Mgr Odon
1. maditra
(
10/03/2009 23:04)
Amin'ny maha katolika ahy dia menatra ihany aho amin'ny zavatra ataon'i mgr odon. Otrany mivaona amin'ny tsy tokony alehany izany ny zavatra ataony. Raha zohina ny fandehan'ny tantara dia ny pillage no tena namotika ny firenentsika ary nahafaty olona maro. Tsy heno monsenera Razanakolona hanameloka an'ireny. Izy indray no nisolelaka hanelanelana. Tsy laitra intsony anefa ny pillage ka tsy maintsy nandray ny andraikiny ny miaramila, manameloka ranamana fa fanaporetana vahoaka maneho ny heviny ankalalahana sy ampilaminana ireny. Noho ny pression avy taminy dia tsy sahy nandray ny andraikiny intsony ny emmonat ary ireny pillage tamin'ny lundi ireny no vokany. Mitandrema kely ihany monsenera sao dia ho lasa amin'ny tsy alehany ny intervention-nao ka hovoaheloka eo anatrehan'ny tantara amin'ny farany. Aza dia ny lohasaha mangina no jerena fa andriamanitra an-tampon'ny loha (tsy ao anaty baiboly izany).
novalian'i fijo ny 11/03/2009 22:05
2. virjiny
(
10/03/2009 23:10)
jereo ireo vaky trano,doro trano fandrobana ,fanohanana an'ireo mutin ,ireo karazana hibibiana ireo no laizana hoe tia tanindrazana.
3. zandikely
(
11/03/2009 00:08)
Tonga indray ny soi-disants katolika manameloka an'i Mgr Odon Razanakolona.
Raha mba nihaino ny lazainy ianreo dia henonareo tsara izy nilaza hoe arovy ny vahoaka sy ny fananany. Zany ve dia famporisihana olona handroba.
Tena mpiatsaravelatsihy ianareo raha milaza fa olona nandroba daholo ny maty, nisy izany, fa nisy dia maty noho ny habibian'ireo mpitandro filaminana.
Mpianatra maty voatifitra tamin'ny tranony izao ve dia lazainareo mpandroba. Azanony zany fa karazana insulte ho fianakaviana namoy ny havany nefa tsy namaky trano lazainareo zany akory.
Ny tompon'antoka amin'izao zavatra izao dia tsy misy afa-tsy RAVALOMANANA SY ANDRY RAJOELINA. Avelao moramora Mgr Odon nay fa manao ny vitany izy fa ny olona no be siasia.
Ravalomanana aza mba niaky ny heloka vitany nefa tsy hisy famelana ho azy satria efa maro loatra ny Rana Malagasy noho ny avy aminy.
4. virjiny
(
11/03/2009 00:25)
marina ny an'i zandrikely e,ireo mpanaraka an'i tgv tsy hitany akory ny habibiana ataony
5. toovs
(
11/03/2009 02:56)
fa rahoviana ny protestanta no tsy hanaratsy ny katôlika e.
tsy ny pro tgv zany no mandroba fa izay vahoaka reraky ny fijaliana ka dia manala vokona sy manao mamaly faty ary ny fandrobana no hitany malaky indrindra. tsy tadidinareo koa angaha ny nataon'ny pro ravalo tam andron'ny 2002 ireny? firy ny trano vaky sy may ? ny an'i Tsaranazy aza rasé tanteraka tetsy ambatomaro.
sa refa am zao fotoana izao dia azo helohina ny fandrobana fa refa taloha dia fahamasinana ny fandrobana?
fa averiko am le resaka katôlika sy protestanta ny resaka. voatery hanaratsy ny katolika foana ve ny protestanta (na dia mody miteny aza hoe katolika eto am serasera eto). fa firifiry ny pasitera manao pôlitika nefa ny katôlika tsy mbola nisy niteny hoe nareo "protestanta ireo". tsy voatery hanaratsy ny olonkafa ange nareo fa maninona raha manao organistation mondiale sy tsy manao rebel lava izao ny pasiteranareo de mety hahatsangana zavatra lehibe koa ianareo e. ny anareo vao isy zavatra tsy mifanaraka am lohanareo na ny ao ampiangonana dia hanangana antokompinoana vao² no mahamaika anareo. ohatra (ny flm sy ny fjkm, ny fjkm sy jesosy mamonjy, ny antaninanandrano, sns sns, filôzôfia inona aminareon njo mahatonga ny secte misy etsy sy eroa????). zay avelao hilamina ny katôlika toy ny famelany anareo hilamina e.

