NBA MANENTANA AN-TANAN-DROA IREO NAMANA............
1. mimioa
(
13/03/2009 07:17)
Salut daholo tsika e !!
Mba manentana an-tanan-droa ireo namana mahay mitendry gloom ato am serasera mba hampiditra tondrom-peo ao am toerana voatokana ho anmin'izany.
Satria tato ato tsy nisy tondom-peo vaovao fa ny efa ela tao ihany: ka de mba manentana re raha tsy mahadiso ô ! De manantena ny fahatsora-pon'ny tsirairay.
N.B : ze tondrom-peo retra sutrout raha mba misy ny an'i MIKA SY DAVIS , ny an'i DAMA (farakely, ...) sy ny maro hafa koa
MISAOTRA MIALOHA !!!

novalian'i mimioa ny 20/03/2009 09:02
2. andrywui
(
13/03/2009 09:10)
aiza no misy izany toerana misy azy zany ary e!! ze tianao hampidiriko na gloom folk na solo na accord na bass na batterie na clavier !!! omeo ahy ny toerana fampidirana anzany !!
3. mimioa
(
13/03/2009 09:53)
andrywui >>> zao no etapes arahina rah ahampiditra enao :
A.Jerenao aloha raha efa misy ato ny tonon'ilay hira handefasana tondrom-peo na tsia:
1.Midira ao amin'ny tononkira, de avy eo hitady tononkira, ensuite ampidiro ny lohateny sy ny mpihira an'le hira de validez
a-De raha efa ao le izy de miseho eo ny titre: de cliquez le titre fa miseho eo le hira de ery ambanin'le tonokira misy soratra hoe hampiditra tondrom-peo de ao miditra mametraka tondrom-peo !!!
b-De raha mbola tsy ao ny tonon'le hira de mila amipdirina alou.Ery am sisin'le page misy hoe hampiditra tononkira de ao atao.DE efa vita zay de miverina amin'le petit a etsy ambony ny etape manaraka.
Ny tena tadiaviko zao an de le tondrom-peon'ny hiran'ny MIKA SY DAVIS de le an'ny DAMA kou le Farakely : tiko be mitsy reo ka raha mba alefanao ao de tena hahafaly ahy.Fa ny ankoatrizay tsy maninona alefaso arakizay fahafahanao;
Misôtra mialoha

4. mimioa
(
20/03/2009 09:02)
fa nankaiza ary ny olon-tety
no tsy miverina ny akama sasany
nankaiza marina i andrywui
tsy nitondra le zavatra fantany
tondrom-peo na gitara fontsiny
fa tsy le tain-dalitra akory
zay ihany fa tsy misy tohiny
tena mety hanala le sorisory
vazivazy ihany re zany
fa tsisy mamaly mitsy ny ato
za aza efa saika hande
kinanjo tsy ampy vatsy ho sakafo
i andrywui an !! aôna ihany le izy e!!
no tsy miverina ny akama sasany
nankaiza marina i andrywui
tsy nitondra le zavatra fantany
tondrom-peo na gitara fontsiny
fa tsy le tain-dalitra akory
zay ihany fa tsy misy tohiny
tena mety hanala le sorisory
vazivazy ihany re zany
fa tsisy mamaly mitsy ny ato
za aza efa saika hande
kinanjo tsy ampy vatsy ho sakafo
i andrywui an !! aôna ihany le izy e!!