Manao fanambarana ny Filoha Ravalomanana

1. tsinjo ( 10/03/2009 11:08)
mihaino sika o^o
novalian'i peta83 ny 10/03/2009 13:29
2. tsinjo ( 10/03/2009 11:18)
Mbola manamafy izy fa Filoha , mendri-piderana fa tsy manipy gan na efa eo ambaravarana aza ny vava-basy ary tsy misitri-belona ohatra an'i Andry =D> =D>
3. xxx ( 10/03/2009 11:27)
zay letsy bainn lé oé mankahery tena a!

aiza zao lé oé ampianaro izy? hay nedala no diso, zao vo mody miaiky ny fahadisona,
d atsipy @iza ndray ny fahadisona zany zao?? :lol: :lol: :lol:
4. rixes ( 10/03/2009 11:33)
tsinjo:

Mbola manamafy izy fa Filoha , mendri-piderana fa tsy manipy gan na efa eo ambaravarana aza ny vava-basy ary tsy misitri-belona ohatra an'i Andry =D> =D>

ka very doly ireo harena be ireo raha vao miala

:-D
5. tsinjo ( 10/03/2009 11:36)
efa fantatra hatramizay ane fa izy mitsamy no diso e , fa ny vahoaka no mety atao fitaovana e, fa na izany aza alo tsy mitsoka ady ny Filoha e :-D
6. tsinjo ( 10/03/2009 11:38)
rixes tsy ampahafiry ny efa fananany ra ze io e
7. essera ( 10/03/2009 11:45)
tsinjo:

rixes tsy ampahafiry ny efa fananany ra ze io e


Io fandranitan'lisany io ihany no hahalava an'ity crise ity. Efa betsaka izay ady sy fifamaliana sy faty olona izay ka tsy efa fotoana mba ifamelana heloka ve zao e ?

Raha misy ny hiderako an dra8 na ts miandany aza aho dia efa mi-reconnaître izy hoe nisy diso ny nataony. Dia inona indray no mbola tadiavina ry zama !!!
8. rixes ( 10/03/2009 11:45)
na manana tahakin'i inona aza ny olona iray marary foana refa anesorana kely .
9. tsinjo ( 10/03/2009 11:50)
essera > tsy mandranitra lesy za fa mba maneho ze fantako kely a

rixes > ka zareo samy manana iany no mifanaisotra ao kou aza lery no tsy harary fo 8O , zareo samy manana iany no mbola te hanana fa tsy mirara anay madinika zany , efa fantatra io :roll: :lol:
10. xxx ( 10/03/2009 11:52)
ndrisy mantsy, rehefa niala lay ministra defense, zay vo nahatsiaro ny fahadisoany zama?
rehefa B ny maty, zay vao nahalala nifona?
zay zany no vidin'io seza io? vidin'ny sommet afrikanina? vidin'ny fampianarana an'i andry tgv?
11. tsinjo ( 10/03/2009 11:57)
mbola tsy tonga ny tanjon'i Andry , ny ialan'ny Filoha ravalo am toerany , vao maika ary izy nanamafy ny maha filoha azy :-D :-D , rovina ary vo tapitra ty film ty kle
12. mion ( 10/03/2009 12:19)
Efa oe tsy niala indray hono ny Minisitra e, Mbola minisitra foana leri, ra miala eo io de raisiko ny fibaikona
13. xxx ( 10/03/2009 12:23)
hiandry faty olona be vao hiaiky tena ho diso?
Eny e reefa mba niaiky aloha izy de efa tsara fa tsy nihizihizy fotsiny teo, efa fahendrena daholo zany. :wink:
14. ratavao ( 10/03/2009 13:15)
Ny ratsy fanahy dia ho aringan'Andriamanitra e!
15. peta83 ( 10/03/2009 13:29)
Fa ina kay zao mitranga ankehitriny zao.Ity ngamba lay nolazain'ny baiboly.
Miambena ianreo fa manomboka ny farany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0613