Kabarin'Andriamatoa Marc RAVALOMANANA, Filohan'ny Repoblikan
22. tafondro
(
11/03/2009 01:22)
Dray ,aleo aloha hilamina fa manjary manimba ny busy rehetra ry koto sy kala isany a !Avelao ny halatra sy ny famonoana voalohany indrindra ,manaraka ho azy ny sisa avy eo!
23. naritsimba
(
11/03/2009 05:51)
Efa ela ihany ny tenako no namoaka ny zavatra tokony hataon\'ny mpitondra ary nisy moa ireo efa tafaresaka t@ tena saingy indrisy ny nataony ihany no nataony ary ny nampalahelo aza dia nisy t@ ireo olona izay mba tsara saina tao antin\'izao fitondrana izao no nesorina satria tsy nanaiky ilay firaisana tsikombakomba t@ mpitondra. Raha ny lahateny na kabary nataon\'Ingahy Ravalomanana no dinihana sy jerena dia ekena tokoa fa niaiky ny tsy nety nataony izy fa ny tsy eken\'ny saiko dia ny filazany fa @ maha olombelona azy no nahatonga ny tsy nety nataony.
Mba diniho @ maso tsy miangatra ange fa izay manao ny tsy mety rehetra ve izany ka miteny hoe Olombelona ihany ny tena dia hanao ny tsy mety foana. Efa nanoratra teto ny tenako mikasika an\'io ary dia nisy ny nanome tsiny hoe ianao angaha dia tsy manam-pahadisoana mihitsy, ny olombelona tompoko dia mahalala ny azo atao sy ny tsy azo atao fa amiko fanahy iniana ny manao ny tsy mety indrindra fa mpitondra fanjakana na iza na iza.
Mety misy ny tsy faly fa ny hevitro dia efa tokony efa ela Ravalomanana no nametra-pialana.
Diniho tsara ihany koa fa firy t@ fifidianana ben\'ny tanana teto Madagasikara moa no nisehoana hala-bato ary naverina saingy indrisy tsy nisy voasazy ireo nangala-bato satria TIM.Raha olon-kafa avy @ antoko hafa anefa dia haingana mihitsy ny fanaovana ny taratasy mba hanagadrana.
Firy moa ny fanodikodinam-bola nataon\'ny mpitondra fanjakana fa saingy indrisy izay mahasahy miteny no voaroaka @ asany.
Iza no tsy niteny fa tsy mety izao fomba fitondrana izao fa dia tsy nohenoina ny hevitr\'ireny olona ireny fa lazaina fa malahelo toerana, ary matetika aza dia esoeson-teny indray no mahazo izay tsy mitovy hevitra @ mpitodra.
Efa im-piry no nilazana fa mahantra ange ny olona ary misy ireo manankarena tampoka, tsy sanatria anefa tsy mitsiriritra na mialona araka ny fiheveran\'ny sasany azy ny tenako raha mamoaka ny hevitro.
FA raha mpitondra tena Kristiana marina tsy mba manao ny tsy ara-dalana izany.
Mazava izany izao fa tsy nety ny nataony noho izany dia tsara kokoa ho azy ny mametra-pialana.

24. ainaheri
(
11/03/2009 05:59)
Toerana ifandimbiasana io ee,nitondra faisana ra8 teo @ fitondrandratsiraka,d nitarika oul satria nahatsiaro voatohintohina,nefa refa nahazo toerana ingahy rainy(ra8) d tsy tadidiny ny nanjo azy t@ ratsiraka va navaliny t@ zay nisolo ny toerany maire zay tsy mitovo loko politika aminy...Olon'ny bizina ra8 fa tsy tokony atao filoha ny tena marina,tia tena,hory hava-manana,mba alaivo sary antsaina anie nareo ra8iste reo ee,ny STAR zay voatery hangoron'entana nohon'ny etrakatrakin'ny filoha,ary tsy izy irery,tadidio fa io no nahgasy ny gasy,hafa ihany ny mahita produits vita STAR refa any ivelany enao,dia mba nisy nandinika ve nareo reo hoe,atao inn zao ireo mpiasa tao ???? Mandainga le8 ra nanaja ny demokrasia,zany demokrasia zany tsisy sakatsakana,malalaka @ fitenenana sy ny rehetra,ny site web ,radio,tele,aza mihidy ra vo miteny ny filoha kou,zany ve DEMOKRASIA?????
25. endrika01
(
11/03/2009 06:24)
vale:Ny sazy tsy afaka hanarenana ny fahasimbana sy aina nafoy,fa asiana miketrika izy hahatsapany we hay ve hoatrizao ny vahoaka rehefa hikomy e, tena mapiteny ny we tahakizay ihany mba...Ampy hisainany rehetra ny zava-niseho ,am manaraka angamba vao hahay hitolona am-pahendrena ny rehetra !Tsara ny fihetseham-bahoaka mba ahatonga saina ny mpitondra tsirairay izay mitady hatoritory!Ary vao maika tsara lavitra raha hoentina am-pahendrena mba hampandrosoana an i Madagascar,fa tsy hanapotehana izay rehetra misy ao aminy!=D
be menomenona koa ry tgvistes ato anefa inn moa ny manakana an\'i ra8 hanasazy an\'i tgvendrana?? hita fa oul mandika lalam-panorenana izao ka inn indray?? tena oul be fandeferana mihintsy i ra8!! :^) :^) :^)
26. endrika01

