mazava ny lalana hizorana ry zalahy

21. pitchou ( 24/03/2009 20:48)
oho! ny vehivavy mpahay lalana efa vitan'ireo nanoratra zy ny lalana vao tonga teo! ny lalana original no resahako an! fa tsy nisy fanovana radical lalana mihitsy taty aorina!
na malamalana aza izy, niaiky daholo ny olona fa tsy rariny ny viol d afaka ihany izy!
crime passionnel aza heverina ho tsy crime ko.
ary nahoana moa kosa ianao ry Ika no mitady hampanjaka jadona ? terenao fotsiny izany ny olona? sady terenao izy aolana mbola terenao hizaka ny fanerenao azy?
izaho dia manohana fa zo fototry ny vehivavy ny fandavana ny fitondrana ny vohoka t@ viol! raha ny tokony ho izy aza dia tokony hesorina systematique raha vao viol no nahabevohoka satria tsy fanajana ny maha-olombelona izany
22. ikaretsaka ( 24/03/2009 21:30)
diso be zany
ny vehivavy mpahay lalana efa vitan'ireo nanoratra zy ny lalana vao tonga teo! ny lalana original no resahako an! fa tsy nisy fanovana radical lalana mihitsy taty aorina!

eneno an'ndry laura clay izany raha tsy telo ny sofinao
:wink:

fa @ pitchou ve ny famonoana ny vohoka azo t@ viol no hoe "manaja ny maha olombelona"? he ben :roll:
23. pitchou ( 24/03/2009 21:58)
@ Ika ve fanajana ny maha olombelona ny viol? :roll:
zo ny fananana safidy! ka izay nanery haha bevohoka no tokony ho tsaraina fa tsy ilay nandà ny vohoka!
marina raha ho tapitra mihitsy ity resaka ity! miverena aloha Ika any Toliara fa tssss!
24. ikaretsaka ( 24/03/2009 22:22)
tsy fanajana.. fa tsy solution amiko ny hoe satria vo viol dia bikina de esorina ny zaza....
mainka izany famonoana olona
25. pitchou ( 24/03/2009 23:04)
ka satria wa tsy misy chance mihitsy we ianao no hiaran'izany d mety aminao ny hoe tazony tazony!
26. fijo ( 24/03/2009 23:55)
za tsy mpivavaka,fa ny fametavetana ny vatana'olona iray amiko dia efa heloka lehibe mitovy saranga amin'ny fanalana ny ainy.
mba dinio izany hoe ankizy 9 taona????ary io zaza io toa 6 taona no nanomboka niharan'izany.ka raha hisain atoa io pretra io daholo,dia tsy mahagaga rah amaro ny pretra no manao ny hataony.efa maza wa ny lalana
27. ikaretsaka ( 25/03/2009 00:40)
Ka io hoa le fianakams no fopla..de tsy niteny ve le sipa hoe voavetaveta izy
28. ari.malala ( 25/03/2009 06:33)
fa raha norahonana ve izy hoe vonoina de ho sahy hiteny? firifiry akory ny mpanolana no manao ny ataony sady mandrahona ny zaza na ny olona aolany iany hoe maty raha miteniteny! Hoan'ny zaza 9 taona na 6taona aza, mbola zavatra faran'izay mampitahotra azy ireny izany fahafatesana na maty izany!
29. tywa68 ( 25/03/2009 07:29)
Ika : raha zazakely traumatisée v d hiteny inn fa mitokana aza no ataony satria lasa matahotra olondehibe ... sy menatra. Na tsy nahita olona mahay mihaino koa !
30. ikaretsaka ( 25/03/2009 15:35)
Zazakely indrindra aza no hoe mora silaka raha manana probl ka manafina fa nareo marina
31. pitchou ( 26/03/2009 02:10)
ny fianakams ahoana no fopla???? ianao olon-dehibe aza ve Ika no mamporisika sy mahavita milaza hoe "efa vita iny" d avadiho ny pejy !!!! satria aminao tsisy dikany sy tsy misy fiantraikany any @ saina izany fanolanana izany!
tsy misy fikasihan-tanana ary fa fanambanana basy eo @ fihirifana fotsiny mety hahafaty tampoka, maika fa herisetra be miampy fomba fandrahonana? olon-dehibe aza tsy mahatanty an'izany ko maika fa zaza?

ary misy aza ry le tsivanona arovanao ireo zaza tsy mbola mahay mibadabada akory no aolany? d mbola mahasahy mijoro ihany ianao miaro mpanolana? tena tsy avotra mihitsy ity Ika ity marina!
fijo>> tohizo ihany lesy ny hezaka efa natomboka hanazavana @ Ika fa tsy latsaka ny famonoana olona izany a!
32. ari.malala ( 26/03/2009 05:34)
ika, mazandoha loatra enao! tena marina e! rovina enao vao hiaiky fa heloka ny fanolanana ary fanimbazimbàna ain'olona ny fanolanana! d aminao le olona nanolana tsy diso fa ilay olona voaolana sy ny fianakaviany no diso sy fopla e?
33. pitchou ( 26/03/2009 21:29)
ari. ndao itadiavana mpanolana mihitsy ity Ika :twisted:
34. fijo ( 26/03/2009 23:21)
ô letia an,ten atsy mbola hain'ialahy marina izany hoe sain jaza.nyzaza rah alazain'ialahy fotsiny hoe :"raha vao miteny eo ianao ,dia hoavy ny polisy,de maty i dada na i neny",avy dia mihidy gadana iny vavany iny.fantatry ny mpanolan aizay toetsain'ny zaza izay ,dia io no hararaotiny.ka amiko izay di atena famonoana ny maha izy ilay zaza
35. ikaretsaka ( 26/03/2009 23:27)
aolany ahako fa tsy maninona....

