RA8 SY IREO ORINASANY

1. ainaheri ( 20/03/2009 05:51)
Ahoana zany ireo orin'asan-dra8 reo?? Iza no hitantan'azy?? ..........Ary aiza izy @ izao fotoan'androny??
novalian'i ainaheri ny 23/03/2009 19:43
2. mmmhh ( 20/03/2009 06:18)
Tokony ho jerena akaiky ny hetra tokony alohan'ny orin'asa @ fanjakana, dia alohany ny trosany (asa ze ifanarahan-dry zareo eo .. ) anatin'ny fe-potoana voafaritra, rah tsy mahavoaloha trosa izy de tokony nationaliser-na ny orin'asa hanonerana ny volam-panjakana aminy,

fa reefa tena tsy handoa izy de tsy ampadoavina trosa daholo koa ny vahoaka madinika. :roll:
3. essera ( 20/03/2009 06:38)
Ny marina dia tokony aloha izay hetra tsy voaloa. Fa ireo mpiasa kosa eny na dia ny cadre sy ny sisa aza tokony avela hanohy ny asa.

Tsy vahaolana ny fanakantonana azy, fa ny mampanahy ahy fotsiny dia ny halehibean'ny hetra tokony naloa. Ho vita ve ?

Tsy te ho eo amin'ny toeran'ireo mpiasa ao amin'ny Groupe TIKO aho fa tokony mba jerena ihany hoe heloky ny rainy tsy heloky ny zanany izay tsy manan-tsiny.

Mahereza ry zareo ary Andriamanitra ange hamaha haingana ny olanareo.

4. xxx ( 20/03/2009 06:47)
Ary aiza izy @ izao fotoan'androny??

tsy hay intsony e, be de be ny tsaho miely etsy sy aroa,
misy milaza fa nisy jet privee zany niandry azy tany Antsirabe de lasa any Afrika izy eeee
Misy milaza fa lasa any MAnjakandriana izy e .......
Misy milaza fa ao @ Ambassade Amerikana ihany izy fa mba tsy hanakorontanan'ny Pro TGV ny teratany amerikana sy ny Ambassade eto Dago de mody nanao an'iny fanambarana iny ny diplomate amerikana.

Tsy hay e
5. naritsimba ( 20/03/2009 06:48)
Marina daholo ireo voalaza ireo na ny an'i mmmhh sy essera.
6. Mandefitra ( 20/03/2009 06:54)
voataky hetra avokoa ve ireo karana marobe ao dago?
ary nizaniza eo @ fitondrana tsy maintsy mba miangatra kely ny fananany, na ianao io aza.

Ary ny orin asa Tiko, dia orin asa malagasy, nampiasa malagasy, namokatra ho an'ny malagasy.

Efa fantatra ihany moa zay tsy maintsy hiafarany refa miala ra8, hopotika toy ny orin asa marobe rehetra io satria "Ory hava manana" ny malagasy.