27. ravatorano
(
11/03/2009 06:27)
tena marina fa olon'ny fanaovana bizina ravalo fa tsy tokony nitondra firenena nefa voatery ihany izy satria nilain 'ilay bizinesy ilay fahefana saingy diso nanararaotra loatra ranamana sady koa tsy mba nahay nanitsy fihetsika ny fitondrana ny fanjakana fa diso be marenina loatra hany ka izao no niafarany nanjary nalemy ilay fitondrany :wink:
28. xxx
(
11/03/2009 07:20)
"Satria isika mandala ny demokrasia, dia zava-dehibe ny fanajana ny Lalàmpanorenana. Masina ny Lalàmpanorenana, ka tokony hohajaina. Ary mbola averiko eto indray fa efa nanao fianianana aho fa hanaja ny Lalàmpanorenana toy ny anakandriamaso."
amiko zany, ny fitenenana foana an'io lalampanorenana, sy ny demokrasia io, tsy tokony atao ntsony é. tsy nanaraka an'zany hatr@ volohany izy. fa satria moa filo(u)ha izy, dé nekena hatr'zay.
Holazaiko aminareo ny tena ato am-poko. Am-panetretena lehibe no anaovako izany. Tiako ho fantatrareo raha nisy tsy mety nataoko. Izay no maha olombelona, nefa soa lavo hahay hamindra. Raha misy heverinareo fahadisoana nataoko, dia raisiko ho andraikitro izany. Ho anareo izay mahatsiaro fahatezerana, azoko tsara ny fahatezeranareo. Miara ory aminareo aho, ary tsapako ny fangirifirianareo. Tiako ny milaza aminareo fa vonona hihaino anareo aho, ary manome toky aho fa handray fepetra hitady vahaolana amin’izay zavatra itarainanareo.
io matetika dé fitenin'ny olona miseho ho mpivavaka. jereo ngé é, refa tratra ny mpitandrina, fa nanao sipa ohatra, na lé nanaodina volam-piangonana, dé mifona eo anatrehan'ny mpiara-miangona fa oé olombelona ka mety diso. zany V no mpitandrina mitondra fiangonana???
asa ré, fa dé aoka samy handinika isika

29. evev
(
11/03/2009 07:33)
Tena olona ketrina sy kely saina daholo amiko ireo izay manaraka ny TGV, izany ilay hoe tsy mitsinjo ny vodiandro merika fa ny anio ihany no hita.
Efa zatra gaboraraka sy lalakitakisoa loatra ny vahoaka malagasy ka tsy ho tafarina intsony. Nosimban'ny frantsay izay tena con mitsy ny toetsain'ny Malagasy, zatra tia kely loatra. Rehefa tsy mande itsony ny bizna ho an'ny businessman sy ny mpiasa-panjakana zatra mandray tsolotra de mipapapapa daholo fa lazaina ho dictateur ny mpitondra. Manao ririnin-dasa tsy tsaroana, fa tsy mba manao an'ilay foto-pisainana hoe aleo mihinan-kely toy izay mandry fotsy. Tsy tsaroana intsony ny crise-na vary rehefa hasara ny andro satria hangonin'ny mapanambola @ maintany ny vokatra de rehefa tonga ny hasara de 500000 ny gonin'ny vary. Tsy tsaroana intsony ny miditra biraom-panjakana vola no miasa na hatramin'ny mpiasa kely tsy de mankaiza ka hatramin'ny olona ambony. Izay no hilazako fa kely saina sy ketrina daholo ny TGVISTE

