ary noheveriko hoe
22. mimioa
(
25/03/2009 11:53)
ikaretsaka >>>> aôna ihany le tondrom-peon'ni farakely - DAMA ??????????
24. RATOVOARY
(
26/03/2009 12:20)
kou maninona mou no mi pi pi eny imasom-bahôka e !! makôta mitsiny ny lelah sasany !! za alou de mijery e !!! te ho jerena kou !! sady ny maso kou ane tsy mitondra mody e !! fahafinaretan'ny maso iray segondra fontsiny mou ve de haninona !!! atôvy iany !!Ny sipa no tena tsy ela amin'io, mody rebarebaina am'le zipo lava nefa manondraka moramora ao ihany.
Fa zany eo ihany fa raha aty @ province nama ohantrany tsisy dikany amin'dry zalah sy ry zavavy zany mip's etsy sy ero zany a! . Na dia efa tazany lavitra aza enao ary fantany fa tsy maintsy handalo eo fa tena vao maika ry zareo manao ihany.
aôna ihany le tondrom-peon'ni farakely - DAMA ??????????
Zah manana fa tsy haio ny mampiditra azy.
25. ari.malala
(
26/03/2009 13:04)
za ndray na poritra takin'in aza ts mba mipipi eny andalana izany! zany mande voyage zany aza tena miala lavitra ny tôbil mints vao sahy :oops: mierikerika mijer we sode mis manaraka lol
26. xxx
(
26/03/2009 13:18)
za ndray na poritra takin'in aza ts mba mipipi eny andalana izany! zany mande voyage zany aza tena miala lavitra ny tôbil mints vao sahy mierikerika mijer we sode mis manaraka lol
Ry Ari zany efa fay t@ le viol° t@ mbola kely angamba f tsy de hoe henatra loatra.
27. ikaretsaka
(
26/03/2009 19:02)
ny andry ari koa ny problemen-tsainy no hanimbany ny tataviany...
28. ari.malala
(
30/03/2009 09:14)
xxx fa everinao moramora v zany e! d manin kou nefa zao zan ra ts tabatabaina eo? mba halako olona tia mitsikera fiainan'olona otran'izao! amizay mbola kerisay miafina ambadiky ny xxx pfffffffff
ika, ts resaka problemantsaina animbana tatavia fa za efa zany hatrizay k! ts exhibitionniste hihihi
ika, ts resaka problemantsaina animbana tatavia fa za efa zany hatrizay k! ts exhibitionniste hihihi