6. maditra
(
11/03/2009 04:20)
Zandikely, toovs> soit-disant catholique hoe? Protestanta hoe? Eritrereto ny eritreretinareo amiko fa na izany na tsy izany manana porofo ihany amin'ny zavatra lazaina. Tsy izay fikafika rehetra hamaliana bontolo ny hevitra aroson'ny hafa dia mety daholo. Tsy ianareo ary tsy i Odon akory no aha katolika na tsia ahy. Tsy niteny an' ireo aho raha toa ka tsy nibaribary toy ny vay an-kandrina ny fitanilan'ilay monsenera. Tsy ho nilaza an'izao aho raha mba niezaka akory izy hanameloka ireny acte dd vandalisme sy pillage ireny. Ianareo milaza fa tsy tgv no nanao ny pillage? Ny nitarika ny olona handoro ny tranon'i Moxe izany tsy tgv? Ny rnm sy ny mbs, ny magro, sns, ary farany teo dia ny tranon'i Guy Rivo. Efa tetik'ady ny tgv daholo aloha ny miala andraikitra lava ka dia tsy atao mahagaga. Ravalomana ary mba olona responsable ka sahy mijoro ho mety nanao ny tsy nety satria olombelona ihany. Rajoelina kosa, e e e, anjely latsaka an-tany. Ary tsy niteny akory aho teo hoe mety daholo ny nataon'ny miaramila. Afaka tsaraina amin'ny hadisoany tanteraka izy ireo kanefa tsy midika izay fa tsy mety daholo akory ny nataony ary aza ampiadiana amin'ny havan'ny victime sy ireo victime ny tenanay satria tsapako koa fa mafy izany mamoy havana tsy amin'antony izany. Ataoko anefa fa tsy niseho ireny raha nahay namily ny saoferan'ny tgv-nareo na raha mba nisy frein ilay tgv. Ampy angamba aloha izay.
7. ravatorano
(
11/03/2009 05:45)
ny anjely latsaka antany tsy misy fa kosa ny mihaino tsara izay fanambarana ataon 'ireny olona tompon'andraikitra ireny ary amin' izay isika no miainga manao ny fanadihadiana satria tsy mbola nanao fampitandremana ny emmonat izany Mosenera Odon fa kosa nampahatsiahy azy ireo fa ny fanana'olona no tokony harovany fa tsy ny fisamborana olona izay no teniny !
ny amin'ny fandrobana dia mampieritreritra tokoa satria miaiga eo amin'ny fanaovana barazy foana izy ireny ka miafara amin'ny vaky trano.Maharary toy ny vay ankandrina fa dia ny olona tsirairay no aoka handini tena avy momba izany.Momba an'Ingahy Guy Rivo indray dia diso nahery fiteny loatra ranamana ary dia nidina teny ny olon'ny kianjan'ny 13 mai "nanafay" azy.
Aza hadino fa tamin'ireny hetsika "premier tour de vita" ireny koa anie kla nisy toe javatra toy ireny e ary tsy ampahatsiahivina eto izany
Ny vahaolona mba tsy hiverenan'ireny intsony izao no tokony ho tadiavina fa raha tsizany dia ho potika ity firenena ity satria dia isaky ny dimy na enina taona izany dia raikitra foana ny toy izao ary eo koa ireo mpanao politika izay tsy mampahomby ny fiadanan'ny vahoaka satria mitady seza lava ary raha vao tsy amin'ny toerana dia lasa mandrisika sy mitarika zavatra tsy dia tsara loatra ho an'y fiaraha monina, efa fantatra izy ireo koa anjaratsiaka vahoaka rehetra no mandinika an'izay
:wink:

8. mpaoly
(
11/03/2009 06:53)
zà aloha d manohana an'io tenin'i ravatorano io. mba tsy ho tonga @lé oé:
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MIHINTSY NY MALAGASY
zà dé manaiky ny hisian'ny fihaonana, zé fomba hilazana azy na assise nationale, na conference national, na inn na inn.