na ampitahorin'ialahy polisy sy maty dada sy maty neny aza ny zaza letsy hita @ fihetsiny foana heo misy raha tsy milamina ao an..

za t@ mbola bandikely nidaroka ankizy akama izay dia nampitahorin'ilay mpaka azy hoe iantsoana polisy hono e sns... fa na nanafina aza aho hita ihany hoe nifezaka t@ izany


ari> za ange tsy manda hoe heloka ny fanolanana e... fa ny tiako tsindrina de hoe heloka lavitra mihoatra nohon'ny fanolanana ny famonoana zaza hary tao anatin'ny fanolanana @ alalan'ny fanalana azy raha sanatria ka nisy vohoka nipoitra tsy fidiny tao!
36. fijo ( 26/03/2009 23:30)
ary raha navela niterak ale zaza 9 taona ka maty dia ahoana no handraisan'ialahy azy?
37. ari.malala ( 30/03/2009 08:49)
ari> za ange tsy manda hoe heloka ny fanolanana e... fa ny tiako tsindrina de hoe heloka lavitra mihoatra nohon'ny fanolanana ny famonoana zaza hary tao anatin'ny fanolanana @ alalan'ny fanalana azy raha sanatria ka nisy vohoka nipoitra tsy fidiny tao!
eny e, amnao mora kokoa ny manolana noho ny manala zaza zany ko! :( efa mazava nge ny position anao e! ra enao no pretra mampikonfesy d mahazo famotsorana aminao ny nanolana fa ts mahazo kosa ny nanala zaza vokatry ny fanolanana! :(
38. ikaretsaka ( 05/04/2009 00:58)
ben oui... mora kokoa sy tsy misy risika na ara tsaina na ara batana ny miteraka de manome an'iny ho hatsangan'olona na orphelinat rehefa tsy tiana sy no tadiavina...
nohon'ny mahita an'iny tapatapaka ao anaty zoridira !
sa ahoana?
hello?
39. pitchou ( 09/04/2009 00:00)
Ika!!!! tsy misy risika aona ny miteraka? mba lanjalanjainao kosa ve ny zavatra lazainao sa fitia te-hanohitra fotsiny? raha manana anabavy ianao d asaivo aolan'olona iny anabavinao iny, d tereo hitazony ny zaza vokatr'izay fanolanana izay! dia araho tsara ny fizotran'ny fiainany na ara-tsaina na ara-batana na ara-panahy mandritra ny 9 volana (be izao) hitondrany an'iny ao an-kibony ao! rehefa hiteraka izy, dia araho ary atreho maso ny fiterahany! dia mety mba hisy na dia kely aza ho azonao an-tsaina izany resaka risika izany!
Ny lehilahy rehetra efa nanatrika ny vadiny niteraka dia niova toe-tsaina avokoa ny ankamaroany! ao raha!
anabavinao no teneniko eto fa tsy olom-patatrao satria tsy mihatra aminao raha mbola vao olom-pantatrao fotsiny. Enga anie ianao hiteraka bozy kely, tsy sanatria manozona na miteny ratsy izay zanakao tsy manantsiny aho, fa hoy ny gasy hoe miteraha hahita! fa raha sanatria ny zanakao vavy no hiaran'izany, d mety pire noho izay mahazo iny zanakao iny no hahazo anao! d ho tsaroanao ny teny rehetra nolazainao teto, ny fanaovanao tsinotsinona ny fianan'ny vehivavy izay terenao tsy hanana safidy
40. ari.malala ( 09/04/2009 11:56)
ika, ny olona voaolana aloha d fantaro mazava tsara, fa voalohany indrindra ts milamintsaina, faharoa manarakaraka izany mety misy fahasimbana any anatiny any satria antery setra no nanaovana ilay firaisana. Aiza hoaiza ny aina itondrany an'ilay vohoka? Ary raha atao hoe tafatondrany soamantsara ilay izy, mbola hanan aina amoahana azy v izy? Efa impiry ah miteny aminao fa zany miteraka anie k maty d eo ian velona d eo ian e! firifiry akory ny vevavy maty eo ampiterahana ko manin no lazainao fa tsis risk ny iterahany? Na d haka recours @ cesarienne aza mbola mis risk iany! mba natera behivavy v ika io? manan anabavy? mahavariana b ilay toetsaian fotana mafaty!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079