Tamatave- Antsirabe : Tafita tsara ny lesona jiolahimboto
21. tafondro
(
19/03/2009 23:49)
Alefaso ny copie coller handinihantsika azy @ izay ary !! efa antomotra ny fandidiana ka izay iray alehany na izahay na ianareo !!!
22. pikatti
(
19/03/2009 23:58)
tairo zay copie- coller nelah zany ry kary lahy ty fa tsy raharahanay a =)) =)) =)) =))
23. xxx
(
20/03/2009 00:03)
Hery mpandrindra , hampahafatarina anao izao anio izao fa ho fafàna ny brevet ny blog serasera malagasy manomboka @ herinandro ambony .Nankasitraka ny vita fa tsy nankato ny fifampifehezana nifanarahana nanomboka t@ fanokafana azy .Miala tsiny indrindra @ ireo malagasy eran-tany mpiserasera!! :oops:
25. endrika01
(
20/03/2009 13:00)
xxx:ANTSIRABE: hi hi hi,raha lasa ariary 5 ny kg ny vary dia ho ekena izy!Maninona mou raha atsoina doly ny ben ny tanana am faritany 6 manerana ny Nosy!De atao atsapaka,de ze voray eo de alefa @toerana voatondro,ohatra we ny ben ny tanana any Tamatave lasa ben ny tanana eto Tana,atsapaka io an,de ny any Bira mety lasa any Mahajanga,ny any Toliara lasa any Bira...hi hi hi hoatrany milay be raha izay,foana hatreo ny fizarazarana samy Malagasy!Amzay tsy hisy hanangona any amfaritry ny hafa fa manao ny asany de zay!De samy mbo omena grade zay nankasitrahiny mponinio faritra io,toy izay hiady lava,MERINA e,BETSILEO e,sy ny sisa!Mahery eo @faritra misy azy mantsy satria mahalala ny situation misy ao de A-Z
17H35 : Tamatave : selon le Malagasy tonga saina de Rolland Ratsiraka, Mr Hermann Tsivahiny s\'est proclamé chef Chef de région avec l\'appui de Victor Hong (pro Tgv ). ( selon Sobika.com) Antsirabe : Nalainy Ra-Merci ny Mairie fa hoe izy no Maire tamizany andro zany.
26. endrika01

27. endrika01
(
20/03/2009 13:01)