colonel Noël Rakotonandrasana prend pour un Rambo

1. virjiny ( 10/03/2009 20:25)
colonel indray izao no mibaiko beret rouge hono,tsy nisalasala lery manohana an'i tgv,ary nandefa miramaila nihambina ny tranon'i tgv eny ambatobe.Aiza ny tany tandalana e, hiafara ny tany guine bissau io,aza hitako.
novalian'i ryhe ny 11/03/2009 17:56
2. xxx ( 10/03/2009 20:42)
tsy maintsy eny tsiafahy ihany no hiafaran'ela ry colonel an,ny ale fitiavambola no naesika anla hanao ireny fa ny anay fitiavana an'i madagascar no mbola hijoroanay ary tsy hamelanay ny fitondra ho lasan'ny jiolahimboto :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
3. xxx ( 10/03/2009 20:49)
by Nouvelle Constitution @ 10 Mar 2009 La future Constitution de la prochaine République :
Art. 1 : Le pouvoir appartient à ceux qui s'autoproclament
Art. 2 : Les Jiolahim-boto font la Loi à la place des députés
Art. 3 : 10000 voix de pacifiques ne valent pas 100 voix de Jiolahim-boto.
Art. 4 : Les caporaux peuvent se foutre de la gueule des Généraux et du Chef suprême de l'armée
Art. 5 : La démocratie est une question d'ultimatums et de menaces
Art. 6 : En cas de menace sur leurs personnes, les mercenaires, terroristes et auteurs de coups d'état seront protégés par la France.
J'hésite à voter car je parie que cette nouvelle République s'autodétruira en un temps record."

4. fijo ( 10/03/2009 21:14)
indrisy ry tafika,rah ato aizao,naleo ianao tsy nisy akory
5. zenamy ( 10/03/2009 21:21)
mbola menaces hoe 72h indray ny rasily,tena mampalahelo e,ry zareo aza natao hoe manara dalana toa tsy manara dalana,fa voavidy vola sy sns
iza moa no tokony hampiatra ny lalana raha tsy ry zareo?
iza moa no tokony hiaro ny filamina ,sy fanan'olona?tsy ry zareo ve
koa inona no dikan le menace fa tsy mazava :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
6. fijo ( 10/03/2009 21:25)
ehhhhh mahonena
7. xxx ( 10/03/2009 21:46)
na ho ela na ho haingana io colonel io tsy maintsy ho tsarain'ny tantra ,na lany minisitra aza ela tsy maintsy toy ny coutiy ihany no hiafarana
8. fijo ( 10/03/2009 21:47)
mamela ny helony fa tsy hainy intsony izay hoataony.
9. piste ( 10/03/2009 21:51)
Mahonena sady mampihomehy ilaisany. Ireny Ra8 nareo manafatra mercénaire vahiny, mamono olona tsy nisy resaka manaja na tsy manaja Constitaka. Izao indray tairin-dRakolonely vao miwawawa.
Afoizo é,

10. fijo ( 10/03/2009 21:57)
zavatra tsy mitovy ireo.ny filoha raha manafatra mpanofana aratafika,tsy raran'ny lalana ny fanaovan aizany.fa ny tafika kosa,dia natao hiaro sy hanaja ny lalana.ka rah aizoa no mitohy ,tsy misy hilana grady intsony fa izay be sandry de sefo.izay no no tianareo hitranga????manabokona dien'izao,ary sao hiarany eo ka aty no hitaraina
11. zakilinina ( 10/03/2009 22:06)
Marina loatra ny anao anaka (fijo). I Zakilinina reny malalanao ihany ity e !
12. Andribe ( 10/03/2009 22:09)
fananambe ngamba kosa rehefa mipetaka le cheque en blanc tonde voafafa lasa fotsifotsy daholo nany ra latsaka aza :-D :-D :-D :-D lasa rà fotsy
13. zakilinina ( 10/03/2009 22:14)
Tena tsy rariny mihitsy aloha ireny vahoaka nentina nandroba sy nandoro ny RNM ireny kanefa nogadraina tao anatin'ny trano nodorana ê !
14. patrick2002 ( 11/03/2009 00:09)
ka atao ahoana fa rehefa tsy hanao ny asany fa ho saribakoly fotsiny ireo jeneraly maro be ,mivadi-dela vao mahazo vola any @ Ravalo dia izao no vokany ,aleo ny kolonely handray ny andraikiny ,fantatry ny miaramila rehetra izany fa tsy nohajain'i Ravalo ny laharany galona teo @ tafika ,misy general de corps d'armee mbola baikony general de brigade ,zavatra tsy azo ekena izany @ miaramila.
Zao mandray andraikitra ny kolonely mibaiko jeneraly vao hoe tsy ara-dalana .
Aiza ny volany Ravalo amin'izao mandehana indray mandefa mpanelanelana mitondra vola ,eny @ caapsat Mr Ravalo ah!
Hampanantenao Trano tsirairay isaku ny miaramila indray dia milamina ny tanana Ravalo ah! mitohy ihany ny bizna nao amin'izay.
15. virjiny ( 11/03/2009 00:22)
ny miaramila no nato hiaro ny vahoaka sy ny lalana misy ary manaja ny fitondrana misy,jereo tany etazonia na faly ianao na tsy faly tsy maintsy manatanteraka ny baiko ny ambony,mankany irak afghanistan na dia tsy d'accord politique bush aza.F'aiza ny antsika ny.Nahasakana ny doro trano sy vaky trano isankarazany sy ireo karazana habibiana misy eto tana ve ,aiza le tafika e.
16. patrick2002 ( 11/03/2009 00:49)
fa olona mpandroba sy mpadoro trano daholo ve ny teo @ 13 mai ?dia mino ve ianao fa niaro @ fandrobana no nataony EMMONAT t@ herinandro lasa iny ,raha tsy hamongotra ny tolom-bahoaka.
Izao ny vokany ,tsy adala akory ny gasy ka na inona na inona filaza dia fantatry ny malagasy maro anisa fa voavidiny Ravalomanana ny EMMONAT ,ka nanao habibiana ,nahatonga an'i Odon Razanakolona ho vaky vava.
17. virjiny ( 11/03/2009 00:55)
tsy manomeha tsiny anao aho ra patrick a,ny vahoaka lazainao firy sisa eny @ 13mai,dia jereo raha tsy mitovy fijery azy ireo dia ahoana no fiafarany,ny filoha anie no lehiben'ny tafika e,normal raha manome baiko fa tsy voatery hanomeha vola araka ny filazanao azy,
18. patrick2002 ( 11/03/2009 01:25)
homena baiko fa tsy homena baiko hamono ny malagasy mitaky ny zony ,tsy mbola nisy miaramila amerikanina nomena baiko hamono amerikanina tsy mitovy hevitra @ bush t@ fotoan'androny . Tsy nisy amerikanina tonga tany Irak ka tonga dia hamono irakianina rehetra satria ady @ terroriste no hatao.
19. virjiny ( 11/03/2009 07:16)
marina izany rapatick an,terroriste daholo ireny maty tany irak ireny dia faly be,d'accord daholo ve ny militaire amerikana?hikomy ve izy rehefa tsy hanaiky ? :roll: :roll: :roll:
20. mion ( 11/03/2009 07:46)
Efa mazava ange fa resa-bola no namadihan'ireo an'i M/car e.
Ka inn indray no andrasanareo, tokony samborina ireo rasil ireo de executer-na de suite.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1553