ny andr avion ny an i andry tgv

1. Andribe ( 09/03/2009 09:34)
Dia hono hoa ny vahoaka zany mandeha in mandeha tongotra dia raha miampita ranomasina
iza no mande kokoa amireo
raha mande avion miampita ranomasina ve??
raha mande tgv miditra ambany ranomasina ve

:-D :-D :-D :-D :-D
aleo maka taxi
novalian'i ratavao ny 09/03/2009 10:47
2. ratavao ( 09/03/2009 10:47)
TSY ALEO VE MANGINA REHEFA TSY MAHITA AMBARA E! EFA TSY HITA INTSONY IZAY HO LAZAINA DE MIREDIRERY SISA Ö INONA NO IDIRAN'ITY ZAVATRA LAZAINAO AMIN'IZAO MAHAZO NY VAHOKA IZAO! TSY AVION HOTAINGENANA MHITSY NO TADIAVAINY RAHA MANAN-TSAINA ENAO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1446