colonel Noël Rakotonandrasana prend pour un Rambo
21. virjiny
(
11/03/2009 07:52)
samborina ahoana ary ka izy ary en position de force ko,miandry kely aloha fa tsy lasa lavitra izany iny colonel iny
22. patrick2002
(
11/03/2009 14:07)
izay mihintsy no tsy hanekena ny assise national hataony Ravalo ,mila miala izy ,fihatsarambelatsihy fotsiny ,rehefa en position de force ny mpanohitra dia mifona ,manaiky hikaondoha ,fa rehefa miha-kely ny olona eo @ 13 mai , dia halefa ny emmonat homena baiko ,vonoy ,gadrao.
Ka mila miala Ravalo .
Ka mila miala Ravalo .
23. ryhe
(
11/03/2009 17:56)
Ny zavatra tokony ho resahina eto dia ny ahitana vahaolana fa tsy fanenjehana,sy fanaratsina olona no atao,@ maha serasera azy dia tokony mba ho izay no lazaina e!
Hiditra @ resaka miaramila ny tenanay.Maso tsy miangatra fa iaraha-mahita ny zava-misy ao @ tafika malagasy.Ela ny ela fa teto Madagasikara irery vao nahitana izany hoe:Colonel mibaiko General,natao daholo io resaka nomination de grade,sy ny fonction,ary mba iza moa ireo miaramila rehetra nomena galona be sy toerana ambony hifehy ny tafika ireo.Ny olona manodidina ny mpitondra ihany ireo,ka ,mazava ho azy fa olona natao hiaro ny mpitondra zany no dikany.ka na dia efa hita ary ve fa mba misy fahamarinanay ihany ny zavatra takin'ny olona dia mbola ny fitondrana ihany no arovanao,marina fa miaro ny ara-dalana ianao,nefa aoka kosa ho fantatry ny olona fa natao hiaro ny vahoaka malagasy anie ny tafika e!;ka raha mijaly ny olona inona no tsy hiarovan'ny tafika azy ary e!;dia lazaina fa miaraka @ mpanohatra nefa izy ireo raha manao izany adidiny izany.ny miaramila tokony tsy hanao politika ary izay no zavatra tena marina @ miaramila,nefa indrisy fa maika ny ahazo toerana ambony dia lasa manao politika,ka tsy mahagaga raha soloina daholo ny mpitondra ny tafika isaky ny toby misy azy,satry io ilay akamakama e!Ary nisy nilaza fa oe ny colonel Noel no mibaiko ny general,tsy mahagaga iz&any satry izsay ilay zavatra napetraky ny fitondra teo @ tafika ,ka raha mibaiko ny colonel Noel aza atao oe tsy mùety izany fa anontanio ny mpitondra dia hamaly anao izy oe mety izany ka/Ary raha ilaza izy fa tsy mety ny nataon'io colonel io dia mandiso tena izy,satry ny promotion zandriny avy ao @ academi no lasa mibaiko ny promotion zokiny,io ilay napetraky ny fitondrana.kA DIA mahereza ary sika e!