zay no tena fahafahana sy demokrasia. Mankasitraka
7. Oay ( 20/03/2009 06:56)
Mazava ho azy fa tsy maintsy manefa ny hetra toa ny orinasa rehetra ny TIKO
Ao aorinan'izay d raha sanatria moa ka tena marina ny hoe tsy nandoha hetra izy hatramin'izay d raisin'ny fanjakana ny andraikitra noho izany amiko aloha d tsy vahaolana ny fanakatonana satria mamono ireo mpiasa madinika ao @ TIKO izany fa na amidy na raisin'ny fanjakana.
_Raha toa ka amidy d ny zavatra tsy maintsy atao d tokony np mangarahara ny fanaovana ny tolobarotra.
-Raha toa moa ka raisin'ny fanjakana d ny zavatra tsy maintsy atao d atao hita ny vahoaka mangaraharaha ny fitantanana fa tsy hameno paosy indray izay mitondra eo.
Izany rehetrarehetra izany d eritreritra fa mino aho fa ato ato i Marc Ravalomanana d hanome tranga ny @ fahavelomany (signe de vie)
8. TIMTIKO ( 20/03/2009 07:15)
akatony rangaha fa aza mihinankinana ny zavatray nareo aa asianay poizina io raha mbola miodina eo
9. xxx ( 20/03/2009 07:24)
tsy hitako mits ze manahirana anareo amzany fa inn no irarahiany an'io.
Ny Gasy ihany anie no voa amn' io fa tsy izy e. Ny orinasany any ivelany eo manome toky azy kao.
10. xxx ( 20/03/2009 08:03)
mandefitra==> zay lé tsy mety, raha toa ka hanao zany daolo, ny fanomezana vahana ny orinasanao, tsy midika akory oé hambotry ny firenena 1manontolo.
zà efa nilaza t@ dinika hafa, fa raha hanao ny fihinany izany ny mpitondra, dé tokony ho 3%-97%, fa tsy 97%-3%
ny 3% an'ny mpitondra, fa ny 97% an'ny vahoka
ataovy ny calcul, fa raha 3% n'ny 50million d'euro, dé efa otrinn? zay fona lé nahavoa hatr'zay é, tsy mahay an'le oé mihinan-kely.

ka io dé ho an'zay rehetra hiditra eo @ fitondrana, fa raha vao ny vahoka no mihinan-kely, dé MIALA.

marina mety tsy hiraharaha ny TIKO izy (ra8 io), satria efa manana orinasa any ivelany (araky ny nolazain'ny sasany eo ambony), fa hankaiza zany reo mpiasa tsy mahalala na kely akory aza, ary tsy mivaky loha @zay resaka politika?????
11. Mandefitra ( 20/03/2009 08:09)
jereo ty : BEHORIRIKA

Les pilleurs « autorisés » à saccager Blueprint ? ao http://les-nouvelles.com/

santionany monja io @ ilay hanjo ny orinasa tiko atsy ho atsy.

ho ela velona ny ruepublic!
12. bozyboleta ( 20/03/2009 10:17)
Ory hava-manana ny gasy.

Dia raha potika moa ireo orinasa ireo, inona no tombontsoan'ny malagasy?
Io no mba hany orinasa afaka nanampy ny malagasy nihinana an'izany dibera sy yaourt sy glasy izany. Ar 100 dia efa mahazo dibera. Yaourt 350. Glasy 400. Vokatra manara-penitra fa tsy hoe fatifatin-javatra otran'ny amidin'ny karana.
Fa malagasy firy no mahavidy dibera elle&vire Ar 12,000 sy glasy importé?
Ny Yao yaourt vita eto an-toerana izay an'ny karana Ar 1,200 ny 1, dia gasy iza no afaka hividy izany?
Hiverina @ taona 80 ndray zany zao ny gasy hividy ny dibera lany daty nafaran'ny karana mpanao risoriso eny @ mpivarotra anana. De eny koa ny menaka maimbo.

Fialonana daholo ny hevitra fanapotehina. Raha mahavita tsara noho io moa maninona.
Raha simbaina koa moa izany io dia tsy manana indostria agro-alimentaire manara-penitra mihitsy Madagasikara. Io koa no anisan'ny sangany taty afrika.
Ka an'iza ny fatiantoka??
13. xxx ( 20/03/2009 10:39)
TIMTIKO:

akatony rangaha fa aza mihinankinana ny zavatray nareo aa asianay poizina io raha mbola miodina eo


Marina ny anao , rehefa samy ho ratsy dia aleo samy tsy misy , tsy hitavana ny an'ny sasany fotsiny eo

