Mbola mitohy manala demony ao Ambohitsirohitra ry zalahy
1. penguin
(
17/03/2009 09:49)
Azo Ambohitsirohitra alina ary manala demony eraky ny toerana rehetra ny mpanala demony hatramin'izao. Ho hita tokoa fa ho afaka ny FAHANTRANA ary HANDROSO i Madagasikara satria asa-demony ny FAHANTRANA.
novalian'i tataka ny 17/03/2009 10:53
2. xxx
(
17/03/2009 09:58)
marina izany penguin fa zao efa efa miomana ny hicontre attaque an'i tgv mandrapanaikiny ny referendum izay ihany raha te hilamina, tsy misy resy tsy miady izay miaramila voavidy vola sy mpanakorontana ireo tsy misy miala eo efa simba ihany ny firenena ka mbola avela hosimban'ny mpanimba :evil: :evil: :evil:
3. karavasy
(
17/03/2009 09:59)
Makorel marobe no lasa manala demony koa tsy efa ho resy ny fahantrana ve amin'izany. Ny demony miala ny kil marobe.
4. xxx
(
17/03/2009 10:03)
ZE MANANDRATENA NO HAHETRY!
Inona no tena atao hoe DEMOKRASIA? Coup d'Etat et complot ve democratie?
13 Mai sy TIM irery ve ny vahoaka Malagasy?
Ataovy mitandrina, fa hifindra @ zalà ireo demony halàny ao ary mbola in-7 avo heny ny asany.
Inona no tena atao hoe DEMOKRASIA? Coup d'Etat et complot ve democratie?
13 Mai sy TIM irery ve ny vahoaka Malagasy?
Ataovy mitandrina, fa hifindra @ zalà ireo demony halàny ao ary mbola in-7 avo heny ny asany.
5. xxx
(
17/03/2009 10:09)
Mahavariana fa ny ankamaroan'ny vaovao frantsay dia tsy misy miteny hoe vide ilay Ambohitsirohitra nalaina :-)
6. tataka
(
17/03/2009 10:10)
Tsy TGV sy TIM ihany no Malagasy saingy izao mikatso izao ny firenena amin'ny adin-dreo koa afaka nanao inona sa nahatrahatra ny tsy izy ?
7. xxx
(
17/03/2009 10:15)
marina izany ry tataka asio ny referendum dia tena fantra marina hoe iza le vahoaka e
8. Oay
(
17/03/2009 10:16)
Diso i XXX fa za zao mijery BFM TV @ anterineto d nanmpiseho sary ry zareo d miteny fa hoe foana tsy misy olona ny lapampanjakana fa lasa eny @ ilay palais de l'ancien dictateur Ratsiraka à Iavoloha i Marc Ravalomanana.
9. tataka
(
17/03/2009 10:27)
Ny miaramila avy niambina azy no nantsoina ary misy nanaraka ny mpikomy TGV ary niverina haka ka inona fa tsy afaka niditra fotsiny izy. Ny mpikarama anady tsisy fa ny vahoaka TGV no mahatoky ny avy nitifitra azy izany. Ireo ihany no EMMONAT niala.
10. Oay
(
17/03/2009 10:37)
Inn ary ty kozin'i tataka ity fa tsisy azoko klé, mba azavao hoe ho an'izay mahazo fa tena maizina be! mialatsiny raha tsy takatro ilay izy fa avo be!
11. tataka
(
17/03/2009 10:53)
Inona no tsy azonao ? Miaramila Malagasy no niandry tao nandritra ny fiakarana teny ny 7 février ary Miaramila Malagasy ireo nanao tohana fa tsy nisy extra-terrestre. Matahotra ny fandrahonan'olona ny vady amanjanany ny Miaramila dia lasa nivadika any amin'ny TGV izay fantany fa tsy ara-dàlana ry zalahy sasany ka inona no mahagaga anao raha tsisy olona tao amin'ity Ambohitsirohitra ity ?
