MITOHY NY GREVY ETO SERASERA SIT IN COPIE COLLER
1. xxx
(
14/03/2009 00:12)
NISY T@ IREO PS VOAFAFA TATO TSY NANAO NA INONA NO INONA DIA VOAFAFA,MITOHY NY TOLONA ETO @ SERA2 COPIE COLLER DEM1 TOTOLO ANDRO PLUS DIMENCHE TOTOLO?KA RAHA FANTATRAO RY HERY NO MANDEFA AN'ITY PS ITY DIA AJANOKO NY FANDEFASANA AZY,MARIAKO FA PS IRAY IHANY NO AMPIASAIKO HIJEREKO RAHA FANTATR'I HERY MARINA NY MPANDEFA AN'iERO NY VALINY DIA TSIA SATRIA JUSQU'A MAINTENANT MBOLA TSY VOAFAFA NY PS NANDEFASAKO AN'IO.AZA TEZITRA CE N'EST QU4UN JEU :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
novalian'i vale ny 14/03/2009 14:29
2. xxx
(
14/03/2009 00:18)
xxx= XL
Aza misary adala, Izao moa no foto-pisainana ka aiza no tsy ho toy izao ny firenena.
Aza misary adala, Izao moa no foto-pisainana ka aiza no tsy ho toy izao ny firenena.
3. xxx
(
14/03/2009 00:23)
Ny mpanao copie coller ato dia andrywui,batista007,pikatti,salopart,ifiona manao double jeu.i rangorivao koa tezitra be t@ le nesorina dia niova ps dia namaly faty,ny farany dia i virjiny no nandefa an'le sary mamoa fady. :roll: :roll: :roll: mbola maro ny tsy voatanisa sy ny suspet maro ka anjaranao ry hery ny miteny andry ry zalahy ireo dia milamina ny serasera,raha esorinao izy mety miova ps dia miverina indray donc ca sert a rien,au moins ka hoe bloquenao IP mais je crois pas pour l'instant
4. vale
(
14/03/2009 02:20)
f'ahoana no oe je crois pas?????? bloqué-na any mintsy no tsara aminy fa panimba zavatra fotsiny koh!! :?
5. vale
(
14/03/2009 02:25)
CE N'EST QU4UN JEUmdrrrrrrrrrrr, ndana any an-kafa milalao raha te hilalao fa zay te hamaky dinika simbainareo am copi coller nareo ftsn ny dinika, égoiste tsssss, voavidin'i xxx angah ny serasera no dia manao toy izao eeee? tena mahasorena mahita ilay izy!!!hmmmm!!
6. ravatorano
(
14/03/2009 07:28)
misy miseho ho fatsora ato nefa mbola kely loatra ka tsara raha mba ajanona ilay fihantsiana wa fa ampy izay ary ny vahaolana no tsara tadiavina
:wink:
:wink:
7. Oay
(
14/03/2009 08:36)
Misaotra ravatorano fa tanikeho maraina nisy hevitra napetrako io d ohatrany nisy XXX namaly d gaga za fa tsy nipoitra anefa ny valiteniny d ozy za hoe nopehan'ny mpandrindra angamba satria vao nahita XXX za d efa ozy za ho copier-coller ndray izay.Mankahery anareo ny mpiserasera mankasitraka ny fifampiresahana eo @ samy Malagasy é! Ny tenany moa tsy mahay loatra an'itony solontsaina sy ny aterineto itony fa d mino izahay fa ianareo mpandrindra d manana ny traik'efa momba izany ka hiaro an'itony soatoavina ho an'ny taona telo arivo itony.
Malagasy mifanerasera satria eo ny serasera.
Malagasy ny serasera mandresy sy mahery noho ny asan'i Hery!
Tsy adino anefa i ravatorano satria izy no voatsodrano.
Ka ny mpanao xxx tsy hahavita hakisisika fa hiala maina
Satria vizaka ny nanamaina hihihi....
Tsiky dia ampy d mba manala azy vita bac é!
Malagasy mifanerasera satria eo ny serasera.
Malagasy ny serasera mandresy sy mahery noho ny asan'i Hery!
Tsy adino anefa i ravatorano satria izy no voatsodrano.
Ka ny mpanao xxx tsy hahavita hakisisika fa hiala maina
Satria vizaka ny nanamaina hihihi....
Tsiky dia ampy d mba manala azy vita bac é!
9. Oay
(
14/03/2009 09:45)
xxx:
oay lelena an hihihih :-D :-D :-D
inn ary ty ry XXX efa hoe :
Ravotorano sy Rahery tsy amela anareo hialamaina!
Satria ianareo XXX lany andro manamaina.
Aoka ry zandry a!
tandremo ilay ala mikitroka fa tsy mba akama io an! maro be ny biby ao ka raha vao manonofy fa vizabizana d avy hatrany d atelin'ilay biby beeeeeee!
10. xxx
(
14/03/2009 10:02)
aleo izy hanao izay ho afany mihitsy e,ny forum ohatran'itony ry oay libre ianao maneho izay hevitra ,ny IP no bloquena raha misy hevitra hafa2 ,ka alefao le biby ao anala eh hihihiihihihihih =)) =)) =)) =)) ,sady hery hono mahalala an'io ka inona no mbola mampihazoazo azy tsy hanala an'io :-@ :-@ :-@ :-@ :-@
11. vale
(
14/03/2009 14:29)
xxx:
oay lelena an hihihih :-D :-D :-D
:roll: :roll: :roll: décidément, miakatra internet ny tontakely de izao ny fombany!! tsy mahagaga!! :evil: