mazava ny lalana hizorana ry zalahy

1. fijo ( 21/03/2009 05:19)
araka ny filazan'ilay pretra nanala tsy ho mpandray kominio ilay renin jaza (9 taona avoaholana ary nitoejaza kambana)ka nesorina.dia tsotra.ny fanolanana dia maivana kokoa noho ny fanalana zaza.
marihina fa ilay ray kely nanolana dia tsy nesorina ho mpandray kominio,fa ilay renin jaza sy ireo mpitsabo nanala ilay zaza no voaroaka.
mazava izany fa aleo manolana de voavela ny heloka e.
novalian'i xxx ny 09/04/2009 12:57
2. xxx ( 21/03/2009 08:45)

http://www.madagascar-tribune.com/Accuse-d-avoir-fait-usage-d-un,11185.html

Jereo aloha ny ataon'ny Malagasy toa anao, aelezo ho ren-tany ho ren-danitra ny ratsy ataony, izay vao milaza ny a'ny sasany.

Marihiko, fa raha nisy tokoa ny vono nahazo an'i Pasitera dia condamnable koa izany. ny fampisotroana maloto moa , dia izy ihany no nilaza fa tsy nisy izany.

fa na izany na tsy izany, raha nanankana io massacre ny 07/02/09 io izy, raha marina dia tsy rariny koa, satria nisy faty olona t@ io 07/02/09 io
3. Noue ( 21/03/2009 08:57)
ny radio viva ve no lazain'i XXX fa milaza ny marina? raha milaza ny marina io radio io dia sy hisy mpanota intsony maneran-tany ee
4. tsipolitra ( 21/03/2009 09:05)
:? ka lay fanolanana anie ry fijo tsy mamono olona e fa maka fafiny fotsiny e :!:
5. Mirananirina ( 21/03/2009 11:05)
Aza atao an'izany re ra olona o.Diso tanteraka ny fanolanana zaza kely,na lehibe aza,ary Andriamanitra no mandiso azy fa tsy ny mpitondra fivavahana.
Fantatra tsara fa tsy afaka ny hiteraka io zaza 9 taona io,rarinyraha nalaina ny zaza izay tsy fidiny sy tsy nirina.
6. ikaretsaka ( 21/03/2009 16:23)
tsipolitra:

:? ka lay fanolanana anie ry fijo tsy mamono olona e fa maka fafiny fotsiny e :!:


Izay mantsy raha ny filahatry ny lojika no jerena... le aina foana no considerena ho important aloha.... le manolana tsy mahakasika aina bebe kokoa noho ilay manala...

Well...hafahafa le izy fa akory atao, rehefa raisina @ zay lojika izay
7. ari.malala ( 23/03/2009 08:47)
ikaretsaka???????????????????????? euh, c bien toi????????
8. vahiny2004 ( 23/03/2009 09:55)
ikaretsaka:


Izay mantsy raha ny filahatry ny lojika no jerena... le aina foana no considerena ho important aloha.... le manolana tsy mahakasika aina bebe kokoa noho ilay manala...

Well...hafahafa le izy fa akory atao, rehefa raisina @ zay lojika izay



Tsy aina 2 ve no en jeu raha tsy nesorina ilay zaza, ilay an'ilay zaza sy ny an'ny reniny ?
tsy afaka manao exception mihintsy ve ny fivavahana, selon les circonstances ?
9. ari.malala ( 23/03/2009 14:39)
Choquée be mintsy moa za t@ vali-tenin'ika, ary gagagaga iany @ ilay filazana fa tsy mahakasika ny aina mivantana noho ny fanalana zaza ny viol... Fa tena tsy mbola nahare ve ika hoe olona no violéna dia maty teo? Ary ny conséquence n'iny viol iny any @ psychique n'ilay olona? Eny, lehilahy tokoa ianao ka tsy mahatsapa ny hangidin'izany hoe voaviravira ny mahaolona! Raha mba natera-behivavy iany aza manatsinontsinona ny vehivavy toy izany fa manorisory! Tsy ny arabatana iany no simba @ viol fa ny saina indrindra indrindra ry ika! izay dia teneniko anao!
10. fahamarinana ( 23/03/2009 15:00)
:arrow: mitovy hevitra amin'i ari ihany koa za mikasika ny fanolanana na lehibe na kely io !! :cry: (l)
11. ikaretsaka ( 23/03/2009 16:13)
Ari &co. Marina fa samy gravy le izy fa rehefa tena miafara @ ireo ny choix aleo any @ mpangalatra toy izay any @ mpamono..
Asa,mety izay angamba no nandaharan'Atra le didy hoe ny "aza mamono olona" no nalefany taloha vao ny aza mangalatra sy maka ny fananan'ny sasany tsy miera (eto=manolana).