fa ny fivoriana kosa, tsy tokony 3andro dé vita. tsy ahavitana handinihina ny tena tokony hitondrana ny firenena izany. raiso ftsn ny ohatra oé, raha hanapa-kevitra ny hivady ny olona 2, dé fara-fahakeliny eo @ 2mois eo no fandraisana ny fanapahan-kevitra. ka raha resaka fiainam-pirenena V, dé 3andro dé vita? sao dé fampihavanana an'i ra8 sy tgv ftsn no tanjona @zay?
zé lalana ahatongavana hanatanterahana an'zay fihaonan'ny rehetra izay no tokony dinihina lalina.
resaka mgr Odon, hatr@zao, dé miteny @ anaran'ny ffkm izy, fa tsy @ anaran'ny tenany manokana akory. ka aza i mgr no omena tsiny, fa ny ffkm rehetra raha mahatsapa ianareo fa tsy mety ny lazain'i mgr. ataoko fa tsy tapenam-bava akory ireo mpitarika fiangonana 3 hafa reo.

9. ninimalala
(
11/03/2009 07:03)
Mmapiome ahy nareo, io le teneniko hoe : mba mandiniha fa aza de osorampotaka ny olon'Atra.
De ity misy vaovao ary ho anao, vaovao marina ary nolazaina ampahibemaso fa de tratra ny olona mamatsy ny mpandroba tsy iza fa ny pds vaovao zay napetrakin'ny fitondrana aradalana ary de efa lasa nitsoka any Maurice izy @ zao fotoana izao. Ny vava tsy atao be re fa ny mamerina an'io anie ka tsy laitra eh mba mandiniha ihany hoa

10. ari.malala
(
11/03/2009 07:43)
afaka tenenin'i maditra ve hoe oviana i Mgr Odon no niteny ny miaramila hoe aza mandray andraikitra? fa i maditra ve aloha Gasy sa tsy Gasy e! :-P D tena nisolelaka marina ve aloha izy sa niangaviana hanelanelana e! efa niala an-daharana anie izy raha tadidinao fa niangaviana indray hiverina e! :-P
11. ari.malala
(
11/03/2009 07:52)
afaka tenenin'i maditra ve hoe oviana i Mgr Odon no niteny ny miaramila hoe aza mandray andraikitra? fa i maditra ve aloha Gasy sa tsy Gasy e! :-P D tena nisolelaka marina ve aloha izy sa niangaviana hanelanelana e! efa niala an-daharana anie izy raha tadidinao fa niangaviana indray hiverina e! :-P
12. chiquitta
(
11/03/2009 08:05)
Amiko aloha dia olona ohatra an'i Mgr Odon ireny no tena ilain'ny firenena.
Misaotra azy be dia be, ary Andriamanitra anie homba azy mandrakariva.
13. jiimm
(
11/03/2009 08:13)
Io mgr io mihitsy no nahatonga izao olana rehetra izao. Nahazo vahana ny miaramila voavidy vola nohon'ny fanambarana izay nataony.
14. maditra
(
11/03/2009 08:28)
Nini,Ari,Chiquita> miala tsiny raha fanosoram-potaka ny olon'andriamanitra no andraisanareo ny zavatra nolazaiko. Fa rehefa manameloka ny fandraisan'ny emmonat izy fa tsy ny fihetsika mamoafady vitsivitsy nataon'ny miaramila sasantsasany dia anjaranao ny mandika izay. Ny constat personnel aloha dia rehefa malalaka 13 mai dia malalaka koa ny pillage. Izao aloha mety tsy tsapanao fa mbola tsy nisy ninoninona akory teto dia efa nanambara i mgr fa vonona ny hanelanelana. Na ny fialany hanelanelana niaraka t@ rajoelina nanambara fa tsy hanao dialogue intsony, na ny fampiantranony an'i rajoelina amin'izao dia manambara fa tsy neutre izy. Tsy sure aloha zah fa i guy rivo no nanakarama olona handoro ny tranony e. Mazotoa
15. xxx
(
11/03/2009 08:32)
jiimm:
Io mgr io mihitsy no nahatonga izao olana rehetra izao. Nahazo vahana ny miaramila voavidy vola nohon'ny fanambarana izay nataony.
dé otsinn hono bainn no nomen'i mgr an-dry zalah?
