Ny ex communiation
21. ari.malala
(
18/03/2009 06:28)
ikaretsaka:
lalanan'ny fiainana sy ny realite io. rehefa tena dinihina, ny lehibe mitsara ny kely foana, ary ny nanao izay heverin'ny societe hoe "tsara" no mitsara foana ilay heverin'ny societe hoe "ratsy"
na i Rasalomona aza anie ry ari raha lazaina heo hendry be tahaky ny ahoana dia @ maha olombelona azy dia misy raha tsy nanjary nataony foana koa e... jereo ilay heo zarao 2 ny zaza ohatra....
manota rapiera fa i piera no mitsara.. dia ny fitsarana izay hitany heo mety kokoa @ le societe
possible kao hoe nanota i paoly t@ ireny pistily bedebe ireny nefa izy no nanome didy hoe ataovy izoa ranona sy ranona .. satria izay no hitany kokoa fa mety @ le societe
euh :roll: :roll: samy manana ny famaritany ny tsara sy ny ratsy koa anie io e! relatif be izany! momba ilay hoe zarao roa ny zaza, tsy tena ny hizara roa ny zaza no tao antsainy fa ny hahatonga saina ireo vehivavy roa niady ilay zaza! Fantatsika moa avy eo ny tohiny fa ilay niteny hoe aleo hoazy ny zaza no tena renin'ilay zaza ;)
22. ikaretsaka
(
18/03/2009 14:40)
I piera sy ny tantaram-piainany koa no ohatra be azo ampitahaina @ io. Voatenitenin'i jesoa be mihitsy ange lery ary izao karazana latsa izao efa nahazo azy aby e...kely finoana e... satana e...votsa saina e...marenina eo e.... vade retro e... ary na ny nanda an'i jesoa aza vitany
Pire nohon'ny ex comm izany. Nafa tonga saina ihany lery dia nanao ny asa sy nomena toerana sy andraikitra manokana aza izy avy eo
Pire nohon'ny ex comm izany. Nafa tonga saina ihany lery dia nanao ny asa sy nomena toerana sy andraikitra manokana aza izy avy eo
23. fijo
(
18/03/2009 21:45)
ka noho izay antony izay mihintsy no tsy tokony ahafahany manala sy mitsara ny sasany
24. ari.malala
(
19/03/2009 07:33)
ika, ka tsy tokony ho olombelona no mi excommunier olombelona amiko aloha e! ny tiko tenenina hoe tsy ianao ikaretsaka no tokony hiteny amiko hoe ari.malala ianao dia tsy mahazo mandray komonio fa izao fa izao fa izao... fa raha ny hevitro dia ny mampanao examen de conscience ilay olona nanota raisiko ohatra iany ny tenako, hoe ianao dia nanao izao sy izao sy izao ka eritrerto tsara hoe tokony handray ianao sa tsia satria ianao mahalala fa izay mandray sy misotro tsy amim-pahamendrehana dia mandray sy misotro ho fanamelohana hoan'ny tenany... d eo anjarako, na anjaran'ilay olona concerné no mandray décision hoe handray na tsia... Fa amiko manokana tsy rariny iany raha samy olombelona mbola mpanota izao iany no ndeha hifanakana hoe enao tsy mahazo mandray komonio na tsy mahazo mandray ny fanasàn'ny Tompo... nefa ilay manakana eo mety mahavita zavatra pire noho ilay sakanany fa tsy fantatra ftsn izay zavatra izay :-P
25. ikaretsaka
(
19/03/2009 15:24)
Dia izao ary ny tokony ho eritreretin'i ari voalohany...
Natao ho an'iza ny fiangonana ary iza no tena antom-pisian'ny fiangonana? Ny olona sa atra?
Natao ho an'iza ny fiangonana ary iza no tena antom-pisian'ny fiangonana? Ny olona sa atra?
26. ikaretsaka
(
19/03/2009 15:28)
Dia izao ary ny tokony ho eritreretin'i ari voalohany...
Natao ho an'iza ny fiangonana ary iza no tena antom-pisian'ny fiangonana? Ny olona sa atra?
