Mgr Odon

21. fijo ( 11/03/2009 22:05)
tsy niteny nivantana i odon,hoe "aza mandray andraikitra"fa nanameloka ny fanenjehana.iza anefa no nohenjehan'ny emonat???ny teo amin'ny 13 mai ve sa ireo mpandroba???????
fantatra fa tsy ny tena mpomba ny eo amin'ny 13 mai anie no manoa ireny e,ny antony nandrarana ny teo amin'ny 13 mai,dia satria mihainga avy eo koa ireo mpandroba.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0065