tetik'ady
21. Oay
(
18/03/2009 18:15)
sitlo:
Inona ary ilay fomba hampandrosoana e? Hamorona asa? Iza no ho tompon'ilay orinasa?
Mba realiste hoy aho eh! Tsy vitan'ny vava io.
Ny fomba hamparosoana d bdb satria malalaka i Madagsikara ary feno zavatra azo trandrahina, tadidio fa Benilux miampy France vao mahavita an'i Madagasikara tsarovy anefa fa 20.000.000 iska raha toa ka efa ho 70.000.000 ny frantsay d tsy kotina zany ny Belges sy ny ambiny an!
Iza no ho tompon'ilay orin'asa valiny "Izay mahasahy ka afaka mahita vola hamatsina nu fotondrafikasany (Fonds d'investissement) mora ny mahita an'io fa mila Malagasy tsy mitavozavoza ary mila Malagasy tsy mandeha mametraka ny fananany ivelan'i Madagasikara fa Malagasy tena tia sy Mhatoky fa tsy misy hafa tsy eto Madagasikara no mahamety anazy fa tsy ny fananana trano be any ivelany any.
Izany rehetra izany d réalisme fa tsy misy manonofy eo, ary azo atao izany rehefa mahasahy ny Malagasy ka sahy mifaninana @ vahiny fa tsy hanao oui m'sé na ny hivarotra tanindrazana no mahamaika na ny fialonana ny samy Malagasy ka aleo mahita vahiny tafita fa ny Malagsy mitovy @ tena d sintonina hidina na dakana tsy hiakatra.
22. sitlo
(
18/03/2009 19:12)
Tsara ny manonofy fa saingy tsy realisme izany. Satria mbola hoe: mila an'izao sy izao.
Fa ny population active mba firy? Dia firy amin'izay population active izay no mba manam-pahalalana?
Izaho hoy aho tsy manozona fa milaza ny zava-misy. Mbola ho akanjo sinoa sy zone franche ihany no ho eo.
Affaires personnels an'i TGV sy Ra8 no misy koa ny RNM fandefasana angano no dorana.
Dia hanamboatra radiom-pirenena hono ve izao no programan'asa? Dia hotokanana amin'ny fomba manetriketrika ohatra ny fitokanana an'ny kianjan'Ambohijatovo?
Vao teraka izahay, no efa teo io kianja io, koa mahita an'izay hotokanana.
Mampahatsiaro ahy ny tamin'ny andron-dRatsiraka ilay trano nolokoina dia avy eo tokana 35 milles logements.
20.000.000 isika

23. andrywui
(
18/03/2009 19:58)
Tokana ny lalan'ny vahoaka !! rehefa miadana kokoa noho izao izy !!! de izay no tsara ee!!
24. xxx
(
18/03/2009 20:35)
Io letsy ra andrywui dia ny teo ihany no HO EO an! Peugeot 403 efa droka be sy mitapy motera ve no lokoina dia hoe andao isika handeha ho any Jangil fa vita tsara ny 403.
25. fijo
(
18/03/2009 22:36)
raha hendry ry zalahy,dien'izao dia atao ilay assise nasionaly.ary eo dia tena ampandraisina anjara ny rehetra.na tarika ravalo ,na tarika ratsiraka na tarika zafy,na miaramila na mpandraharaha,sns.de eo no amboarina tsara ny lalampanorenana ary samy homena ny toerany ny mpitondra sy ny mpanohitra ary ny tafika.vita izay vao misy fifidianana.ary izay mandresy eo dia an'ny rehetra fa tsy hoe izahay resy dia 13 mai indray.eo ny tafika no ilaina