovolahy007 [ Valio ] 21-03-2009 23:11:33
Lohateny : Re : video manif anti tgv 21mars
Raha izao ny fandehany tena ho tsy mbola tapitra arakin'ny lazain'ny sasany ity tantara ity a. Aza hitako ka hanampy an'ireo ko ny mpiasa sy ny mpianatra de zay VAO EO NOHO RAISINA NY TRAIN SY NY RONA LEFONA. Miverina ery ambony
3. Mpandefa : Andribe [ Valio ] 21-03-2009 23:14:48
Lohateny : Re : video manif anti tgv 21mars
aleo jerena iza ndray no spons ao aloha radem Miverina ery ambony
4. Mpandefa : tovolahy007 [ Valio ] 21-03-2009 23:16:38
Lohateny : Re : video manif anti tgv 21mars
Raha ny fahitako azy toa bobaka be ny spons kle. Toa hiverina daolo ry lerony e. Miverina ery ambony
Hamaly ny hevitra

Mpanoratra : andrywui Tsy lazaina
Lohahevitra : Politika
Lohateny :
Endriny : Fanazavana

Hevitra :

















[Sary fanampiny]






Hafainganana: 3.25s.
© 2003 - 2009 Eugene Hery http://hery.serasera.org - Tel. +39 3387442412 (Italy)
7. tsinjo ( 22/03/2009 13:00)
tratra ra wiwiwi am ty copie coller ty kle =)) =))

xxx:
Hiditra
Tafiditra: andrywui
8. yuka ( 22/03/2009 13:13)
Ande hody aho mba hitolona fa tsssssss! :D :) :P
9. Koriana ( 22/03/2009 16:52)
tsy mila mody vao afaka mitolona tonga eny @ trocadero @ samedi 28 mars dia ampitampitao zao antso avo zao
10. xxx ( 22/03/2009 17:26)
io no porofo fa hay ra wiwi no mpanao copie coller ato io hery an,tratra efa tafiditra lery izay vao nandefa an le xxx nefa kobo ihany hihihihihihihihihihihihihihihihihh
11. xxx ( 22/03/2009 17:36)
izao voa boko we ra wiwi no be vinany eto fa manao double jeu. =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
12. xxx ( 22/03/2009 19:03)
aiza wiwi mbola tsy nanao dementi officiel eh =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
13. xxx ( 22/03/2009 19:43)
sa efa nofafan'i hery le ps hihihihi ,mivoha ela tao ry tovolahy007
14. andrywui ( 22/03/2009 20:07)
Vakio ity !!



Hiditra
Tafiditra: tsinjo

Hanova teny miafina
hivoaka
Fanoroam-pejy etc...etc....



de tohizako soratana eto de avy eo alefa de zany ve de porofo amin'ny copie coller ??? VESA !!!
15. andrywui ( 22/03/2009 20:10)
Hiditra
Tafiditra:Yuka
Hanova teny miafina
Hivoaka sns ....... bla ... bla ... de soratako eto ze tiako tenenina !!!! dia midika ve nanao copie coller i Yuka ??? mba misia saina ihany fa aza nandra ry reto a !!!
16. andrywui ( 22/03/2009 20:12)
Tsy noheveriko ho mbola hisy olona bado be otrizao aminizao taonjato izao kléé !!! hivarotana paiso de mivimbina laisoa !! ha ha ha
17. pikatti ( 22/03/2009 21:09)
jackychan :arrow: sambany tokoa lesy nisy an'zany hatramin'zay naha madagasikara zay,ary hitombo foana io
andrywui :arrow: elah lesy no mpanao an'io fa aza be ranomaso eo a :-D :-D :-D :-D
18. xxx ( 22/03/2009 21:46)
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
19. pikatti ( 22/03/2009 21:58)
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0474