fomba fianarana hafakely tena mahomby

1. randr3263 ( 16/03/2009 19:51)
miarahaba atsika rehetra, nisy fotoana aho nijery fandaharana iray izay mitondra ny lohateny hoe mahenika tamina haino aman-jery.Izay nanasan-dry zareo mpanabe hafakely.
ny tena votoatin'ny nivahinianany tao dia ny hanazavany ny fombafomba izay noforoniny ahafahan'ireo izay te-hampivoatra ny fahalalany sy ny fahaizany eo amin'ny fianarana amin'ny ankapobeny io.
tsaroako fotsiny hoe nisy io fandaharana io fa tsy nanana eritreritra aho tamin'izay ny mba handray ny mombamomba io ramose io,
nefa izao dia tsapako tokoa fa mila ny fanampian'izy io aho amin'ny fanomanako ny fanadinana fifaninanana izay hatrehiko atsy ho atsy koa,

tena feno hafaliana tokoa aho raha mba misy afaka manome ahy ny mombamomba azy io.

misaotra e!!!
novalian'i Ratoa ny 01/06/2009 20:31
2. soanja ( 17/03/2009 03:20)
randr3263:

Rehefa te ahazo valiny mahafapo i randr3263 amin'ny fanontaniana toy izao dia izao avy ny filazalazana ilain'ireo mpanome valiny avy aminao aloha:
- Taiza ilay fandaharana no nitranga (Tana-Madagasikara, Paris, Texas sa ...)
- Oviana io? Taona , volana, daty ary ora??
- Canal inona? TVM sa RFI sa CBS?
- Iza avy no Ministera na fikambanana na antokon'olona tafiditra tao anaty fandaharana sns...
- Inona no fototry ny resaka: Fanabeazana ankizy kely, lehibe sa ny fahalalana ho an'ny rehetra....
- Inona no zavatra nanaitra anao voalohany indrindra tao anatin'ilay fandaharana: inona no fitoavana nampiasaina (boky na zavatra hafa...)

Mazotoa ary!

3. ari.malala ( 17/03/2009 05:55)
Mahenika izany ao @ MaTV no misy azy, aty MAdagasikara izany. Ny tena tsara sy haingana ngamba ry randr3263 dia miantso ny MaTV ianao manontany fanampim-panazavana, na mangataka ny amerenana ilay fandaharana, fa mety izany. T@ radio iray izay mantsy no efa nandramako nangatahana hamerenana fandaharana tsy arako fa namerina ry zareo fa ny @ télé tsy haiko!
4. ari.malala ( 17/03/2009 06:05)

5. randr3263 ( 17/03/2009 22:52)
soanja:

marina tokoa izany, aleo ary asiako fanampim-pamaritana misimisy:
tao amin'ny televiziona ma-tv no nahitako ilay fandaharana.
Teo anelanelan'ny volana jona - aôut 2008 teo no nandefasan-dry zareo ilay fandaharana.
ny votoatin'ny resaka moa dia ny fahaizana mikolokolo ny fitadidiana sy ny faharanitan-tsaina ka io mpampianatra io ihany no vahiny tamin'izay satria dia nanazava ny fombafomba noforoniny afahana manitatra sy mampivoatra ny fitadidiana sy ny fahaizana mianatra izay noforoniny izy tamin'izay.

6. randr3263 ( 17/03/2009 23:01)
ari.malala:

Mahenika izany ao @ MaTV no misy azy, aty MAdagasikara izany. Ny tena tsara sy haingana ngamba ry randr3263 dia miantso ny MaTV ianao manontany fanampim-panazavana, na mangataka ny amerenana ilay fandaharana, fa mety izany. T@ radio iray izay mantsy no efa nandramako nangatahana hamerenana fandaharana tsy arako fa namerina ry zareo fa ny @ télé tsy haiko!

efa nanandrana nandefa mail tany amin'ny ma-tv aho fa toa tsy mandeha intsony angamba ny adiresy ampiasain-dry zareo fa dia echoué foana ilay izy.
ny miantso indray raha tsy tena sur tsara aho hoe mety tena le numn'ny tompon'andraikitra ny fandaharana no azoko vao masahy miantso aho.
7. ari.malala ( 18/03/2009 05:47)
Ny tokony ataonao dia miantso ny MaTV, dia mitady ny tompon'andraikitry ny fandaharana Mahenika (tsy voatery ho ao foana izy ohatra fa manotany izya fotoana maha ao azy ianao) dia rehefa ao izy no miverina miantso ianao, dia mangataka aminy ny hamerenana ny fandaharana, na mangataka aminy ny coordonnées an'io mpampianatra io. Tsy nahita ilay fandaharana aloha aho fa tsy haiko na ilayprofessur Ibefitiavana mandresy no resahinao?
8. aran ( 23/04/2009 07:55)
Tsara tokoa iny fandaharana iny, tao @ matv io fandaharana io; ary lay vahiny tao (M. Michel angamba izy zay) dia toa manana toerampampianarana @ iny axe Manarintsoa iny (toa trano 2 étages izy zay) ary ny zanany no mitantana azy. Ireo no tadidiko t@ iny fandaharana iny na de natorony tsara aaza t@ iny.... Mahità soa é!
9. Ratoa ( 01/06/2009 20:31)
Mombz ny fianarana ankapobeny dia tsotra ihany:
Matoria de 23H à 5h du matin fa aza miari-tory: mandritra io fotoana io no mitahiry (enregistrer) izay nianarana nandritry ny andro ny saina; Ka raha miari-tory ianao dia tsy afaka anao ny asany ny ati-doha (cerveau). Ny tena marina de 23h à 3h.
Manaova lasiesta 13h à environ 14h30. Ilaina izany. Mandritra ny lasiesta dia manivana (trier) ny sarotra sy ny mora tadidina ary ny mbola mila fanampi-pianarana ny saina (mémoire de travail na mémoire à court terme) sy mikilasy ny zava-baovao vao ny nianarana araka ny sokajiny avy.
Mandritry ny lasiesta koa dia mba miala sastra ny fo (coeur) ka ho ela velona kokoa ny olona manaja izany. Na dia tsy atory aza ianao fa mba maka position horizontale fotsiny.

De 9h à 11h no tena maranitra ny saina (ny mémoire de travail na mémoire à court terme indray) ; Manomboka ho actif izy alohan'izay ary miato kely aorian'izay. Indrindra entre 13h et 15h : donc tena ialin'ny saina sy ny vatana ny lasiesta.
Miverina ho maranitra kely indra ny saina @ 16h eo eo fa tsy mahatoraka ny @ ny maraina.
20 h à 22h dia natao famerenana fa tsy fianarana ary ny torimaso no mandamina ny rehetra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3642