30. xxx
(
11/03/2009 07:59)
evev::lol: :lol: :lol: :lol:
Tena olona ketrina sy kely saina daholo amiko ireo izay manaraka ny TGV, izany ilay hoe tsy mitsinjo ny vodiandro merika fa ny anio ihany no hita.
Efa zatra gaboraraka sy lalakitakisoa loatra ny vahoaka malagasy ka tsy ho tafarina intsony. .............. Tsy tsaroana intsony ny miditra biraom-panjakana vola no miasa na hatramin'ny mpiasa kely tsy de mankaiza ka hatramin'ny olona ambony.
ary enao zany tsy mbola nanao passport ngamba, ao an, vo mditra enao, d misy mitaty, d 50.000fmg, dé virta veti2. 4h max. raha ara-dalana dé 1andro. ka moa V ny bianco zany niasa? inn zany no ilana ny bianco? mpiasam-panjakana ngé reo é, polisy daolo ngé ny ao é? tgviste V zany ny polisy, ka mandray tsolotra? fa enao aloha aiza é? so dé any andafy any, ka tsy mahalala ny realité eto @ tanàna???
31. andrywui
(
11/03/2009 08:13)
hoy ry lerony ::
tsa misy hevitra koa zany fa de mionona ! ze te ampiononina de milazà !!
VAVAN'NY MATY AN-DRANO IZANY RA8 A!!!, KOBAKAM-BAVA . EFA ELA NO TOKONY NANAOVANAO IZAO KABARY IZAO , FA NDRISY MOA FA BE MARENINA IANAO. RAHA HENDRY IANAO SY AKAMANAO DIA MANOMANA NY EXILE NO ATAOVY Miverina ery ambony
5. Mpandefa : xxx
Lohateny : Re : Kabarin'Andriamatoa Marc RAVALOMANANA, Filohan'ny Repoblikan
namono olona tsy nahalala maty, taraiky lotra ra8 an! tara loatra...miresaka demokrasia le ranamana,nefa fanapenambava no tena talentany...miala sisa no vahaolana eh!
tsa misy hevitra koa zany fa de mionona ! ze te ampiononina de milazà !!
32. endrika01
(
11/03/2009 12:18)
xxx:Andraso alou zah hanelanelana eo am resaka passport sy tsolotra,io miankina amzay maika sy tsy mahandry tatana de manome kely de mangoraka ny polisy de manome,ny mahalala ny rariny de manara-dalana,za klou laingalainga fa tena tojo polisy tsotra ,mahay mandray vahiny,ary manoro lalana ny mpiray tanindrazana.Tonga aho ny maraina tam8 ora teny Anosy,avy any Bira io,tsisy fantatro ny tao,efa niova,niherikerika teo,nanantona ny polisy 1 nanontany,nanondro sy nanampy hatraminy farany,nivoaka hariva ny passport-ko satria tao ny commisaire!Taminy 4ora no vita!Mbola narahiny we Soavadia e,tsy haiko ze anarany fa masiasiaka endrika zay izy,nefa tena manam-panahy!
evev::lol: :lol: :lol: :lol: ary enao zany tsy mbola nanao passport ngamba, ao an, vo mditra enao, d misy mitaty, d 50.000fmg, dé virta veti2. 4h max. raha ara-dalana dé 1andro. ka moa V ny bianco zany niasa? inn zany no ilana ny bianco? mpiasam-panjakana ngé reo é, polisy daolo ngé ny ao é? tgviste V zany ny polisy, ka mandray tsolotra? fa enao aloha aiza é? so dé any andafy any, ka tsy mahalala ny realité eto @ tanàna???
Tena olona ketrina sy kely saina daholo amiko ireo izay manaraka ny TGV, izany ilay hoe tsy mitsinjo ny vodiandro merika fa ny anio ihany no hita. Efa zatra gaboraraka sy lalakitakisoa loatra ny vahoaka malagasy ka tsy ho tafarina intsony. .............. Tsy tsaroana intsony ny miditra biraom-panjakana vola no miasa na hatramin\'ny mpiasa kely tsy de mankaiza ka hatramin\'ny olona ambony.
33. endrika01
(
11/03/2009 12:19)

34. ravonjison
(
11/03/2009 15:38)
EVEV : miombon-kevitra tanteraka @ voalazan ' i EVEV aho , saingy ampiako kely ireo hevitra.
RAVATORANO : fantratra fa olon¨i bizina Ravalo, tsy kilemaina izany , vao maika tena tsara mihitsy. Ny fomba fampandrosoana anie miankina tanteraka @ varotra sy fahaizana mitady vole e, izay no tena ilaina. Ka i Ravalo maharaka an¨io tsara, fantany tsara ny fikafika rehetra sy ny tokony hatao rehefa mifampiraharaha @ vahiny sy ireo olona manararaotra @ varotra ( oh: fanangonam-bary).
NARITSIMBA: tsy tokony hametraka fialana izany Ravalo e. Ny fifidianana ihany no tokony hanala azy. Raha hiala izy @ izao dia faly dia faly sy tanteraka ny sitrapon ' ireo olona izay ao ambadik ' i Andry. Tsy tokony hoadino fa i Andry dia saribakoly fotsiny.