AONA MARINA NY MOMBAN'IREO MERCENAIRE REO EE????

1. ainaheri ( 14/03/2009 09:16)
Tsy mitsahatra mamahandalitra ny vahoaka ny mpitondra,raha instructeur reo maninn ny tafika sasany tsy mahalala?? Ary taiza ilay fitaovana novidiana? Dia maninona no firenena samihafa no hanazava ny fomba fampiasana ilay fitaovana fa tsy olona avy ao @ ilay firenena nividianana ilay fitaovana?? Maninona no tsy mitovy ny valintenin'ny gov sy ny miaramila eo @ isan'ireo mercenaire???
novalian'i ainaheri ny 14/03/2009 22:28
2. xxx ( 14/03/2009 09:22)
tena tsy vanona mihitsy ireo mercenaire ireo,azon'ny madagate sary le izy ary dia marina tokoa fa tena nampiditra mercenaire ra8 www.redtube.com
3. zakilinina ( 14/03/2009 09:24)
Raha mamono ny filohany kosa ny miaramila malagasy dia rariny sy hitsiny tokoa raha manafatra mercenaire ny filoha hiaro azy. Tsy marina ve izany ?
4. xxx ( 14/03/2009 09:27)
iny.... zakilinina. mama,toraka ny hafaliako fa tonga olotiako 0 zakilina mama :evil: :evil: :evil:
5. xxx ( 14/03/2009 09:34)
ory hery an,tsy mahazo mipoipoitra mihitsy ny ps fa tonga dia rarafa'i hery bala reel an hihihi =)) =)) =))
6. xxx ( 14/03/2009 09:41)
ny mercenaire resahinao anie eto @ serasera daholo e,ry badboy,ry oay,pikatti,batista007,rangorivao ry wiwi,ry kidoro,sns.........fa na dia tratran'ny ampamoaka aza mbola eto ihany ry zalahy ireo :-D :-D :-D
7. xxx ( 14/03/2009 09:52)
avereno daholo ny ps voafafa tato dia milamina ny resaka,tsy ny fanalanao an 'ireny anie midika inona e,avy eo indray manova ps dia miverina eo ihany
8. Oay ( 14/03/2009 09:59)
xxx:

ny mercenaire resahinao anie eto @ serasera daholo e,ry badboy,ry oay,pikatti,batista007,rangorivao ry wiwi,ry kidoro,sns.........fa na dia tratran'ny ampamoaka aza mbola eto ihany ry zalahy ireo :-D :-D :-D



aoka lesy ry xxx fa i Oay tsy mersa izany klé, za lety nisy fotoana nolazain'i andrywui hoe TIM d novaliako lery hoe :"Tsy zaka ny tsenako izany fa vorona be manana elatra wa"
D avy eo ndray yuka sy Noue nilaza fa za TGV d ozy za tamindry zareo hoe:"Tsy mankeny @ 13 mai i Oay ary tsy mamela ny fianakaviany ho eny @ 13 mai ihany koa satria sao d voatifitrin'ny Barbouzes eny klé"
Ka d elah ndray ty ry XXX milaza fa mersa i Oay d izao no koziny @ elah hoe:"Tsy mivarotra ny ainy na ny tenany i Oay"
D Oay koa tsy manao XXX satria fomba ny kely aina sy ny tsy manakolazaina fa mpanakorontana izany
9. xxx ( 14/03/2009 10:10)
lasa victime indray ra oay,ela tia tena manatalenta avo mihitsy an.T@ voalohany ela miseho azy tena katraka sy mizaozao be
dia faha roa somary mampitahotra ,faha telo dia mody gentil,ny faha4 lasa victime.Enjan ela raha oay an,comidie no tsara ataon ela ,ny ahy ity fanalana azy
10. Oay ( 14/03/2009 10:20)
xxx:

lasa victime indray ra oay,ela tia tena manatalenta avo mihitsy an.T@ voalohany ela miseho azy tena katraka sy mizaozao be
dia faha roa somary mampitahotra ,faha telo dia mody gentil,ny faha4 lasa victime.Enjan ela raha oay an,comidie no tsara ataon ela ,ny ahy ity fanalana azy



an an an tsy victime izany i Oay ary tsy manaiky ho victime izany klé, d lazain'elah ndray hoe comédie indray no tsara ataoko ka raha ny fahazahoako an'izany d mahay milalao théatre tsara izany ve za! Izany hoe manala azy koa izany ve ny ataoko eto hihihi.... diso anefa elah ry XXX fa mianatra sy mamakafaka ny fomba fanehoan'ny olona hevitra aho d mamakafaka ny fomba famaliny ihany koa, ity ilay hoe ny asa vita ary ny fahafinaretana ho azo é!
11. xxx ( 14/03/2009 10:28)
dia ahoana indray no mba fandiniha ela ahy :roll: :roll: :roll:
12. Mirananirina ( 14/03/2009 10:36)
ory hery an,tsy mahazo mipoipoitra mihitsy ny ps fa tonga dia rarafa'i hery bala reel an hihihi

