france irery no mankatoa an'i TGV

1. xxx ( 19/03/2009 07:38)
France irery no mankatoa an'i TGV no filoha
Zambia irery no tsy mankatoa an'i TGV

Ny hafa tsy misy sahy maneho hevitra daholo: UN, AU, EU, USA, Rosia, ...

Hoamidy ny roplanina hampidirana vola. Fa fotsiny hoe: mihamanakarena ve ianao raha amidy ny vilany hividianana lapoaly.

Alefaso ilay tetik'asa. Bal populaire ve no mba hitan'ny mpitondra ny fanjakana hanasoavana ny vahoaka?
novalian'i essera ny 19/03/2009 13:14
2. Oay ( 19/03/2009 08:05)
xxx:

France irery no mankatoa an'i TGV no filoha
Zambia irery no tsy mankatoa an'i TGV

Ny hafa tsy misy sahy maneho hevitra daholo: UN, AU, EU, USA, Rosia, ...

Hoamidy ny roplanina hampidirana vola. Fa fotsiny hoe: mihamanakarena ve ianao raha amidy ny vilany hividianana lapoaly.

Alefaso ilay tetik'asa. Bal populaire ve no mba hitan'ny mpitondra ny fanjakana hanasoavana ny vahoaka?

_I USA irery ihany no nakatoa an'i Marc Ravalomanana t@ 2002 fa nanaraka ny rehetra avy eo.
_Mihamanankarena ny olona raha toa ka taloha nanana vilany tany d lasa afaka nividy vilany alluminium raha toa ka vola efa notehiriziny ilay vola fa raha niditra trosa kosa izy d vao maika hihantra satria ny vilany tany mbola azo andrahoana kaly.
_Tsy omeko tsiny i XXX raha mihevitra fa bal populaire no resahan'i XXX fa programme hanasoavan'ny fanjakana vahoka satria i XXX efa zatra nizarana aorta nentina nanasoavambahoaka.

3. saranga ( 19/03/2009 09:37)
De ahoana no hatao ? Ary Iavoloha ve mankato an'i TGV, Isotry sy Andavamamba koa ve ?
4. essera ( 19/03/2009 13:14)
1/
Hoamidy ny roplanina hampidirana vola. Fa fotsiny hoe: mihamanakarena ve ianao raha amidy ny vilany hividianana lapoaly.


Tsy mety io lazainao io ka. Matin'ny lamaody izay olona nividy an'io nefa ny zanaka ao an-trano efa sakafo ambany foitra. Raha tsy nanana mihitsy ny filoha (Air force on voalohany) dia tena rariny.

2/
Alefaso ilay tetik'asa. Bal populaire ve no mba hitan'ny mpitondra ny fanjakana hanasoavana ny vahoaka?
.

Manala stress ry sé fa rehefa nareo ve d mety fa refa zay d diso foan é. Na izay firy herinandro nitaintainana izay aza ve tsy nandreraka.

Rehefa avy eo : miasa mafy, miasa tsara, miasa miaraka... :-D :-D :-D :-D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2026