ary noheveriko hoe

1. ikaretsaka ( 17/03/2009 17:17)
St Patrick moa aty Bekintana androany ka mifety ry zareo Amerikanina d'origine Irlandais.
dia nisy ireny mpitsoka cornemuse (bagpipe) ilay manao kilt (le zipo) ireny)
de ho'zy ilay sipa tao aorinako raha le milahatra mijery defile ireny hoe mba tiany ho hita hono ny ao ambanin'io zipo (kilt io)

hay ve ka tsy nehilahy ihany no interesse @ ny anaovan'ny olona ao mbany zipo ao fa ny vehivavy koa rehefa misy lehilahy mizipo e
novalian'i molota ny 30/03/2009 18:55
2. kelly13 ( 17/03/2009 18:28)
k le lhl mi kilt reny tsy mi-klôt kou :p
3. ikaretsaka ( 17/03/2009 22:51)
@ zao andro frizy izao ve no tsy hikloty tsy tena hidiran'ny rivotsa le
4. ari.malala ( 18/03/2009 09:45)
:-D :-D :-D :-D :-D
5. RATOVOARY ( 18/03/2009 12:35)
hay ve ka tsy nehilahy ihany no interesse @ ny anaovan'ny olona ao mbany zipo ao fa ny vehivavy koa rehefa misy lehilahy mizipo e

O l'ty ry le Ika a! ny vhv ndrindra no tena adalan'io tsikirikirika io fa mody fann fotsiny. Elah ngah ahoana fa reny rah mahita kôfy mi-pisy ny masony mangala-pijery kely fôna. :roll: :lol: ;-)
6. Lejoba ( 18/03/2009 16:20)
dia ahoana hoy izany sipa izany raha mahita ireny lahy antitra any ambanivohitr'i Toliara ireny : manao salaka ry lerony dia tsy misy n'inon'inona ao anatiny
:-D :-D :-D
7. sitlo ( 18/03/2009 16:50)
Ny tena mahalasa saina ao Analakely ohatra, dia raha vao misy zipo ilay izy dia ... nefa raha vao tsisy dia kiriko be.
8. ni81 ( 18/03/2009 17:54)
O l'ty ry le Ika a! ny vhv ndrindra no tena adalan'io tsikirikirika io fa mody fann fotsiny. Elah ngah ahoana fa reny rah mahita kôfy mi-pisy ny masony mangala-pijery kely fôna.
Tsy dia marina kosa fa indraindray tsy mahalala hoe mipipi ilay olona dia tafajery dia izay vao mihodina haingana e! :?
9. ikaretsaka ( 18/03/2009 19:55)
tsssss de hoe de hoe...
lehilahy mitazona filahiana eo ambody rindrina kosa ve mbola tsy hay hoe hipipi...

raha any @ lohany ny tanany angaha na hoe any an-kafa de ie... fa raha vao ao aloha ambany fehikibo ao.... de mbola hoe tsy araka ve no ataony...
10. ni81 ( 18/03/2009 20:12)
tsssss de hoe de hoe...
lehilahy mitazona filahiana eo ambody rindrina kosa ve mbola tsy hay hoe hipipi...

raha any @ lohany ny tanany angaha na hoe any an-kafa de ie... fa raha vao ao aloha ambany fehikibo ao.... de mbola hoe tsy araka ve no ataony..
mety ho marina ny filazanao raha io no toe-javatra miseho, fa kosa indraindray tena tsy ampoizina mihitsy kosa fa sendra niodina dia nahita
11. RATOVOARY ( 19/03/2009 07:23)
mety ho marina ny filazanao raha io no toe-javatra miseho, fa kosa indraindray tena tsy ampoizina mihitsy kosa fa sendra niodina dia nahita
mila pà an! misy mahasarika hoe fa aza ialàna zigla zany, mba maso te hahita
12. ari.malala ( 19/03/2009 08:48)
:-D :-D :-D zà kosa alou ts mba taitra amina lelà mipipi zany e! :-P in kou mou no tokony arahamaso @ lelà mipipi?
13. kelly13 ( 19/03/2009 11:15)
za d mijery fa sarotra ny mandainga! te hi pipi eo kou! :°)
14. mmmhh ( 19/03/2009 12:25)
jereko tsara ny ahy reefa mahita,

zah aloha tena curieuse reefa mahita lehlah mi-pipi e, ndrindra fa ireny bainibaina ireny, tiako ho hita hoe tena malazo tokoa ve sa resaka fotsiny,
fa ndray mandeha zah nahita bain be izay ni-pipi, izy tsy mitodika @ rindrina fa somary miorirana izay, de tazako, sady nangala-pijery koa za no marina e, fa mijajika l'ty e, tsy haiko aloha ze afeniny anaty tanany tao fa ny lohalohany no hitako fa mijajika ny an'lery ka, :-D :-D :-D
mitapy mintsy za ty ka... :^)
15. ikaretsaka ( 19/03/2009 21:43)
de vao mainka prouve le remarque ko eee
16. Koditra ( 21/03/2009 13:05)
tsssss de hoe de hoe...
lehilahy mitazona filahiana eo ambody rindrina kosa ve mbola tsy hay hoe hipipi...

raha any @ lohany ny tanany angaha na hoe any an-kafa de ie... fa raha vao ao aloha ambany fehikibo ao.... de mbola hoe tsy araka ve no ataony...
Misy bandy mavita tsy ankitazona l'ty a! :-D :-D :-D

mmmhh : soa iany zà fa mbola tsy bainibaina :-D :-D :-D :-D
17. ikaretsaka ( 23/03/2009 21:17)
zany ve letsy tsy misolitika be na manao ohatran le zazakely maternelle ireny le aborotsaka aby rehefa mipip's
18. ari.malala ( 25/03/2009 06:49)
:-D :-D :-D
19. xxx ( 25/03/2009 11:41)
Ka ny tian'ilay sipa ho fantatra izany dia hoe ahoana no fipetrak'ilay zavatra raha tsy misy pataloha mitazona, mikorozaroza ve sa ahoana :-D
20. xxx ( 25/03/2009 11:50)
ikaretsaka:

tsssss de hoe de hoe...
lehilahy mitazona filahiana eo ambody rindrina kosa ve mbola tsy hay hoe hipipi...

raha any @ lohany ny tanany angaha na hoe any an-kafa de ie... fa raha vao ao aloha ambany fehikibo ao.... de mbola hoe tsy araka ve no ataony...



:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
kou maninona mou no mi pi pi eny imasom-bahôka e !! makôta mitsiny ny lelah sasany !! za alou de mijery e !!! te ho jerena kou !! sady ny maso kou ane tsy mitondra mody e !! fahafinaretan'ny maso iray segondra fontsiny mou ve de haninona !!! atôvy iany !! :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1431