raha izao no tsy asian'i Hery tsy lazaina intsony an,boda ny lohanao.
13. TIMTIKO ( 14/03/2009 10:47)
MANKANESA ATY IAVOLOHA ZE TIFIRINA OOOO MISY MERSENERA BEDEBE ATO FA MBOLA TSY TONGA NY FOTOANA HAMOAHANA AZY SADY EFA NAHAZO TANK 80 TONGA AO TAMATAVE AO FA AZA TAITRA REHEFA ROTAKA DIA ROTAKA FA AZA MISY MIFANKANDOSITRA EO AZA AN
14. xxx ( 14/03/2009 11:04)
Marina izany bainina ,reketo ny ady voy any ireo jomaka ireo hinany amenina any ,
15. xxx ( 14/03/2009 11:52)
Avelao any mercenaire e ! Efavita iny fa andao isika hihavana e ! Ireo mpitondra ireo anie ka afaka manao sesitany tena ry Lalao Ravalo efa any Londre izao fa nandalo teo Marseilles, ny veloma efa nataony omaly iny; ry Mialy moa efa ao France ao, ka isika mpiaramonina ve hifandrafy indray. Ny lasa momba ny lasa e ! Ny hoa vy banjino ! Raha io assises io no vahaolana ataovy haingana, raha misy zavatra hafa ataovy izay hahaso ny nosy e !
16. zandikely ( 14/03/2009 12:49)
Tena mercenaires ka izay no mahatonga ny miaramila hiala an'i Ravalomanana, fanaovana tsinontsinona ny miaramila Malagasy ange izany. Mercenaire indray ve mibaiko colonnel dia aza.
Azo atao tsara ny manafatra instructeurs vahiny fa tsy amina fotoana tahaka izao mihitsy ary tsy tokony niditra antsehatra tahaka ny nataon'izy ireo tany analakely ireny mihitsy.


Aza miantehitra amin'ny fiadiana mianga avy any Tamatave, efa sous controle ireo olon'ny CAPSAT daholo ny points strategiques mety hidirana mercenaires na fitaovam-piadiana eto Madagascar.

Karazana occasion koa ho an'ny Tafika malagasy hampisehoan'izy ireo fa manana ny maha izy azy iany ry zareo fa ampy ny humiliation nataon' Ravalomanana izay, azy ireo indray izao ny tour.
17. hery ( 14/03/2009 12:54)
Mba misaina hoa :-)

Manana mercenaire ve Ravalo tsy efa no-déployer-ny hiaro azy sy ny fananany?
Manana mercenaire ve izy dia hihainohaino ohatra an'izao fa tsy asainy manafika satria nialam-bola?
Manana mercenaire ve izy dia hiantso vahoaka hiaro azy fa tsy ny mercenaire izay nandaniany vola no asainy miaro azy...


:-) Manaova analizy aloha
18. Oay ( 14/03/2009 13:04)
hery:

Mba misaina hoa :-)

Manana mercenaire ve Ravalo tsy efa no-déployer-ny hiaro azy sy ny fananany?
Manana mercenaire ve izy dia hihainohaino ohatra an'izao fa tsy asainy manafika satria nialam-bola?
Manana mercenaire ve izy dia hiantso vahoaka hiaro azy fa tsy ny mercenaire izay nandaniany vola no asainy miaro azy...


:-) Manaova analizy aloha

Her a , ary iza ilay olona fotsifotsy be tao aorinan'ny camion teo @ 13 mai ireny, fa ny marina d nalefa nody angamba.
Marina aloha ny an'i Hery hoe manaova analizy ary io mihintsy no tsy ampy amintsika Malagasy fa na manao tsianjery toa boloky na olona entin'ny fo hany ka mora avilivily, ny sasany indray moa d mamela ny namana hanao maloto d refa mety ny atao d miaraka mihinana d refa tonga ny fahatratrarana d tsy mbo za fa i lery, misy miafina tsy sahy miseho masoandro fa manao salobok'omana klé.Mila fiovana ary lazaiko fa na rava aza ny fitondran'i Marc Ravalomanana raha mbola tsy miova ny toetsaina d afaka roa taona indray mihaona isika sy ny korontana.

19. ainaheri ( 14/03/2009 22:28)
hery:

Mba misaina hoa :-)

Manana mercenaire ve Ravalo tsy efa no-déployer-ny hiaro azy sy ny fananany?
Manana mercenaire ve izy dia hihainohaino ohatra an'izao fa tsy asainy manafika satria nialam-bola?
Manana mercenaire ve izy dia hiantso vahoaka hiaro azy fa tsy ny mercenaire izay nandaniany vola no asainy miaro azy...


:-) Manaova analizy aloha


Oudryyyyy,aiza ary nareo zany?? Raha misy marina ve ilay merce d ho asehondra8 anao eo hoe,io ilay izy,jereo aza ity fitroatry ny vahoaka sy ny miaramila noho izay resaka zay,donc mody miantso ny vahoaka izy fa refa tonga eo ambavahadiny ny miaramila d itanao @ zay fa iza no hiaro azy @ zay!!
Ny tiako anontaniana fotsiny,maninona raha samy nampianarin'ireo instructeur ireo ny miaramila,maninona ny camp sasany tsy mahalala ny fisian'izany instructeur zany??? Ary maninona tsy instructeur iray firenena no mampianatra fa firenena samihafa?????? Efa misavorovoro ilay resaka,maninona ilay miaramila nampiofanina tsy mitsangana vavolombelona,raha tena instructeur marina ireo fa tsy mercenaire zany??? Dia anjaranareo ny manao ny analizy ary eeeee

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0576