sa otrinn no azon'i mgr?
ary nareo ngé zany no manomé matoa mahalala é! ny manomé ihany mantsy no mahala ny fahamarinany, fa ny tsy nanomé tsy afaka ny hilaza mintsy ny fisian'zany. diso njay azany V zany
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
16. xxx
(
11/03/2009 09:42)
maditra:
Nini,Ari,Chiquita> miala tsiny raha fanosoram-potaka ny olon'andriamanitra no andraisanareo ny zavatra nolazaiko. Fa rehefa manameloka ny fandraisan'ny emmonat izy fa tsy ny fihetsika mamoafady vitsivitsy nataon'ny miaramila sasantsasany dia anjaranao ny mandika izay. Ny constat personnel aloha dia rehefa malalaka 13 mai dia malalaka koa ny pillage. Izao aloha mety tsy tsapanao fa mbola tsy nisy ninoninona akory teto dia efa nanambara i mgr fa vonona ny hanelanelana. Na ny fialany hanelanelana niaraka t@ rajoelina nanambara fa tsy hanao dialogue intsony, na ny fampiantranony an'i rajoelina amin'izao dia manambara fa tsy neutre izy. Tsy sure aloha zah fa i guy rivo no nanakarama olona handoro ny tranony e. Mazotoa
Aza kivy @ izay lazain'ny hafa ianao, marobe ny olona mandinika , fa tsy entin'ny sentiments fotsiny ka hoe "ENY MOMPERA" foana n'inon'inona lazainy eo .
Ny olona mandinika sy objectif dia mahita fa tsy mety ny ataon'io Mgr io, mahalala katolika maro koa aho mahatsapa an'izany
Taiza no nisy mpanelanelana nametraka condition raha tsy i Odon ? Ny conditions n'ny elanelanina aza efa tsy hita izay hanaovana azy ka izy indray no mametraka
Tsy hitanao ve izay ataony rehetra fa manao izay hialan-dRa8, tsy momba an'io manokana aho, fa @ maha mpanelanelana azy dia tsy mety izany
Ho an'ny mpivavaka angamba dia tsy azo atao ny mitsara azy , fa loza ho an'ny olon'Aa manao ny tsy mety ihany koa
Izao no atao hoe fivavahana entina handrebirebena vahoaka : fifohazana e, monseigneur e ...
17. ari.malala
(
11/03/2009 12:00)
tsisy manao eny mopera isak'izay mandeha eo! am fomba ahoana kosa moa no ifampidinihana raha manao tsy miady tsy miady nefa ny kibay ankelika iany! ahoana fotsiny izao ireny fanamborana an'i Ranjivason teny antranony reny, reny fisamborana avortés isankarazany ireny! raha tena olondratsy itondrana mandat d'arrêt officiel fa tsy raisiraisina otran'ny moka ftsn akory izy ity!
18. xxx
(
11/03/2009 12:19)
ari.malala:

Ahirato ny maso ny ari.malala fa tsy "eny mompera" lava eo a,
angaha tsy nisy porofo ilay nisamborana an'-dRanjivason ?
ianao angaha raha misy manafika dia miandry ho darohana fa tsy mba hiaro tena ? sa dia "eny mompera indray" ? iza izao no tsy mitondra kibay ????
19. endrika01
(
11/03/2009 13:06)
Ny adi-hevitra tokony atao zao de we,mba olona matotra avy ve ny hitondra ny hetahetam-bahoaka,aminio fihaonana io ?Hevitra matotra ve no entina ao?Afaka milaza ny heviny daholo ve reo ho tonga ao?Malalaka tsara ve ny fotoana hamakafakana hanomezana ny valinireo zavatra rehetra ifampidinihana ao?Telo (3) andro ve dia hoampy amzany!Fampihavanana fotsiny ihany ve no atao dia samy vita?Ny lavaka be tao anatinizay andro maromaro zay ve ho voatototra ao anaty ny 5taona?Raha eny mahazahoa ary filoham-pirenena vaovao,raha tsia kosa dia miaraha miasa am filoha ankehitriny miara-manototra izany!Satria raha filoha vaovao no hitondra eo dia hiverina indray ny saritaka hoatrizao.De lasa disika goaka ny firenena.
20. endrika01
(
11/03/2009 13:07)