Ao fa hihinana izay vokarin'ny Injet sy domapub daholo eeee
14. Oay ( 20/03/2009 10:50)
Ireto XXX ireto aloha d tsy omeko tsiny raha mbola marary ny fony é!
Efa lazaiko foana nareo hoe mandehana aloha maka vokansy fa i Marc Ravalomanana zao efa lasa fa ny fiverenany eo d hiarahamahita eo, fa jereo i Marc Ravalomanana d mangina aloha (Silence radio total) ka ny mahagaga ana d maninn nareo no mivazavaza eto fa maninn raha mba miandry ny tenin'i prézidà na mba manao ny ataony mangina.
15. xxx ( 20/03/2009 11:35)
ainaheri sy oay, essera ary ny ekipany , aza miasa saina amin'ny fananan'ny hafa , ny anao ampitomboina sy atovy malaza fa hita mitsy hoe fialonana trotra izao ny anareo , na koa ny mety i milisy naritsimba asaina mikarataka tsara ao @ deba mba iadananareo fa efa vita ny fampiorohoroana sy ny fanapoahana grenady , molotov sy ny mission retra nampanaoviny azy e :^)
16. Oay ( 20/03/2009 12:42)
xxx:

ainaheri sy oay, essera ary ny ekipany , aza miasa saina amin'ny fananan'ny hafa , ny anao ampitomboina sy atovy malaza fa hita mitsy hoe fialonana trotra izao ny anareo , na koa ny mety i milisy naritsimba asaina mikarataka tsara ao @ deba mba iadananareo fa efa vita ny fampiorohoroana sy ny fanapoahana grenady , molotov sy ny mission retra nampanaoviny azy e :^)


O ry XXX a, mbola mila averina aminareo ihany ve hoe "TSY MISY IRARAHIKO AN'IZAY TGV NA TIM" ny ahy d fahavaloko d izay manao ny hanimbana an'i Madagasikara, ny ahy fahavaloko d izay mikasa hanao jadona eto Madagasikara ataoko fa mazava @ i XXX.
Ny olan'i XXX d very fihinana satria mpiaraka homana tao @ TIM d marary fo mafy.
Efa miteny za hoe maka aloha aina fa io tsy azo terena homasaka toa voalobojaza.
I Oay mbola averiny fa matoa izy mandeha eto d efa mihinana izy fa tsy andaniandro eto izy raha ny hoaniny aza manahirana an'azy.
D ny fahitako koa i XXX tsy mahalala hoe iza avy ireto olona ireto, inn ny zavatra arovany, iza no miandany d iza no olona tsy miandany!
D zao ry XXX mba mandinika sy misaina rehefa manao zavatra fa aza maimaika, vakio tsara izay lazain'ny olona d averimbereno aloha vao miteny fa manjary mahamenatra ny tsy fahalalana.

17. mibalika ( 21/03/2009 22:05)
aza entimpo ramalagasy isany a!raha mba nisaina sy tena tia tanindrazana itgv sy ny tariny d tsy nanapotika zay efa voatsangana,nijery video bbc aho teo, tena malahelo nijery ny palais potika fa manana dolara amanentsina ve isika e hanorenana?ny orinasa indray, raha tsy diso aho toa hoe azy talohan'ny nahafiloha azy io,omeo azy ny azy ,ary raha tena marina fa tsy nandoha hetra izy nandritrany taona maro d asaina lohany,inona no olana?
18. ainaheri ( 23/03/2009 19:43)
xxx:

ainaheri sy oay, essera ary ny ekipany , aza miasa saina amin'ny fananan'ny hafa , ny anao ampitomboina sy atovy malaza fa hita mitsy hoe fialonana trotra izao ny anareo , na koa ny mety i milisy naritsimba asaina mikarataka tsara ao @ deba mba iadananareo fa efa vita ny fampiorohoroana sy ny fanapoahana grenady , molotov sy ny mission retra nampanaoviny azy e :^)


Inona mou ny itomaniako @ zay fananan'ny oul any ry xxxx ,enao zao io mikaikaika very fihinanaa io kou,zvtr hafa no nantaniana zvtr hafa no avaly,@zay tsiponina doli zay tsy mifanaraka @ hevitrao.....Za ngah mitomany zay itondra eo fa ny karamako ihany no mahavelona ahy,fa ny ahy kosa refa tsy manjary d tsy manjary ,na iza io na iza
Mba anontaniako anao ry xxxxx ,raha tsy president ve ra8,niroborobo otr'zao ve ny empire-ny?????

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.082