Natao ho an'iza ny fiangonana ary iza no tena antom-pisian'ny fiangonana? Ny olona sa atra?
27. fijo
(
19/03/2009 20:42)
ika an,nisy fandaharana momba ny zaza maditra vao hitako androany.de misy pretra miara miasa ami'ny polisy.fa ny an'i lery dia io voalazan'i ari malala io.ny ahy hoy izy,dia ny manaitra ny sainy handinika ny nataony ,izay no fototra hitondrako ny olona.tsy anjarako ny mitsara hozy satria za koa mpanota.
za koa aloha rah any fandinihako azy,dia izay no tokony ho izy.satria manahirana be ilay olombelona fifampitsara ,nefa tsy lalana niarahana no hitsarana azy.
za koa aloha rah any fandinihako azy,dia izay no tokony ho izy.satria manahirana be ilay olombelona fifampitsara ,nefa tsy lalana niarahana no hitsarana azy.
28. ikaretsaka
(
19/03/2009 21:08)
misy pretra izay koa letsy akamako (vo maty anikeheo) mpikarakara ireo ankizy miditra gangs ireny dia mitovy @ io nolazain'ialahy io ny nataony fa novonoin-dry zalahy izy raha nanao io hoe manaitra ny sainy handinika io
dia voasazy mandrapafatiny angamba izao le namono anazy sy le gangs fa izany akory tsy manakana hoe tsy ho foana ny gangs na tratra daholo aza ny namono an'i lery na hoe meloka aby ry zalahy.. fa famaizana ho an'ilay gangs io hoe tsy mety kosa ny namonoanareo mopre nanampy ny zandrinareo no delaissevanareo rehefa mi deal rongony sns sy manao fiainana gangs ianareo

29. ari.malala
(
20/03/2009 06:50)
ikaretsaka:
Dia izao ary ny tokony ho eritreretin'i ari voalohany...
Natao ho an'iza ny fiangonana ary iza no tena antom-pisian'ny fiangonana? Ny olona sa atra?
Hihihihi! hoan'ny olombelona ny Fiangonana e! ekeko, saingy sika olombelona nge hoa nofo aman-drà e! enao mahalala tsara fa i Jesoa aza niteny mintsy teny an-tendrombohitr'Oliva hoe marisika ny fanahy fa ny nofo no osa... de le nofo osa iny atanjahina @ alalan'ny fampisainana azy ny tsy nety nataony fa tsy vao maika koa atosika hilentika lalina any anatin'ny famoizam-po... Mety hampamoifo olona tsy hivavaka intsony anie io excommuniation io e!
Eritreretonao fa t@ andro naha vicaire an'i Mgr Marc Ravelonatoandro tao Ambanidia, de za zany responsable ny tanora teny @ faritranay, de tamizan hoe tsy maintsy mamonjy fandalinam-pinoana any am-piangonana dool ny tanoran'ny faritra rehetra. Ko ny olona moa samy manana ny sainy daolo, izaho sy ilay namako iray hita foana fa ny namanay zany tsy misy hita mintsy, de oziz Mgr Marc iny tamizay mantsy anay roa hoe excommunié ko nareo roa raha tsy mbola mamonjy fandalinam-pinoana ny namanareo @ asabotsy, fa ny fanontaniako taminy moa tamizay d hoe nga moa za afaka miditra any anaty lohandry zareo sa za afaka hanery anazy, ary iza moa ianao no hanana droit hi excommunier anà amizany! De genre zavatra otranizany v d haha excommunier na de in aza!
32. ikaretsaka
(
23/03/2009 19:10)
old skool sady tsy hay intsony ny hoe vazivazy sa tena izy nen razoky
33. fijo
(
26/03/2009 23:36)
ka tadidio,fa na di anovonoindry zalahy aza ilay olona izay,di ahisy vokany eo amin'ny sain'ireo ankizy ihany hoe naninona moa ity no nahavita namoy ny ainy hiarovana anay??io le zavatra lehibe vitany.
34. ikaretsaka
(
27/03/2009 16:46)
ary rehefa eo eken-drafijo le hoe "nahafoy ny ainy " ho antsika fa rehefa ra lavavolo de tsary ann an