INFO IMPORTANT: SOURCE SURE ET fIABLE
21. naughtyboy
(
18/03/2009 07:52)
Ny zv toy izao no nahavery ny tena atao hoe fiandrianam-pirenena malagasy hatr@ 1972 teny @ toerana 13 mai nanonganana an'i Itpkl P.Tsiranana ka hatrizao ,HENATRA izany ho an'ny firenena 1 manontolo izany efa ho taranaka 3 nifandimby no nanao fihetsika toy izany(ary mampalahelo fa vitsy an'isa izy ireo ,mieritrereta tsara daholo ihany fa tsy solanga miha-joko izany ,ary isika ihany no manaiky ho potehiny ireto mpanao barofo eny amoron-dalana ireto satria manaiky ataony kilalao ny fiainam-pirenena
- Io no fandrika sy lalana voalohany hidirana @ fahaverezana,aiza ka olona mpikiky kapila any @ toeram-pandihizana ve no manongana sy hisolo ny filoha dia ho lasa lavitra ny firenena,ho tafita v i Madagasikara ???? TSIA
.Tsy tiako tanteraka ny fangoron-karena nataonle-8 nandritra ny 7 taona ary tsara ny nampitsaharana azy @ asany nefa tsy amin-kery toy izao no lalana ahatongavana eo satria taratra avy hatrany izany ho tsy fanajana ny safidim-bahoaka,ary minoa ahy ry zareo fa ireto tsy ampy saina nanohana an'i Andry kely ihany no ivadihany voalohany
.Adinoy izany fahamasinan-teny hananany ity Andry ity noho izao fomba izao @ ireo firenena mikambana sy ny mpandraharaha any ivelany (na dia nisy aza ireo firenena mpanjanaka taloha manaiky izany)sakana tanteraka ho an'ny famatsiam-bola rehetra
.Inona avy no vahaolana akaiky sy maharitra efa eo an-tananany entina miatrika ny zv-misy sy ny fahasahiranana ary ny fanambarana ny ankolafin-kery hiara-miotra ny olana ara-piarahamonina ,toekarena ny fahasalamam-bahoaka ny vidim-piainana sy fahefa-mividy,fifandraharahana ivelany sy fandriam-pahalemana sy ireo marobe tsy voatanisa.
Tena miondrika tanteraka ny safidim-bahoaka eo anatrehan'ny anjolofon'ny tsy tan-dalàna ara-politika ,ary tsy ahita ny anjara-masondrony intsony ny malagasy @ izany hoe fanjakam-bahoaka izany raha tsy fongana tanteraka ireo harem-pirenena voaroban'ny vahiny @ karazan'olona toa an'i le8,andry,ratsy iraka...tena mampalahelo

22. majakely
(
18/03/2009 08:21)
zah aloha na iza na iza no namono nahafaty de amiko malagasy daholo ireny maty ireny ary tsy rariny!!¨mitahia izy ireny fa lasan-korazana
23. cocorie
(
18/03/2009 14:57)
Ka raha afaka nitahy ny razana tsy efa paradisa madagasikara nohon'ny tolona tam 1947. Mba mivoatra ry lay a. Sokafy ny fomba fijery d mahaiza mijery ny aloha sy ny aorina angalana anatra amin'ny ho avy