Tamatave- Antsirabe : Tafita tsara ny lesona jiolahimboto

1. xxx ( 19/03/2009 20:58)
17H35 : Tamatave : selon le Malagasy tonga saina de Rolland Ratsiraka, Mr Hermann Tsivahiny s'est proclamé chef Chef de région avec l'appui de Victor Hong (pro Tgv ). ( selon Sobika.com)

Antsirabe : Nalainy Ra-Merci ny Mairie fa hoe izy no Maire tamizany andro zany.
répondu par endrika01 le 20/03/2009 13:01
2. fijo ( 19/03/2009 21:00)
lasa izao e,samy maka izay tiany.
3. xxx ( 19/03/2009 21:03)
Tapao ny ahy raha tsy tanteraka izao zavatra izao : Ny Capsat ihany no hanala any TGV kely eo aminio toerana io satria efa afaka izay Ra8.
4. fijo ( 19/03/2009 21:10)
tsy ny capsat,fa ny mpanohitra
5. xxx ( 19/03/2009 21:26)
TSY NY MPANOHITRA FA I DEBA
6. fijo ( 19/03/2009 21:27)
ka ireny anie izao no mpanohitra e.ny arema izao efa mivonona haka ny laka
7. xxx ( 19/03/2009 21:40)
Ratsiraka = 1 BALLE ENTRE LES 2 YEUX DES QUE SES SALES PATTES TOUCHES LE SOL MALAGASY .C'EST PAS DU BARATIN.!!!
8. fijo ( 19/03/2009 21:42)
aizaaaa,haka ny famerim bolany ireo izao ko
9. xxx ( 19/03/2009 21:48)
fijo : ny arema nge miandry tataka ao ambadiky TGV fotsiny e, donc tsy manohittra any TGV mihitsy izy fa manao fitaovana any TGV ihany
10. fijo ( 19/03/2009 21:53)
aiza,efa miandry fotsiny ireo,fa io izao i mon ami pierrot fa ef amanombok amilaza fa tsy ekeny io governemanta io
11. xxx ( 19/03/2009 21:55)
fijo : mon ami pierrot miandry le fifidianana no fahitako azy, fa le arema ampombolahy aty @ tanàna no manomboka mi-birda fahefana tsikelikely manomboka any @ commune
12. fijo ( 19/03/2009 21:59)
hihih de hifanena ao izany ny samy mpybirda kle.ny any aminn'y sisiny avy di aalainy de very irery eo tana.
izay anie no efa nataon'i rolland ,vao nanombok ai otgv io e.ny azy avy di any sisiny no nidirany sy nokorontaniny
13. xxx ( 19/03/2009 22:08)
rolland koa maranitra be
14. fijo ( 19/03/2009 22:10)
ka izy tsy hanaiky tsalo handimby tsalo e,izay no ten aizy fa tsy filaza
15. vale ( 19/03/2009 22:11)
xxx:

17H35 : Tamatave : selon le Malagasy tonga saina de Rolland Ratsiraka, Mr Hermann Tsivahiny s'est proclamé chef Chef de région avec l'appui de Victor Hong (pro Tgv ). ( selon Sobika.com)

Antsirabe : Nalainy Ra-Merci ny Mairie fa hoe izy no Maire tamizany andro zany.




:x :x :x n'importe quoi!!!!! pffffffffff, mankaleo koa ry mpibirda seza isany ireo!! tsy mahay afatsy ny resaka birda sy manapotika sy migafy hatrizay efa fombany io ka tsy mahagaga eee!! mdrrrrr
16. fijo ( 19/03/2009 22:13)
ka izay no lesona vaovao ko
17. xxx ( 19/03/2009 22:17)
vale : Izay ataony Sefobe kely ihany no tsara alaina tahaka e!!!!
18. fijo ( 19/03/2009 22:21)
izay mantsy.izany n omalaza hoy ilay hira izay
19. tafondro ( 19/03/2009 23:02)
Ny malaza androany dia ho lefy rahampitso !!
20. xxx ( 19/03/2009 23:29)
NDANA MATORY I VALE FA VIZANA BE AZA MANAPITSOFINA FA VAO SIOKA

TOKANA NY AHY FA RAHA TRATRAKO DIA LASA COPIE COLLER ETO AMIN NY

SERASERA ETO TY ADALA BE TY ;
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0109