Fa maninona no manao be sofina. Milamina isika ?
1. essera
(
09/03/2009 06:09)
Salama daholo ry malagasy namana,
Ireto no zavatra nitranga :
- Nivory ireo officier sy sous-officier teny Andohalo tamin'ny asabotsy.
- Ny alahady folakandro, nanao démenti ny avy amin'ny présidence nilaza fa tsy misy ny fieritreretana hanafika na haka fitaovam-piadiana ao amin'capsat.
Mbola hilaza ihany ve ny fitondrana hoe milamina ny tany, na hoe efa nampandrosoana ny filaminana. Matoa nisy io fihetsehan'ny miaramila ireo dia tena efa misy tsy mazava intsony. Na proTIM ianao na proTGV dia sarotra kosa ny hino hoe tsy nisy zavatra niseho tao amin'ny tafika. Afaka milaza ianao hoe mutinerie fa matoa nivory izy ireo dia efa misy antony lehibe ao.
Maninona no afenina tsy ho hitan'izao tontolo izao fa misy vaovao miseho maro censuré. Maninona tompoko ao amin'ny TVM no toy ireny tsy misy zava-miseho ireny eto Madagasikara fa mbola ranitina amin'ny vaovao fampandrosoana, tetik'asa etsy sy eroa. Mba mieritrereta ihany tompoko fa rehefa manao be sofina sy be loha loatra ange ka tsy olona ao an-trano intsony no hikomy fa ity EFA FIRENENA E.
Hiverina amin'ny revolisiona sosialista sy kaominista ve isika ?
Sao dia mba efa fotoana tokony hahatongavana saina re izao re olona na ra8 na i andry.

répondu par mion le 09/03/2009 08:58
2. ratavao
(
09/03/2009 06:23)
Ny vahoka anie efa no tonga saina rehefa notarihan'i Andry e! Fa niniana nopotehina sy ataon'ny mpitondra toy ireny vady aman-janany ao an-trano ireny, tsy maintsy manao an'ity de ity sy mihinana an'ity de mihinana. Hany ka mitrotra ny vahoka sy ny miaramila. I Ravalo kosa angaha taitra amin'izany fa ny ataony ihany no ataony
3. essera
(
09/03/2009 07:59)
Fa maninona raha mba asiana ady hevitra ry zalah pro ra8. Na mba hamoahana solution ihany aza.
Mangina ianareo zany a.
Mangina ianareo zany a.