Io le lazaiko ary hoe dilemne ana conscience ary efa ela koa ny gasy no tratran io @ le hoe inona no avotana: ny ronono mandroatra omena azy. sa ny salaka latsaka sa ny rafozandoza lavo ankavia...
12. pitchou ( 23/03/2009 22:41)
anontanio an'i fijo ange ny mety hitranga @ lehilahy rehefa hiaran'ny viol ataon'ny vehivavy maromaro ny lehilahy e!
Mahavariana ihany ny fisian'ny olona mieritreritra fa maivana noho ny viol ny fanalana zaza! zavatra tsy tokony azo ekena mihitsy izany indrindra raha olona mihevitra ny tenany fa mivavaka : satria tempolin'Andriamanitra ny olombelona, satria isan'ny fahotana ary raran'ny didy folo ny fijangajangana (matoa viol na d eo @ mpivady aza d misy tsy fankasitrahana izany eo, noho izany fitompoina filana ara-nofon'ny iray fotsiny ilay izy), satria isan'ny famonoana olona izany (ny fikasana hamono olona d toy ny famonoana ihany) ny antony dia mety hahafaty olonatokoa ny viol. Ary raha zaza moa no hanaovana viol d famonoana olona ankitsirano genocide mihitsy satria mitarika ny tsy fahafahan'iny miteraka intsony izany, ka izay tokony ho taranany izany d efa novoina hatrany ampotony.
Sa i fijo hanaiky hoe maivana lavitra noho ny viol ny famotsirana (tsy an-tsitrapo) ny lehilahy satria miaro azy tsy hanao viol izany?
:lol:
13. ikaretsaka ( 24/03/2009 02:34)
Ny aina no andanjana azy..tsy resaka lalana izany fa ethics tsotra kosa e...
Tadidio fa raha misy manolana ianao sanatria ka matinao le mpanolana dia ianao voaolana no migadra na self defense aza an...satria ianao no namono olona
14. ari.malala ( 24/03/2009 06:53)
ika, le défenseur des violeurs.... Hafahafa ilay fisainanao! tsy hanohy ity resaka ity intsony angamba aho fa tsy haiko ilay izy! amiko dia samy heloka ny fanolanana sy ny famonoana olona . Jereo ny valin-tenin'i pitchou (tiens, ela akia indry tsy tazana! tonga soa indray) fa mitombina tsara mintsy! indrinra hoan'ny zazakely! eny e, na ny vehivavy lehibe koa aza satria matetika simba eo am-panolanana azy ny taovam-pananahan'ilay vehivavy ka tsy afak amiteraka intsony izy, ary dia naman'ny namono olona ilay nanolana! Rah aizaho aloha, na maty eo am-panolanana aza ilay lehilahy dia sahaza azy ny fahafatesany! marina e!
15. pitchou ( 24/03/2009 09:18)
ny olona voaolana mety ho faty fa ianao voavositra ry Ika tsy maty ange e!
Mandratra olona aza ianao voasazy mafy ko mpanolana no aroarovanao eo? hehehe :twisted: mbola hifanena @ mpaka kitay Ika mpanolana an! tandremo sao manenina!!! ary Ika ve raha manana anabavy na zanaka vavy sanatria misy manolana ka mitondra takaitra mandra-pahafatiny (fa tsy maty akory) d faly ery miaro sy midera ilay nanolana azy? tsy ny reflexe n'i Ika mamono ilay olona? ary nahoana no manana izany reflexe izany aza?

ari. :-* bizou mipoaka be njy! variana nanenjika mpanola aky d tsy nahita serasera a! :lol: :lol: :lol: :
16. pitchou ( 24/03/2009 09:20)
Ika, saika adinoko: aza maka an'i fijo ho zavoka @izay fa lery tsy hiaro anao an! hihihi
17. ikaretsaka ( 24/03/2009 17:00)
Tsy resaka defenseur de violeur izany fa resaka ethics sy lojika @ realite...

Vonoy ho faty nge le nanolana anao raha tratranao dia mandehana tatatatao any @ fitsarana hoe ka izy tsinona ni violer anao... da mba e raha hahazo rariny ianao...ianao aza no mety ho voaheloka ho mpamono olona

Esory ange le zaza raha bikina tsy fidiny t@ viol ianao de ankalazao ho rentany ren danitra fa mainka ianao foana no sady efa marary no mbola jeren izao tontolo izao ho mpamono olona sy mpanala zaza e

Tsy santimaka izany fa realite check... ary averiko foana fa tsy ny fo no mitondra ny fisainana sy ny fihetsika fa ny loha..mitempo no asan'ny fo fa tsy mitondra.. io baikoin'ny fo io matetika (indrindra @ vehivavy) no mahavery azy @ realite de vo mainka ao anaty gouffre vao tonga saina
18. pitchou ( 24/03/2009 20:14)
Ika: mba ivereno kely hoe iza no nanoratra ny lalana dia mety hazavazava aminao hoe iza no arovany! io ilay hoe hoy ny lalana hoy ny lalana! fa ny lalana dia tsy natao hiaro ny hafa noho ny tena fa natao hiaro ny tena izay nanoratra azy @ hadalana izay mety hataon'ny tena!
fa rehefa metimety aminao sy ny tianao atao ny lalana dia izay no arangaranga! adinonao angaha ilay tantara nalaza be tany USA, raim-pianakaviana namono ilay olona ni-violer ny zanany? ny jurés rehetra samy niaiky fa zavatra tsy azo leferina ny nataon'ny violeur (na d azon'ilay violeur natao ara-dalana azy ilay viol) ka nahafahany madiodio ilay raim-pianakaviana tompo-janaka? zara tsy nofongarina aza ny fatin'ilay nahavanon-doza hogadrainy mandra-pahafatiny
tsy hoe rehefa tsy tokony atao na eken'ny lalana aza d lazaina fa baikon'ny fo, ary tsy vehivavy marina ianao, tsy ho renim-pianakaviana ka tsy mahatsapa ny tsy fetezan'izany
19. ikaretsaka ( 24/03/2009 20:32)
samy nanoratra ny lalana kosa na ny lahy na ny vavy raha tsy izany esory aby sy ompay ireo vevavy mpahay lalana rehetra an
fa tohin'iny tantara iny.... taoko malamalana ilay raim-pianakaviana vao afaka
20. ikaretsaka ( 24/03/2009 20:34)
za tsy manda mihitsy hoe ratsy ny viol.. fa le fanalan-jaza ateraky ny vokatry ny viol no laviko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.059