ANDASO KELY IANY KALONY FA HO AVY E! TENENO RAHERY

1. andrywui ( 09/03/2009 08:17)
Lazao sefo Rahery ry zalahy fa ho avy oe ny henjana fa ho azo oe ny Fandresna ry sefo a!! ka aza misosoka alelo tsony oe de hitondrako ro patsa kely any sefo a !! ha aha aha aha aha
novalian'i ratavao ny 09/03/2009 08:40
2. Andribe ( 09/03/2009 08:21)
RESY NGA RA HERY ???? :-D :-D :-D :-D
3. xxx ( 09/03/2009 08:36)
Gasy efa tsy fanao ianao ndikindren'ity ny olona toandry lerony tony no tsy mampivotra ny gasy dia eo divondrenity dia miady amin'ny rahery fotsiny eo , tsy mahavita manao zavatra toa azy akory dia ny handrava ihany , divon'anabavin'ty
4. ratavao ( 09/03/2009 08:40)
Izay miteny ratsy ihany no resy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0524